ketrika kely

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas

ketrika kely

Message  ratsy le Lun 11 Oct - 10:31

Ity ry zalahy misy ketrika kely sao dia mba mety amintsika a, misy bandy akama nanangana association zay , JAD no anaran'ilay association anlery, na hoe Jeune Actif de Mada le izy, dia niresaka tamiko lery hoe mba teneno le namana miketrika 3D mba hiditra ao amin'io association io fa misy ketrika ho atao. Ny tanjon'lery zany hoe miketrika anim 3D kely tsika mba hilancena anle association , dia hisy fotoana hi-projetena anle anim ataontsika anaty salle le izy fa mbola tsy aiko hoe aiza. Dia tsy haiko hoe mety mazoto ve tsika ?

ratsy

Messages: 366
Date d'inscription: 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: ketrika kely

Message  Poumpouny le Lun 11 Oct - 11:14

Za aloha zany de tena mahafinaritra mihitsy n'inon'inona rehefa mampiakatra ity taranjantsika ity eh, ny indro kely izao amiko de so de lasa mpikambana anarany fotsiny (otran depiote gasy lol) satria le fotoana tena tsy ampy mihitsy, Fa inona no tokony atao raha te hiditra am le izy ? sinon za afaka manampy rehefa mba misy fotoana kely iny, zao aloha tena mbola difitra anaty kandra mihitsy ehh!!! Sad

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."

Albert Eistein.

Poumpouny
Admin

Messages: 380
Date d'inscription: 11/02/2010
Age: 26
Localisation: Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: ketrika kely

Message  ratsy le Lun 11 Oct - 11:27

le fidirana aminle izy toa tsotra ka ! rehefa hoe te hiditra dia manoratra anarana fotsiny ngamba. dia misy fivoriana zay ko toa karakarain'leiry fa mbola ho hanontaniko lery. dia ao aminle association anlery ko hono toa hoe efa misy bandy mpiketrika 3D ko dia mba mifanampinampy eo ngamba

ratsy

Messages: 366
Date d'inscription: 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: ketrika kely

Message  Sneil 3;-) le Mar 26 Oct - 18:37

Salut salut daholy an!! Milay be lesy zany projet zany fa zay mbola mianatra Be hihi

Sneil 3;-)

Messages: 50
Date d'inscription: 11/03/2010
Age: 26
Localisation: Antananarivo

http://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

Re: ketrika kely

Message  ratsy le Mer 27 Oct - 8:00

sneil>ok refa malalaka nareo dia mitenena ihany

ratsy

Messages: 366
Date d'inscription: 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: ketrika kely

Message  Sneil 3;-) le Mer 27 Oct - 20:12

OK ratsy efa itako tamin'ny FB io fa endraso oe en tous ca milay rehefa miketrike sa aona??
Big Up daholo

Sneil 3;-)

Messages: 50
Date d'inscription: 11/03/2010
Age: 26
Localisation: Antananarivo

http://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut


Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum