Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -40%
Tefal Ingenio Emotion – Batterie de cuisine 10 ...
Voir le deal
59.99 €

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

4 participants

Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  Tsito Mer 23 Fév - 16:34

Salama daholo isika ato e!
Ny tenanay izany dia mankafy telovongany nefa tena tsy mahafehy azy fa mbola kritika kely no hay momba azy!
ny zavatra tena mba tiako ho fehezina indrindra izany dia ny fanaovana fiara noho ny antony manokana mihitsy, ka raha mba misy olona mazoto hampianatra mivantana an'io dia vonona be ny tenanay hianatra indrindra raha amin'ny 3Ds Max no atao!
MArina fa misy ireo fampianarana amin'ny tranonkala fa ny tena tiako dia mampianatra mivantana mihitsy mba hanafaingana ny fianarana

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  gasscreative Jeu 24 Fév - 3:10

Salut, tongasoa eto @ telovongany.
ny tenanay afaka mampianatra anareo modélisation fiara 3DSMAX fa ny fotoana no somary olana, sinon, misy bandy afaka mampianatra tsara an'izany iany ato @ Gass Creative.
034 03 702 42 no antsoy ra mila fanazavana fanampiny.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  dad1 Jeu 24 Fév - 12:42

cox indray izao no tian'leity atao

dad1

Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  Tsito Jeu 24 Fév - 13:50

Ok voaray le phone fa hiantso ahy
Dad1>tsy iny tsony no projet en cours amin'izao fa tonde RBR mihitsy an tongue izay no mahamaika an'ah

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  ratsy Sam 26 Fév - 16:54

tongasoa ra tsito! ela ve le tao am forum moov mirevy resaka jeu ana fiara ?
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  Tsito Lun 28 Fév - 14:16

Ieuuu zà iny!

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  ratsy Mer 2 Mar - 16:20

efa mi-dev jeux nga ela lty ? za mantsy vao mianatranatra.....
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  Tsito Mer 2 Mar - 16:35

Tsy hoe mi-dev jeu kosa ngamba no hilazako azy fa kosa manao add-ons ho any jeu e! RBR, Rfactor, RACER,
eo amin'ny modelisation ny lalana izao no tena ataoko aloha amin'izao amin'ny alalan'ny octave.

Tsito

Messages : 7
Date d'inscription : 23/02/2011

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  ratsy Ven 4 Mar - 13:10

ah ok, tohizo fa milay zan e
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol Empty Re: Tsito mitady mpampianatra 3Ds amin'ny fomba haingana lol

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum