Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-50%
Le deal à ne pas rater :
-50% Baskets Nike Air Huarache
64.99 € 129.99 €
Voir le deal

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

5 participants

Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Mer 16 Fév - 14:49

Salama dôly ehhh!,
Miketrika horonantsary miaina fohy (court metrage animation) ho présenter-na amina festival maromaro izahay, raha tratra moa de ho alefa ao am Festival des courts ao am CCAC raha tsy tratra kosa de any am hafa indray.

Noezahina ho tena fohy le izy mba ahafaha mikajy tsara ny asa. Efa vita ny story sy ny decoupage :

Perso N°1 :

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Le_mon10

Rigging :



Test Walk Cycle :




Décor :

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany 5448266542_f1f9e1aefc_b
<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany 5448266754_8b56707917_b
<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany 5448267010_9f2238b133_b

Efa teo am 2 semaine teo no nanombohana ary bandy 3 lahy izahay no manao azy.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  ratsy Mer 16 Fév - 15:15

milay tsara izy zany , na le perso na le decor ! eo amle cycle de marche ohatran'ny tokony hietrika kely ny tanany raha ny fijeriko azy manokana ! dia am teny gasy ve izy io ra poumpouny ? sa tsisy feony refa vita ? milay be fa tohizo e cheers
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Mer 16 Fév - 15:29

Tena na ho am teny frantsay na am teny tsy fantatra (miteniteny foana) ny blem mantsy de sahirana foana ny film raha vao nationaliser-na nefa ho alefa any am fetival internationnale.
Misoatra ehh!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  ratsy Jeu 17 Fév - 16:00

ataovy zay mety e ! dia miandry ny fivoakany am farany
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Jeu 17 Fév - 16:09

wwouuuaaaahhhhhh!!!!! otrany le manaraka wip @ forum vahiny mintsy ty!
masaka be letsy le iz ra poumpouny a,
zay hanohana an laisany eto @ forum eto foana!!!!
alefaso !! alefaso
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Jeu 17 Fév - 16:41

Kiiiiii...... marina fa alefa @ festival internationnal, fanga tsy azo nadapter-na t@ decor gasy le izy??
fa milay ka, alefaso ny sary , alefaso ny sary!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Jeu 17 Fév - 16:48

Gasscreative > Tena choix mihitsy no tsy ni-nationaliser an'ilay izy, sady efa betsaka ihany zay animation no nationaliser efa nandeha izay, i Madagascar carnet de voyage aza efa any am oscar. Mino aho fa efa kobon'lerony vahiny le hoe ohatr'izao madagasikara de tsy de mila dradradradraina intsony. fa sinon tsy midika anefa izany fa any aoriana any tsy hanao animation gasigasy Very Happy .
Sinon misaotra am le commentaire ehh!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Jeu 17 Fév - 17:05

le carnet de voyage alo BOF e, tena carnet de voyage mints fa tsy film d'animation. Sady ty gasy no nanao azy.
Fa nen laisany no 100% gasy no manao azy!! bounce
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Jeu 17 Fév - 17:07

Tsy mety mipoitra @ ty fatina connexion ty ko le rigging sy le test walk cycle le!! kiiii
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Dim 20 Fév - 0:57

Zay vô hitako le rigging sy le malk cycle!!

bounce bounce bounce
Efa tena rigging-na pro mints lets iz zany. Zay firy taona ty mbola tsy hita iany ny atao @ ty rigging ty!
Aiz ndray ny tohiny ôôôôô
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Lun 21 Fév - 14:11

Tena tsy ampahafirin'ireny muscle be ze manadala sy monstre be anareo ireny kosa eh!! fa le manao rigging koa aloha am le mankarary andoha mafy mihitsy annn!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Mar 22 Fév - 1:45

Tô otrany makarary andoha daol ko ny tena marina lets ny 3D ty an.
Fa le marary ando mints zany ngamba no tiako.....Very Happy
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Mer 23 Fév - 22:26

Perso faharoa :

[img]<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Ryokan10[/img]

Test anim :



matte painting :

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany 5453127943_864a0ee73d_b




Test anim matte painting :




Ratsy be le compression You tube, miandry an'ilay temps de conversion an'i Vimeo de poster-ko eto le lien vimeo (tsaratsara kokoa)

Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Jeu 24 Fév - 2:14

cheers cheers cheers foana!!
masaka be zao ny manao an'io @ 8core e?? tsis blem mints le volo?

Milay e!! zay mitsatoka eto foana miandry ny tohiny an
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Jeu 24 Fév - 19:00

Test morph sy interaction cloth sy hair miampy rivotra kely :

Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  gasscreative Ven 25 Fév - 1:49

Nickel man!!!
milay ve ny simulation cloth sy hair @ c4D??
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  flywell Ven 25 Fév - 14:13

Efa tena tompon'ny salegy mihitsy lé cheers
flywell
flywell

Messages : 66
Date d'inscription : 28/10/2010

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Poumpouny Ven 25 Fév - 15:42

Misaotra zalahy ann!!
Ny hair aloha de i c4d anisan'ny tsara indrindra am logiciel de 3D. Ny cloth no mbola makafoka hatramizao, izany hoe raha resaka zavatra tsotsotra de mahavita tsara izy fa raha vao miditra am resaka vetement multicouche sy mouvement brusque de mitapy beuh mbola lavitra -ny n-cloth ireny
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Sneil 3;-) Ven 25 Fév - 19:11

Milay be An tena arabaina fa tena tsara toizo de courage E, efa te ahita le tatara kely sahady zay amin'ny zao
Sneil 3;-)
Sneil 3;-)

Messages : 50
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo

https://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  ratsy Sam 26 Fév - 16:47

milay b leis ra poumpouny ! miandry ny tohiny foana
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

<WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany Empty Re: <WIP>Horonantsary miaina fohy voalohany

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum