WIP Archi <Commerciale>
+6
Trias
spectroplasm
livelys
ratsy
gasscreative
Poumpouny
10 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
WIP Archi <Commerciale>
Ity indray moa izany ny kandra tsy mampatory ao am-bovo ao amizao, archi kely indray aloha de mba mamerina mizatra tanana vray.
Sary avy hatrany
de ohatry ny mahazatra, tsy maharitra fa manandrana tex kely foana na de mbola tsy vita aza ny mod
Sary avy hatrany
de ohatry ny mahazatra, tsy maharitra fa manandrana tex kely foana na de mbola tsy vita aza ny mod
Re: WIP Archi <Commerciale>
avy atrany de milay!
eo @ adiny firy eo zao ny rendu an zao??
eo @ adiny firy eo zao ny rendu an zao??
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: WIP Archi <Commerciale>
milay zay ngamba no azo ambara ko
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: WIP Archi <Commerciale>
Miankina am le machine de le point de vue,
Raha am le Mac 8 coeur ato am-piasana zao de ao am 1mn20 eo le interieur tsisy tex de le exterieur eo am 40 à 50 sec eo. Raha am le laptop (dualcore 2 x 2,15) any am-bovo de eo am 5min le interieur de 1m30sec le exterieur, fa miova be io temps io rehefa misy tex. Le scene koa otran tena ho chargé be mihitsy satria na ny exterieur na ny interieur de ho complet, ho manginy fotsiny ireo gazon sy bozaka, bref, matahotra ny am le matos ao an-trano ao aho hoe tsy haharaka. Hatramizao aloha mbola milam lery eh, le CG fotsiny no manomboka tsy mahazaka an'ilay affichage de mampiasa calque de masquer-na ze tsy hiasana cinema 4d koa moa efa stable be rahateo de mba milam.

Mahavariana lesy zany temps fanaovan'lisany zao zavatra bedebe zao. Tena tsy azoko an-tsaina mihitsy hoe créer-na tsirairay ve lé objet sa ampidirina ny cordonnées dia le logiciel fait en sorte de sortir chaque forme d'objet après tu les places...
Tena mbola bado fa miala-tsiny hoanareo efa mi-maitriser tanteraka ity taranja ity. lé processus dès le début mihitsy no tsy arako, c'est à partir d'un dessin, d'une image etc...
En tout cas, je trouve ça génialissime!
Tena mbola bado fa miala-tsiny hoanareo efa mi-maitriser tanteraka ity taranja ity. lé processus dès le début mihitsy no tsy arako, c'est à partir d'un dessin, d'une image etc...
En tout cas, je trouve ça génialissime!
Re: WIP Archi <Commerciale>
Livelys> au faite am 3D raha oharina am monde réel raha manao an'i trano io ohatra de mirevenir am otran tena manamboatra trano mihitsy à peu pres, sauf fotsiny hoe tsy mametra biriky tsirairay. Misy zavatra afaka simuler-na am texture (bump, normale map na displacement) fa misy zavatra tsy maintsy atao. Ny maha samihafa azy am monde réel de tsy mila miandry ciment ho maina fotsiny . Sinon amboarina daholo ny zavatra rehetra (hazo armature, le rindrina amboarina mihitsy (ny archicad sy ry allplan izay logiciel architecture no tonga de manamboatra rindrina automatique fa ny logiciel de cisualisation ohatra hoe cinema 4d, Maya, Max Blender... de tsy maintsy atao tsirairay ankoatr'ireo zavatra mitovy izay atao indrai mandeha de dupiquer-na). Zay matetika no mampalaelo eo am sehatra pro fa tsy takatry ny sain'ny kill sy ny commerciale mihitsy le travail ao ambadika ao. Ry zareo mihevitra mihitsy hoe le logicielle no manamboatra rindrina sns.....
Re: WIP Archi <Commerciale>
ieuh! azoko tsara mihitsy io problème io! lol
sinon dans ma tête zay mihitsy hoe créer-na tsirairay lé objet dé duplication après. Fa nahita lay vitesse anaovan'elà lay izy aho dia variana fotsiny hoe t'arrives à faire tout l'extérieur en l'espace de 40à 50s . Tena lasa té-hianatra mafy za ato klé lol.
Ny blème j'étais sur un pc avant dia tsy mbola nahazo lé C4D sur Mac za donc mijery train mandalo fotsiny aloha! ptdr
Efa mba nikitika ihany za fa mbola resaka objets primitifs, typo, éclairage et texture fotsiny no mbola haiko mampiasa h@zao (lé avatar-ko io zao nataoko t@lé izy lol). Ny hi-créer personnage ôtran'ny ataon'lisany no tena hampazoto ahy @ty 3D ty. Ny fanaovana sary matsy no tena nitondra ahy t@ resaka graphisme.

Livelys > non ka tsy ny nanaovana azy o 50sec le temps de rendu io ka lol aiza kosa no ho 50 sec ehh!! teo am 3andro teo zao raha à temps plein fa zany le izy adiny iray adin'y roa isan'andro de herinandro eo ihany lol
Re: WIP Archi <Commerciale>
Poumpouny> Rôvina letsy ny tenanay vô hanana an zany 8core zany le!!!
Livelys> fa na de zany aza efa rapida mintsy io bandy io ka!
Livelys> fa na de zany aza efa rapida mintsy io bandy io ka!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: WIP Archi <Commerciale>
Efa nivoaka indray aza zao ny 12 core ko lol (de gaga enao )
Sinon an'ny ato am-piasana le 8 core ka aiza lesy no ahitana 3500 Euro atosaka amizany le, sady mahakivy be le avy miasa ato am-piasana de avy eo miasa am le machine any an-trano, passer de 8 core /6 Go Ram / 24 pouce à Dual core /3 Go de ram/ 15,4 pouce somary sahirana ihany

Poumpouny> f'hafa ihany le nahaizana sy nahita soa e!!
nena zao le P4 keliko ato mbola mandeha tsara nefa efa ho 5 taona ah zay no niasa taminy. Tsy azo amidy io fa io no mba fananako perso voalohany kooooo.....
nena zao le P4 keliko ato mbola mandeha tsara nefa efa ho 5 taona ah zay no niasa taminy. Tsy azo amidy io fa io no mba fananako perso voalohany kooooo.....
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: WIP Archi <Commerciale>
Up,
za moa zany tsy de tena fan an'ilay couleur sy le hazo (indrindra fa le exterieur) fa izany hoe tsy izao no mi-decider fa le decorateur.
Efa manomboka tsy ampy ny Ram ato, hiezaka ampiasa render instance amizay zany zao. Ny tena blem koa de le windows 7 -ko ao 32 bit de 2Go ihany ny Ram azony ampiasaina am application iray, le matos ao am-bovo anefa 3Go de tsy miasa akory le 1Go fa mipetraka fotsiny, de nefa lery mitaraina hoe not enough memory eh!! katsaka egggg!!!

Tena milay lesy a faly mitsy za refa mahita an'zao asa zao surtout resaka Archi sy Model ana Personnage reny tena miraradraraka mitsy ny hivy, le RAM 3 anao miasa iany fa ny windows no tsy mahay mampiseho an'ilay taille réel ra mijery ianao @ le preferrence système matetika @ na système 32 misy ny antsoina hoe Extension d'adressage physique na PAE io dia midika fa ny logiciel na materiel mampiasa RAM plus de 2giga dia afaka mahita jusqu'à 4Giga ra 32 bit ny système miasa, ny 64 mou 1Tera eo no tena effectif dia ny ambon'izay reserve. Raha d'origine le Windows 7 32 anao afaka manao system wide update ianao dia afaka miakatra x64 avy hatrany (nena zao windows XP x86 no nanato update lasa x64 zay vao nanao system wide update to win7 x64, fa tsisy very ny asa sy ny logika) ny pilote fotsiny no mila manova raha miova x86 lasa ho x64.
Re: WIP Archi <Commerciale>
Le 3Go anie hitan'i Windows eh fa 2Go ihany no afaka alouéé-ny am application iray maxi, tam win xp misy hoe switch 3Gb zay de le fichier boot iny no kitihina kely fa tsy haiko le izy am win 7 sa tsy te hikitikitika aloha aho so de mitsoraka ao anaty asa ny matos ko zay vo tena loza, fa vo vita io asa io de tena hiova 64bit aho. De misaotra am le fampaherezana ehh!!
Re: WIP Archi <Commerciale>
Otrany tady ho Centre commercial (Zoom) zany ve le izy sa resto bar???
Milay ka, fa maha kivy anah ihany le oe vô otran zao de efa mihinana firy Go de RAM maika zany fa tanana 1 manontolo!!!
Rmq kely:
- otran mielanelana be (tsy à l'échelle) ve le nervure an le tafo?
Milay ka, fa maha kivy anah ihany le oe vô otran zao de efa mihinana firy Go de RAM maika zany fa tanana 1 manontolo!!!
Rmq kely:
- otran mielanelana be (tsy à l'échelle) ve le nervure an le tafo?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: WIP Archi <Commerciale>
Le tafo le be velarana mihitsy ka, de resto izy io, zany hoe le trano efa misy fa ny deco int:ext no atao
Re: WIP Archi <Commerciale>
milay tsara le rendu ra poumpouny a!
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: WIP Archi <Commerciale>
Tena milay le izy kah, indrindra le rendu,
fa ny indro kely itako somary surexposé le ivelany refa tazanina aty anatiny, sa aona ny momba anio?
fa ny indro kely itako somary surexposé le ivelany refa tazanina aty anatiny, sa aona ny momba anio?
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Re: WIP Archi <Commerciale>
eeeee! mba te ahay an'zao technique ana illumination/rendu zao ny tenanay
saingy hoe hafa ihany ny pro e!
Mankasitraka e!
Mbola tsy maty lolo ihany ve ny debanareo @zao?
saingy hoe hafa ihany ny pro e!
Mankasitraka e!
Mbola tsy maty lolo ihany ve ny debanareo @zao?
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: WIP Archi <Commerciale>
Trias> normal ra surex ny ivelany ra jerena avy ato anatiny ka. Manjary tsy credible ndray le rendu ra vô mitovy ny exposition ny interieur sy exterieur . Rah alaina sary @ fakatsary iz zany de otran zay fa tsy otran zay ndray alo izy @ mason'ny olombelona e
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: WIP Archi <Commerciale>
Trias > Afaka rattrapper tsara am color mapping le surex any ivelany fa araky ny notenenin'i Gasscreative de fanahy iniana mihitsy io lasa tsy naturelle le sary raha mitovy ny exposition
Re: WIP Archi <Commerciale>
manaiky an'ny teninareo mitsam za ra ohatra ka we contre jour le izy, fa ra tsy contre jour le izy de tokony hita taratra kely eo we misy lanitra na misy zavatra ankotrany ao ivelany, eny eh fa samy manana ny filing kou alou io eh!, mety we zay ny tiany de zao ny nanaovany azy.
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Re: WIP Archi <Commerciale>
Vray sur cinema 4D, ny mahatonga azy fotsifotsy be de satria mbola juste sol sy ciel fotsiny no ao an-tokotany ao mbola tsy misy environnement, le sol izay mbola le materiaux fotsifotsy par defaut, rehefa kapohin'ilay masoandro de mi-sur ex, raha vo miova fotsiny ny lokon'ilay sol de efa mihena le fotsifotsy mipoaka be io.
Re: WIP Archi <Commerciale>
ok mazav , miandry anlé izy efa vita zany zay eh!, maztou eh!
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Page 1 sur 2 • 1, 2
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|