VITA -- trano gasy
3 participants
Page 1 sur 1
VITA -- trano gasy
Nahita an'ity sary ty za dia ohatran'niainga ny inspiraka hoe aleo atao 3D le izy ! fa ohatran'ny mahafinaritra
ity le sary reference ! mety tsy dia tena hitovy b le modelisation anle izy satria misy detail tsy dia hitako tsara , fa mety hoe atao mitovitovy fotsiny
dia eto aho zao
ity le sary reference ! mety tsy dia tena hitovy b le modelisation anle izy satria misy detail tsy dia hitako tsara , fa mety hoe atao mitovitovy fotsiny
dia eto aho zao
Dernière édition par ratsy le Mer 9 Fév - 14:37, édité 1 fois
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: VITA -- trano gasy
sô de ngeza loatra le bozaka de manjary otran'ny oe miniature le trano?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: VITA -- trano gasy
Deboucher-na kely angamba le ombre avy aty aoriana fa diso mainty/maizina loatra. Sinon milay
Re: VITA -- trano gasy
poumpouny>aleo fa ho jerena iany iny ngamba
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|