mapahalala ny tenako aho

Aller en bas

mapahalala ny tenako aho

Message  Trias le Ven 28 Mai - 16:15

keiz doly!

Efa ho telo herinandro angamba no nahitako ity lien ty, fa zao za vo nahita we afaka manolotena kay. Sendra nitady texture baolina za no nahitako ity lien ity fa tsy nisy nanoro akoury ( sanjila be)

-Ra ny momba ana ndray de Trias na HHH no pseudo hoentiko fa HALIJAONA Heliniainandriana Henintsoa (Rahents) no afaka iantsoana ana, tia mikitikitika lozika mikasika ny infographie, na 2d na 3d ( photoshop, illustrator, after effect, A première, 3dsmax) , fa ny 3d no tena reveko.
-Ny 3dsmax manokana: nampian-tena za tsy mbola mahay animation sy texture firy, fa ny modélisation sy ny rendu no efa mahay kely , efa misy zavatra kely vita ao anaty galerie ao: http://telovongany.forumperso.com/gallery/3D/garage3-copy-pic_59.htm

Maniry ny hifampizara traikefa sy fahalàlana amnareo ny tenako
mlay ty site ty rzalah bounce
avatar
Trias

Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  ratsy le Ven 28 Mai - 16:58

tongasoa eto am telovongany
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  gasscreative le Ven 28 Mai - 23:21

tongasoa trias, de ataovy bobaka le sary angalana fihiny
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  Sedramahefa le Jeu 3 Juin - 17:43

Arahaba!
Tena milay le zvt nataonareo ao @Gallery !
avatar
Sedramahefa

Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  Trias le Jeu 3 Juin - 21:11

misaotré eh!
avatar
Trias

Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  kapla le Ven 4 Juin - 19:33

gasscreative a écrit:tongasoa trias, de ataovy bobaka le sary angalana fihiny

ie d atovy bobaky mintsy ny sary jerevana ehhh mba angalana fihiny marina
avatar
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 28

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  Manga le Mar 29 Juin - 17:21

Tongasoa ato @Telovongany ô!!! ^^
avatar
Manga

Messages : 20
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 35

http://harisolo.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  Trias le Mer 7 Juil - 14:49

tratrasoa ato am telovongany o!
avatar
Trias

Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  tlt le Jeu 2 Sep - 14:01

tongasoa eto izany e
avatar
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://tlt.box.mg

Revenir en haut Aller en bas

Re: mapahalala ny tenako aho

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum