Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Aliexpress : codes promo valables sur tout le site
Voir le deal

Zouzou3d's miarahaba

+2
rakotofanandrana
Zouzou3d's
6 participants

Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Zouzou3d's miarahaba

Message  Zouzou3d's Mer 17 Fév - 19:12

RANDY Chrys,32ans na Zouzou3d's dia mankafy ny taranja multi media sy infographie indrindra ny 3D,miasa amina sehatra hafa tsisy ifandraisany aminireo mihintsy de izay no mahatonga le fotoana tsy de ampy mba handraisana sy ikirakirana le lojika.
Kanefa tsy hanaiky ra tsy mahay satria tiko loatra le taranja.bounce

NB:kapobatana fa tsy nandalo sekoly 3D Sad

Mahereza ry zalah cheers

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  rakotofanandrana Mer 17 Fév - 19:21

Tongasoa soa ato anaty akipa !! Very Happy

rakotofanandrana

Messages : 1
Date d'inscription : 17/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  ratsy Jeu 18 Fév - 11:06

tongasoa Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Zouzou3d's Jeu 18 Fév - 15:05

Sali dholo,ity mba critikeo kely ry zalah ah,Maya 2010 no ni modeleko anizy ity de kapobatana hatrany ,tam 1maraina aho vo natory omaly nanao azy ity.

le texture alo mbola tsy vita vo mi roso tsikelikely eh Laughing

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Poumpouny Jeu 18 Fév - 15:18

adinonareo ny nametaka an'ilay sary!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  ratsy Jeu 18 Fév - 15:18

inona le asina critike ??
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  gasscreative Jeu 18 Fév - 15:46

Tonga soa ho an'i Zouzou3d's e! de mirary anla mba ahita ze mahasoa eto am ty sehatra ity!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Zouzou3d's Jeu 18 Fév - 17:30

Azafady fa adino marina le sary,tsy nety angamba le nanaovako azy hi.hi.hi
Mampme angamba le izy fa ho famporisihana antsika hoe aza kivy eeeehh sunny

Zouzou3d's miarahaba Ordi10
Zouzou3d's miarahaba Ordi211
Zouzou3d's miarahaba Ordi312
Zouzou3d's miarahaba Ordi611
Zouzou3d's miarahaba Ordi711
Zouzou3d's miarahaba Ordi810
Zouzou3d's miarahaba Ordi911
Zouzou3d's miarahaba Ordi1011

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Poumpouny Jeu 18 Fév - 19:10

Ok, efa ao tsara le base de modelisation, fotsiny raha ny fahitako azy ann otran misy booleen am le unité centrale de avy eo no-lisser le izy. Raha zavatra handalo lissage aloha de fadio otran'ny anabavy ny boolean, sinon le rendu raha tsy hoe juste hoe mbola hapisehovana fotsiny de tsara raha avadika "production" le qualite rendu ao am preference de rendu fa io zao izy "draft" raha tsy diso aho. Mizara koa manisy bevel am le sisin-javatra ireny (ohatra hoe le sisin'ny latabatra) amizay mi-accrocher amin'ireny ny speculaire. De ilay spot koa somary ampiakaro de atenuation interne (tsy tadidiko tsara ny anarany am Maya fa ny tiako ho tenenina de ataovy progressif le passage entre le zone de lumiere sy le zone d'ombre fa zao izy tonga de seka be. Misy ho penombra sy karazany izay le izy fa tsy tadidiko fa selextioner-na le lumiere de ao am attribute manager eo ambanin'ny intensity eo le izy raha tsy diso aho. Tsisy maya koa eto am le machine-ko eto de tsy afaka mijery aho.
FA efa tsara fiantombohana enao raha maya no napiasainao tamin'io.

Edit : De asiavo ombre koa le lum fa manjary lasa tsy misy dikany. depth map aloha atao fa aza mbola mampiasa raytrace.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  gasscreative Jeu 18 Fév - 20:38

Efa de bonne base arak le kozin'i poumpony teo ambony e, mila chamfreiner-na ny arête sasany hampisy réalism koko; Za alo personnelement, tsy mampiasa boolean zany mintsy refa mi-modéliser e satria nena en vu d'une animation foana matetika donc tsy maintsy atao milay au max le mesh. Fa ny exercice ihany no ahaizana anazy e!! Bon 3D!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Zouzou3d's Jeu 18 Fév - 21:09

Ok Ok.ho jereko ndray raalina ze tokony ampiana arak ireo kritikanareo reo fa merci mazto jiaby ndray

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Serfera Ven 19 Fév - 0:32

zouzou3d's> ampitao any @ section WIP ny tohiny fa betsaka no liana te-hanaraka ny tohiny, indrindra fa miaraka @ lé fikafika sy sopapa madinidinika bounce
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  ratsy Ven 19 Fév - 11:39

ataovy any amin'ny wip marina le izy ! tsy dia itako loatra aloha zay ambara aminle izy , fa saika efa voalazan'ry zalahy daholo zay tokony ho tenenina. mazotoa
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Zouzou3d's Ven 19 Fév - 15:49

sali sali jiaby ,efa nafindrako any @ wip marina le tohiny kely vita alina ry zalah de le bex moa efa otrany efa mitsipaka daholo fa elana tsiny fa mande beuh io refa miketrika hihihihi....vazivazy an... lol!

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Zouzou3d's miarahaba Empty Re: Zouzou3d's miarahaba

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum