BLACK Man (WIP)
+2
spectroplasm
gasscreative
6 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: BLACK Man (WIP)
3 jours zany no nanaovanareo an'zao???
Zany ve tsy ny matôsy ndray no tsy maharaka.
Efa gaigy be nareo zany @ le "workflow". Tsisy fotoana very tsony.
Zany ve tsy ny matôsy ndray no tsy maharaka.
Efa gaigy be nareo zany @ le "workflow". Tsisy fotoana very tsony.
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: BLACK Man (WIP)
tsisy ambara fa dia makafy ngamba mdr, tairo marina mba ampiarao amle moto an'i spectro refa vita e, mety hijajika be a
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: BLACK Man (WIP)
Mankasitraka antsika mpanaraka ny wip rehetra e!
vita ny Sculpt-------------->
vita ny Sculpt-------------->
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Smoke isn't good for health!!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
tena ra mijery anle bandy io za d mahita hoe io zany lery talohan'le niova zombie be @le avatar an'la io a , milay lery ka tonga d ao tsara daholo, miandry ny fahazotoana manao SSS sisa d ao tsara
Re: BLACK Man (WIP)
Wow! milay be mihitsy!
zao lé mampazoto handalina be be kokoa ity taranja 3D ity!
za moa zany mpanao sary hatr@ mbola kely ka dia tena mankafy lé sary personnage tahak'izao.
zao lé mampazoto handalina be be kokoa ity taranja 3D ity!
za moa zany mpanao sary hatr@ mbola kely ka dia tena mankafy lé sary personnage tahak'izao.
Re: BLACK Man (WIP)
Lol milay be le izy miaraka am bona malilo sa Gauloise, tsisy ambara eh!! rarak'hivy fotsiny, de miandry ny tohiny!!
Re: BLACK Man (WIP)
Genesys> ye anim mints no tanjona fa mbola maromaro ny étape vô tonga any.
Sinon, retopo complete du buste pour en faire du low poly.
Nb triangles = 10 366
Sinon, retopo complete du buste pour en faire du low poly.
Nb triangles = 10 366
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Zay ndray vô afaka nanohy kely!
update: retopo buste + pantalon + ceinture (kiraro sisa)
Total faces = 15 344 (mbola zakana jeu next gen tsara "angamba" izany e!! lol)
"model and sculpt is one thing, texturing and lighting is another one!!!!"
kivy be ah fa tsy mety maha tafavoaka otran le atao ndry zalah reny!!!

Farany alohany ny atoriana:
total faces = 16 804
total faces = 16 804
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Spec & ratsy> misotra e!!
Tohiny: efa miditra rigging ah zao fa galère be le setup-na muscle mba ha-crédible tsara an le déformation.
Indro ny sary mampiseho azy bebe kokoa!!
Tohiny: efa miditra rigging ah zao fa galère be le setup-na muscle mba ha-crédible tsara an le déformation.
Indro ny sary mampiseho azy bebe kokoa!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 2 sur 2 • 1, 2
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|