205 & BMW Andrana ihany

Aller en bas

205 & BMW Andrana ihany

Message  flywell le Lun 8 Nov - 21:11

Rehefa tsy misy asa dia mba mianatranatra kely ato dia izao aloha no vita fa posténa eto ihany.Vo phase débutant mitsy ny tena ka miandry ny toro hevitra sy kiana mba hakana lesona Smile

205 GTI







BMW




Perspective 205 & BM
avatar
flywell

Messages : 66
Date d'inscription : 28/10/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: 205 & BMW Andrana ihany

Message  Poumpouny le Mar 9 Nov - 0:22

Ilay facon de modeliser efa norma tsara, fa eo am le faharetana mikajy ireo courbe sy ny homogenité an'ilay maillage sisa Very Happy

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."

Albert Eistein.
avatar
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: 205 & BMW Andrana ihany

Message  gasscreative le Mar 9 Nov - 0:42

Efa milay araky ny filazan'i poumpouny azy toko fa misy anampiana poly ny partie sasany .
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: 205 & BMW Andrana ihany

Message  flywell le Mar 9 Nov - 13:44

Merci zalah ahh!!!Maika hanao rendu fona kou no tena mahavoa anà d ts maharitra any @ lé modélisation fa aleo @ manaraka ezahana atao milay kokoa fa mbola sady mi-trav ihany alou mizatra tsara Smile
avatar
flywell

Messages : 66
Date d'inscription : 28/10/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: 205 & BMW Andrana ihany

Message  ratsy le Mer 10 Nov - 15:26

salut ! milay ka ! ny zavatra ohatran'ny somary manitikitika ny masoko amin'ilay 205 zao dia le feu avant anle izy. fa tsara ka ! tohizo foana Very Happy
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: 205 & BMW Andrana ihany

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum