Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-40%
Le deal à ne pas rater :
-40% sur le Pack Gaming Mario PDP Manette filaire + Casque filaire ...
29.99 € 49.99 €
Voir le deal

Matos milay hanaovana 3D eto Dago

+4
Zouzou3d's
ratsy
gasscreative
Poumpouny
8 participants

Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Mar 16 Fév - 14:15

Miverina matetika ny Fanontaniana hoe in no matos milay hanaovana 3D.
Mazava ho azy moa fa ny 3D dia mitady tanjaka be de be tokoa.Raha ny Raitra indrindra any ivelany aloha hatreto (marihina fa matos grand public no resahina) dia ny Mac Pro 8 core version 2009. Misy frequence maromaro izy ary miatomboka amin'ny 8x2,26Ghz. 6GO ny RAM de base ary Nvidia Geforce GT120 512 Mo Ny carte Graphique miaraka aminy. Marihana Fa Intel Xeon ny proc ao aminy ary tafakatra hatrany amin'ny 8x3,3Ghz ny frequence raha mividy an'ilay version 3Ghz enao ka Turbo-Booster-na, izany hoe any ho any amin'ny 26,4 Ghz any zany ny puissance de Calcul-nao Shocked. Miampy ny Hyperthreading izy zany de lasa 16 core virtuelle, izany hoe mahita carre kely anaky 16 enao rehefa mana rendu Vray!!!
Raha ny prix-ny indray aloha de mbola sarotsarotra amintsika Malagasy ihany eh satria eo amin'ny 3 300 USD eo no eo io config de base eo ambony io. Izany hoe any ho any amin'ny 35 Millions any Laughing.

Sinon tahorian'ny fivoahan'ny Proc intel I7 dia amiko tsaratsara kokoa ny mananga PC a base de I7 roa izay rehefa atao ny kaonty dia mitovy vidy amin'ny Mac 8 core.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Jeu 18 Fév - 21:46

matos eto dago zao no resahina de efa nangataka proforma na i7 ah tao am suprem fa 16M fmg ny UC fotsiny, avec config otran zao: proc intel i7 920, carte mère gigabyte tsy haiko tsony oe firy fa le misy refroidissement liquide be le CM, RAM 2Go (fotsiny) DDR3 fa azo ampiakarina 24Go (6 slots), Carte Graphique mbola Gforce 9800 GT 1Go, de dur tsy tadidiko na 500 na firy. Boitier 750W vo mazaka an le izy!! Bref nangitakitaka ah fa quand même 16M ...... Mahazo anakiro ah zany au lieu de mividy Mac.
Fa grav be lety le différence de calcul a!! sur mon quad je fais le rendu d'une image complexe à 2mn, alors que le même rendu sur mon bon vieux P4 3Ghz tourne à 12 à 15 min environ. Et dire que j'y travaillais dessus depuis plus de 5 ans. Sad .
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Jeu 18 Fév - 21:54

ra vidina mitokana le processeur de 900.000 Ar, le CM ko otratr'izay
Mis carte grafique QUADRO ko aza ao 4Go. afaka hanaovana Quadruple ecran!!! manodididina ny 4M fmg any ko, bref mbola tsy takatr'isika gasy le matos bomba e!!
Fa le oul mividy an reny nefa eot de juste hanaovana jeu fotsiny!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  ratsy Ven 19 Fév - 12:05

tena raovina vao ahazo matosy matanjaka be za le Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Zouzou3d's Ven 19 Fév - 15:16

Ny tsy tokony adino koa angamba ry zalah de ny scaner na au moins appareil photo de ny crayon ,crayon de couleur na feutres sy stylo miampy ny papier na cahier de dessin.

Tena ilaina ihany reo ra tena hi travy an le zavatra manana vongany telo, ny gaoma aza adino an Razz tongue

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Ven 19 Fév - 15:37

Ny zavatra iray zay tena ilaina be koa (raha ampy ny ho enty manana)dia tablette graphique. Sady mahasolo ireo zavatra tenenin'i zouzou eo ambony ireo ankoatry ny App Photo na sacanner. Indrindra moa fa rehefa hiditra texturage mba avancéé kely. Ny blem kely fotsiny de tsy mahita mpivarotra mihitsy aho eto amin'ny tanana. Marihina fa ny Wacom Bamboo dia manomboka eo am 69 Euro eo de efa mahazo. Ireo marika hafa aza mbola mora lavitra fa zany hoe ny durabilité-ny no blem indraindray. Matetika koa ireo tablet ankoatry ny wacom dia mila pille ny stylet de mazava ho azy fa tsy pratique.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Ven 19 Fév - 16:36

raha manana 2000€ de wacom cintiq no milay!! Very Happy tonga de sady ecran le izy!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Ven 19 Fév - 20:05

Ty misy list de performace matos maromaro. Cinebench R11,5 no nanaovana azy. Le Colone Rendu no Score CPU de le colonne Open GL no score Carte Graphique.

Cinebench score

Jerijerevo ao fa misy hatram P4 tsotra ao.

Raha te hanandra ny anareo ianareo dia afaka mi-telecharger cinebench ATO
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  maboule Mar 2 Mar - 21:16

zay zany le hoe miandry fa gasy ! miandry zay hidinany matos bomba be ! miandry rehefa anao rendu am le p4

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Soso-kevitra ho an'ny tsy manam-bola

Message  rakoksa Ven 12 Mar - 17:04

Soson-kevitra ny ahy : raha samy handany vola ihany dia aleo mandany vola @ Carte Graphique. Ny antony dia tsotra :
1 - ny resaka informatique graphique dia mampiasa betsaka ny 'nombre en virgule flottante', kanefa vitsy kokoa ny unite de traitement an'izy io ao anaty CPU (processeur principal) toy izay ny ao anaty GPU (processeur graphique) [Tena misy difference lavitra be mihitsy - tsy eto amiko ny donnees dia tsy afaka manome isa mazava aho].
2 - manaraka izay dia miankina betsaka @ tanjaky ny GPU ny lozika fanaovana 3D rehetra na dia eo aza ny CPU.
3 - mitovy ihany ny architecture GPU grand public (mora sy natao ho ana Jeux) sy ireo GPU professionnel (lafo be fa natao ho ana CAO ...) fa saingy resaka bande passante no tsy itovizany (manatombo lavitra ny professionnel), izany hoe raha hanao rendu ianareo dia mety manatombo kely fotsiny ny fotoana lany raha mampiasa GPU grand public mitaha @ GPU professionnel. Ny tombony iray ho an'ny GPU professionnel koa dia efa tena optimise ho an'ireo lozika CAO (CATIA, DS MAX sns).

Ialako tsiny fa tsy eto ny chiffre fampitahana ka tsy afaka manaporofo ny tenako.
Tolo-kevitra raha hividy carte graphique :
Ny tanjaky ny GPU no mitondra azy fa tsy ny RAM graphique akory (tsy hoe rehefa be RAM ny carte graphique dia mandeha kokoa mitaha ny kely RAM). Raha tsy mino ianareo dia ataovy andrana ity : milalaova jeux CRYSIS dia carte GeForce 9300 avec 1 Go (na DDR5 aza) aloha ampiasaina de rehefa avy eo soloy GeForce 9800 GT 256 Mo (na DDR3 aza) dia ho hitanareo eo ny tena difference fa tsy miteny ny 9300 io.
Ny anton'izany dia tsy mitovy ny isan'ny unite de calcul ao anatin'ireo GPU 2 ireo ary ny RAM an'ny carte graphique dia matetika hasiana Texture fotsiny no tena ilaina azy (hatram'izao aloha fa mety hiova any aoriana any).

Ireo rehetra ireo no natolotra rehefa nanao fikarohana kely ny tenanay sy nampihatra ka nahatsapa izany.
Mazotoa mividy carte graphique isika kely vola fa ataovy tsara fotsiny ny boite alim. hi hi hi

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Ven 12 Mar - 19:02

rakoksa> misaotra betsaka tam fanazavana fa manatombo be ny fahalalanay izany. (izay zavatra mbola tsy fantatro alo atreto). Hitady fika ndray am zany resahinao sy i spectroplasm zany ndray oe ny GPU no manao rendu. Ny fahalalako azy mantsy de resaka rendu temps réel ihany no tena ilaivana le Graphic.
Milay e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Ven 12 Mar - 19:26

Marina be ny tenenin-drakoksa fa fotsiny misy tiako tsindriana kely. Ny CPU amin'izao fotoana izao dia mbola 8 coeur ihany no maximum misy, ny carte graphique kosa raha haka ohatra fotsiny isika hoe ge-force 9800 GT dia manana coeur tsy latsaky ny 256. Ny blem kely de izao ny CPU dia tena autonome daholo ny coeur tsirairay izany hoe raha manao rendu image am vray izany de raha vo vita ny rendu am bucket anakiray dia mifindra avy hatrany eo am bucket manaraka ny cpu, ny GPU par contre raha tsy diso aho de mandeha paquet de 16 Coeur, izany hoe le 16 coeur no indray manao an'ilay bucket anakiray, maka part kelikely avy zany donc raha tsy vita tanteraka ny bucket iray na de hoe coeur iray aaz sisa no mi-traine eo de tsy maintsy miandry azy daholo ny coeur 15 ambiny. Izay aloha blem iray. Ny faharoa de ity ny mbola sarotra be ny midev moteur de rendu GPU tena mi-correspondra am scene rehetra, otran'ny and-dra spectroplasm zao le extensio mental ray-ny presque otran hoe mi-dev foana par scene satria ny GPU dia brute de force be fotsiny fa ny resaka polyvalence de mbola resin'ny CPU aloha hatreto. Farany ny ankamaroan'ny moteur de rendu aloha hatreto dia mbola a base de CPU daholo, Max 2011 izao, izay mbola am volana aprily vo mivoaka no mbola mi-integer moteur de rendu hybride, izany hoe sady mampiasa GPU (rehefa mbola takatry ny lohan'ny GPU) no mapiasa CPU rehefa sendra calcul tena complex izay tsy voatery hoe mila tanjaka.
Hevitra hitako tam forum maromaro ireo, mety misy diso fa anjaran-tsika mo mi-recouper. Mino fotsiny aho fa tsy latsaky ny 60% kosa marina.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Ven 12 Mar - 19:32

Déception Evil or Very Mad !!!
Neveriko fa zavatra efa misy io resahin laisany io kay zavatra mbola en phase d'.... expérimentation!! Ny zavatra hitako tam forum teo ndray de oe novidian'i NVIDIA i Mental RAY!!! Miala tsiny oan ze mpampiasa ATI zany. Ary arak ny nolazain i poumpony teo oe am 3dsmax 2011 no intégré le "i-ray". Mental ray sur GPU ngamba.
Bref, mbola tsy izao zany fa de miketre alo ry zalahy am ze ananana ao na de 30mn aza ny rendu image ray a!!!! Razz
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Ven 12 Mar - 19:47

Non tsy I-ray no anaran'ilay ao am 3D,s max 11, iny miaraka am mental ray 1,6, fa Quick Silver. Fa sinon tsara raha izao de efa mi-investe carte graphique ka, satria hiazakazaka be indray zao io domaine io, ary izay indrindra no antony nividianan'i NVDIA an'i mental ray, Intel no ho voa mafy amizany. lol
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  tlt Mer 1 Sep - 21:51

Tsy haiko raha efa henonareo ilay hoe GPGPU, le teknolojia resaka traitement massivement parallele (niatomboka t@2005 tany ho any). Ny tenako scientifika (ihany) dia mampiasa io zavatra io (efa ho 2 taona izay), dia zaraiko eto ny zavatra hitako ho anareo, fa hitako hoe miasa aminareo ilay fika.
Raha tsorina, io GPGPU io dia fomba iray ampanaovana traitement calcul massif @processeur carte graphique, mazava ho azy fa lasa miha-haingana (avo 10 hatr@ 100 eny farafahakeliny) ny hafainganan'ny traitement: Ny traitement lazaiko eto dia n traitement primaire. Ohatra ny opération arithmétique, algébrique, sns izay hita matetika any @ireny traitement d'image ireny, indrindra fa ny rendu (ho anareo mpikirakira sary).
Donc io no mety vahaolana @resaka ara-bola mianjady amintsika. Rolling Eyes

@ ahoana?
1- Mividy carte graphique milailay fotsiny, afaka manao affichage 3d tsara (azo hiafiana), tsy mila processeur dernier cris zany akory, de zay.
Marihiko fa samy mety na NVidia, na AMD (ATI), ny ambiny no tsy mety. Fa ny Nvidia no tena mety.
2 - Mila pilote avy eo manova ny fonctionnement le carte : CUDA (ho an'ni NVidia), ary ATI Stream Processing na koa "Close to Metal" (ho an'ny AMD), dia avy eo
3 - bidouille kely le logiciel ampiasaina (oh: 3dsmax), tadiavo @net le plugin fa mora hita ihany. I Blender zao no tonga dia misy io fonctionnalité io (gpgpu) par défaut hatra@ herintaona.

Marihiko fa ny proc Intel farany (Intel 970 ... rah tsy diso aho, 6cores + ram 6Go + ....) very lavitra par rapport @CG iray manao GPGPU (oh NVidia 988 GTX). Izany hoe lafo kokoa ny mividy matériel farany, sady tsy mahaleo ny sarany ny vidiny. Moa ny OS koa mbola tsy afak miexploite tanteraka ny herin'nyy proc, ary mbola ho ela vao hisy izany...
Moa, tsy mitovy @fiasan'ny jeux vidéo ny gpgpu @resaka CG multiple (SLI na CrossFire io resahiko io), fa tonga dia mifanampy (@jeu izy 10% ny gain max)

Ahoana ny fifidianana CG?
1- ny zavatra essentiel indrindra dia ny shader. Tsy hidirako lalina io fa ny azoko ambara fotsiny dia ny hoe io no heriny. Misy 3 @carte graphique @zao, dia ny pixel shader, ny vertex shader, ny geometry shader (ity farany dia tsy ilainy loatra hatr@zao), ka rehefa mividy CG dia jereo tsara ny ps, sy vs mba tsy ho latsaky ny version 3.
2 - faharoany, ny mitondra ny herin'ny CG ankoatran'ny vitessen'ny GPU dia ny taille du bus de données, misy maro izy io fa rehefa latsaky ny 64bits dia aleo mijanona. Ny carte graphique mlay zao @iny lafiny iny dia ny nVidia (le GTX) ireny satria misy hatr@ 384bits.
Matetika ny eny @mpivarotra (eto Dago) dia eo @128bits eo ho eo foana, moa misy ihany ny 256bits. Io taille de bus io mila hanontaniana @net fa ny mpivarotra tsy mahalala an'io.
3 - eto vao miainga ny RAM (mémoire) anle CG. Mariako koa eto fa tsy ny angezany (512Mo na 1Go, ...) no mitondra azy fa ny vitesseny , le hoe: DDR2, DDR3, ... DDR5 iny, io miankina @marque indray.

Fanamarihana farany:
1 - ho an'izay manao SLI, na CRossfire, mila alim matanjaka
2 - Raha hividy matos lafo ihany dia aleo: CG Nvidia C1060 (eo @1200€ eo ho eo) + matos bômbina 400€. toy izay Intel farany + .... vidiana 2000€ mihaotra
3 - proc farany intel (n amac) 6 na 8 cores raha ohatra ka overclockena ho 6Ghz ohatra dia manome (kajy tambanivohitra) 36Ghz de puissance (izany hoe eo @30 GFlops eo ho eo), nefa ra CG 480 cores à 700Mhz manome (kajy tambanivohitra) 336 Ghz de puissance (izany hoe eo @ 330 GFlops). Donc ra CG grossFire na SLI (Quad SLI oh) donc tonga dia efa ho 1TFlops... mahazendana Laughing


Hinoako fa nanampy anareo. miala tsiny @zay tsipelina mety ho diso rehetra. Rah mila fanazavàna fanampiny dia lazao fotsiny. Cool
tlt
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://gasy-newbie.strikingly.com/

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Poumpouny Mer 1 Sep - 23:27

Marina dia marina izany zavatra teneninao izay ary efa maro ny moteur de rendu GPU amizao fotoana izao, ao ary ireo manambatra ny GPU sy ny CPU mihitsy, ny blem an'ilay calcul GPU aloha hatreto anefa dia ny fahasarotan'ny programation aminy donc ho ana operation de base raytracing tsotsotra de tena mety tokoa ny GPU. raha vo miditra lalina anefa de very ny GPU satria hatreto de tena mbola rigide be le architecture, ohatra tsotsotra :

GPU = Chevrolet Corvette
CPU = Voiture de Rally

Raha ampanaovina Run izy mitsam de resy lavitra be i CPU, raha vo au moindre Slalom kosa anefa de au premier virage de very indray i GPU. Efa miketrika mafy anefa zalah amizao hialana amin'izay olana izay. Ny blem faharoa koa dia ny proc GPU de mandeha par paquet de 16 izy izay raha tsy diso aho. Donc Raha ohatra ka misy 300 core de izany hoe raha manao rendu de misy an'ilay carréé carée kely ireny 300 isa Rolling Eyes ny blem anefa de na de izay izy mandeha par paquet de 16 core izay, izany hoe na efa mahavita hatry ny ela ny calcul aza ny 15 core fa misy iray taraiky ao am partie an'ilay sary somary complex ohatra de tsy miantsy miandry an'io tokana taraiky io izy 15 lahy ambiny zay vo afaka mi-passe am zone hafa.

FA araka ny efa noteneniko tetsy ambony anefa de miazakazaka be ny fivoaran'ny raharaha ary tsy omeko 2 ans akory io de sur aho fa ho résolu ireo blem ireo.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  spectroplasm Jeu 2 Sep - 15:47

ie efa nisy fotoana izy io efa nazavaiko tato iany fa fanamarihina kely raha ilay model C an'i nvidia izany hoe C1060 dia gamme Tesla no fiantso an'reny ary ny GTX an'i nvidia dia mizara roa misy ny gamme Fermi (serie 400) sy ny gamme G200 (serie 200).

ny serie 200 dia ny:
240, 250, 260 , 270, 280, 285, 295: izay misy 512-bit (448x2 ho ana modely bi-GPU) memory bus sy 896MB memoire par coeur maxi

ny serie 400 dia ny:
460,465,470,480: manana 384-bit memory bus sy 2048 memoire par coeur maxi

ato no ahitana ny mombamomba'izany karatra nvidia izany

anisan'ireo toerana ahitana PC gamme complet ato

anisan'ireo avantage ny PC @zao mihoatra @ny mac dia ny fahafahana mampiasa ny LUCID (mbola hivoaka izy io) ary izy io dia mameno ny banga @ireo olona manana ordi kely aina nefa te hanao zavatra betsaka, izy io dia mamela anao mampiasa carte graphic zay tsy voafetra ny marika na ny version (na ati na nvidia) ary ampivadiana (tsy mitovy @sli na crossfire) izany hoe ati azo ampivadiana @ nvidia na kely aina ny gfx na be aina b dia azo ampivadiana ito ny rohy afahana mamaky izany bebe kokoa:

LUCID UNITY GBA
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  gasscreative Dim 5 Sep - 20:34

Milay daolo (sady vitsy no azoko) zany resahin laisany zany.
Fa pratiquement aiz oaiz izany retraretra zany.
Rah manana an'io carte graphique (tsy ho afoheziko ho CG satria ny CG dia abreviation'ny Computer Graphik) milay be io ah oh c1060, de manana dernière version 3dsmax, de manana OS farany oh win7. De ahoana ny fomba hanafainganako ny rendu-ko????????????? Aza resahina zvt mbola en cours de développement rangah zay fa mangitakitaka eto fotsiny fa ze zvt efa pratiquable atoro anay a!
enga anie hisy valiny mahafa-po......enga anie hisy valiny mahafa-po.......enga anie hisy valiny mahafa-po.....
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  spectroplasm Lun 6 Sep - 3:32

Ie le LUCID io alou mbola @ fin 2010 vao mivoaka, FA ny anisan'ireo teknolojia efa mampiasa ny carte Graphic dia ny QuickSilver an'i 3DS MAX 2011 ary arakaraka ny carte graphique no mahatsara sy mampalaky ny rendu vitany. Mbola miandry ny fahatongavan'ilay demo avy any @ autodesk aho io dia ho alefao eto iany ilay izy ho hitan'tsika rehetra fa efa mia betsaka iany ny zavatra mampiasa ny carte Graphic na dia tsy avy @ autodes iany azany satria efa elaela no nivoaka izay ny OpenCL (Open Computer Language) izay source libre ary anisan'ireo projet mampiasa bebe kokoa ny carte Graphic ho @ asa maro samihafa toy ny "rendu video", "tache de compression video maro samihafa", "compilation des codes sources nombreux", etc...
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  tlt Ven 10 Sep - 18:58

gasscreative> rah izaho manoka , tsy haiko loatra ny @i 3dsmax fa matetika mila plugin spécial... fa ny fantatro zao dia ny @ blender , misy option cocher-na ao, misy ho oe "gpgpu". Toa mety koa ny VirtualDub, premiere pro, ...
Ny ahy resaka scientifika no nampiasaiko azy hatr@ zay... Rolling Eyes
Fa mila le pilote aloh ingahy eh, ra ohatra ka nVidia dia mila cuda driver ankoatran'ny pilote normal, ra ATI (AMD) de mila ATI stream ankoatran'ny catalyst driver.... dia avy eo normalement mandeha tsara Cool
tlt
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://gasy-newbie.strikingly.com/

Revenir en haut Aller en bas

Matos milay hanaovana 3D eto Dago Empty Re: Matos milay hanaovana 3D eto Dago

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum