ihueb cinema 4D

Aller en bas

ihueb cinema 4D

Message  ihueb le Mer 18 Juil - 21:26

Miarahaba antsika rehetra izay mpikambana ato, ny tenako izany dia miketrika web, elearning, scorm,
ary ny faniriana dia ny mba ahafehezana ity 3D ity (cinema 4D, DAZ) , ka dia mandefa ny hafatra hoe raha misy olona vonona ny hampianatra dia handefaso mail (nikwon(arobase)yahoo(dot)com) en mp.
Misaotra indrindra

ihueb

Messages : 2
Date d'inscription : 18/07/2012

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum