Ts maay manao boribory hono e!!!!
Page 1 sur 1 • Partager •
Ts maay manao boribory hono e!!!!
Slu dôlo e!!! Za ry zareo mba omeo sopapa kely... za mianatra Max fa za mbola debutan....mbola tsy tonga lavitra zaay fa ny anà somary avancévako... Ny pb-ko: editabl poly le iz.. le zavatra ts haiko refa manao n modelisation de misy forme boribory tampoka eny afovoanin'ny le objet..ohatra manambotra touche-na telephone a d le touche direction-ni le iz boribory. Ny tena eo afovoany nanaovako bolean(@ cylindre) d naveriko poly editabl ndray le iz(tô miharats le iz satri lasa mis arete ts niriana zany no lasa mipoitra miaraka amin-le boribory d lasa hita b any @ rendu)....Eny antsefatsefany mis boribory(arc zany ra n tena marina) mitambatra amin'ny mahitsy zay d ts fantatratro amin'izay ny fomba ahazoako anlé forme arc...Ny ao V ts mis hoatra ny @ spline le hoe get spline sy le get shape (loft mo le iz?)satri le iz tena ts fantatro mints n manao azy...ok merci r zàlà Efa ts andriko n valiny avy any aminareo....
RAS- Messages: 5
Date d'inscription: 02/07/2010
Age: 25
Localisation: Antananarivo
Re: Ts maay manao boribory hono e!!!!
Tena tsy de azoko loatra le fanontaniana, mety za le tsy mampiasa max koa angamba, fa raha ny fahazoako azy de na biseau no tadiavinareo (chamfrein) na le tena modelisation organique ihany, tsy haiko aloha m max fa raha biseau de selectionner-na fotsiny le arrete de asiana biseau, raha le tena modelisation organique mihitsy indray de na enao miainga am cube de lisser-na de ampiana cut arakaraky ny ilavana azy, na tonga de miainga plan de extrude extrude be debe
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Re: Ts maay manao boribory hono e!!!!
Alaivo sary hoe le izy hojerena? raha tsy hita manou mety valiny diso no omena an'ise
1) ny mahatonga ny boribory matetika raha resaka geometrie dia ny surfacin'le objet tsy conforme na tsy mitovy hery ny face ananany ohatra le division anle objet misy care kely sy ngeza.
2) ny mety hahatonga anazay koa dia ny objet tianao ho "lissena" tsy manana point de controle na lasa lavitra loatra ny smooth nataonao dia lasa maty le rirany.
ny fialana @io olana io matetika mampiasa "smoothing groups" samihafa, na refa manao smooth dia aza alebiazo ilay angle de jointure (par defaut le izy 45degree fa ataovy 50 na 65 any)
fa alaivo sary aloa d hita ny atao azy eo e

Lé iz ry zareo touche-na téléphone, fa @ manaraka alaiko sary lé iz d hitananreo tsara ny tena fandehany. Aleo aloha hazavaiko ndray mandrapiavian'ny sary mba hazava kokoa. Hitanareo eo @ téléphone, @ touche de direction(navigation eo ambonin'ny pavé numérik) matetika lé iz no boribory, iny nampiasaiko boolean d ts maninna angamba iny, fa lé pavé numerik mints somary misy milatsaka zay(courbé ny eo afovoany eo @ touche 2, 5,
. Nanao départ spline aho fa tena mis ts mlamina mints lé iz fa ts met connectena ndray lé vertice refa avy eo.
Zao angamba no hitako hoe azonareo anampiana ahy:ahoana ny ataoko mba ahafahako mampitambatra spline anankiroa fa tena ts met mints lé iz!(nampiasa weld aho, ts met, nampiasaiko ndray ny target weld d mbol mêm pb) Refa affichevako n vertice d mbol hita lé iz hoe ohatry ny natao fusion fotsiny fa ts soudé. Rehefa atao amzay ny extrusion d ts mvoaka mints n face sasany stria lé iz ts fermé....Very a!!!!
Aleo @ manarak alefako lé sary d ho hitanareo eo fa merci eeee!!! (fa atao aiz mo lé sary, any @ galérie V? Ts mis toerana hafa V fa lé iz lasa mandratsy tanàna kooooooooo!!!!! hihi
Zao angamba no hitako hoe azonareo anampiana ahy:ahoana ny ataoko mba ahafahako mampitambatra spline anankiroa fa tena ts met mints lé iz!(nampiasa weld aho, ts met, nampiasaiko ndray ny target weld d mbol mêm pb) Refa affichevako n vertice d mbol hita lé iz hoe ohatry ny natao fusion fotsiny fa ts soudé. Rehefa atao amzay ny extrusion d ts mvoaka mints n face sasany stria lé iz ts fermé....Very a!!!!
Aleo @ manarak alefako lé sary d ho hitanareo eo fa merci eeee!!! (fa atao aiz mo lé sary, any @ galérie V? Ts mis toerana hafa V fa lé iz lasa mandratsy tanàna kooooooooo!!!!! hihi
RAS- Messages: 5
Date d'inscription: 02/07/2010
Age: 25
Localisation: Antananarivo
Re: Ts maay manao boribory hono e!!!!
RAS> sopapa kely!! adinohy any zany modélisation par spline zany!!
a a a, tena sérieux, rah mbola modélisation géométrique de ataovy editable polygone foana fa aza mandany fotoana @ spline zany.
Tsy haiko na izao na tsy izao ilay tian'ialahy atongavana fa indro misy fombafomba kely hanaovana an'le touche:........
1- Crée un cylindre (si la touche est ronde)
2- Ajoute des ségments au cap (cap segment =3)
3- Convertis le en editable polygone
4- sélectionne le vertex du milieu
5- active le soft sélection et règle le falloff et le bulbe pour qu'ils affecte les vertex du top
6- Tire ou pousse suivant que tu veux que la touche soit bombé ou creux.

7- selectionne en edge loop les arrêtes du bord et chanfreinne les un peu.
8- Ajoute le modificateur meshmooth avec une itération de 1 ou 2 et basta!!!!

Si tu veux que la touche soit ovale au lieu d'un rond, fais en un scale non uniforme suivant un axe (X par exemple)!!
Ho an'ilay touche de milieu ndray:
Fahazarantsika mints refa manao modélisation ny manao an le objet ho mesh 1!!!
Erreur!!! tsy voatery, fa afaka atao samy hafa ilay touche de direction (ohatra oe cube) de hafa ilay boribory eo ampvoanny (ohatra sphere)!

Ngamba mety mahavaly ny fanontanian'i RAS!!

gasscreative- Messages: 462
Date d'inscription: 16/02/2010
Age: 28
Localisation: Antananarivo, Madagascar
Re: Ts maay manao boribory hono e!!!!
merci ry zalà!!!!!!!!!!!!! Tsy de hoatr'izay aloa ilay iz fa misy sopapa azoko kosa tamin'iny. Msaotr betsaka amin'ny fifanampiana!!!!!!!!!!!
Ho vitaiko ilay izy de eo @ semaine ambony eo angamba hitanareo!!!!!!!!!!!!!!tiko B lé iz fa miezaka manome fanampiana daholo ianareo... Gran marciiiii!!!
Fa ity misy probleme tena mahasosotra anà @ lé mental ray; rehefa manao rendu za de misy carrés maintimainty @ lé rendu nefa raha atao scanline de ts misy pb akory ilay izy, inona kay ny mahatonga an'izany??de inona no solution?
Fa ity misy probleme tena mahasosotra anà @ lé mental ray; rehefa manao rendu za de misy carrés maintimainty @ lé rendu nefa raha atao scanline de ts misy pb akory ilay izy, inona kay ny mahatonga an'izany??de inona no solution?
RAS- Messages: 5
Date d'inscription: 02/07/2010
Age: 25
Localisation: Antananarivo
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum