miarahaba ny ato @ forum

Aller en bas

miarahaba ny ato @ forum

Message  jaha le Sam 20 Fév - 14:45

Haja 32 ans, miezaka mafy mba hahavita zavatra mahafinaritra @ ity taranja ity. Archi no tena ketrehiko. Mitovitovy @ Ra Serfera ny ataoko. Autocad sy revit no tena miasa, teo aloha artlantis fa vao 2 taona izao no nanaovana max. Manantena fizarana traikefa ato @ forum ahafahana mandroso.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: miarahaba ny ato @ forum

Message  ratsy le Sam 20 Fév - 15:34

tongasoa ! ary manantena asan-tanana be dia be avy aminao ko
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: miarahaba ny ato @ forum

Message  gasscreative le Sam 20 Fév - 16:39

Tonga soa e! De vonona ny hifampizara amnareo sady miandry ze asa tananareo
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: miarahaba ny ato @ forum

Message  Serfera le Sam 20 Fév - 21:13

tongasoa, jaha! Very Happy zay indrindra no ilantsika forum tahak'izao mba hifanoroana sy hifanakianana ahafahana mandroso ao anatin'ny firahalahiana tanteraka. Ho ela velona ny archviz, dé ampitapitao @ bandy akama mpiondana mba hiitatra ny communauté fa ny hevitry ny maro mahataka-davitra Idea
avatar
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 43
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Re: miarahaba ny ato @ forum

Message  Poumpouny le Lun 22 Fév - 13:36

Tongasoa ! Very Happy

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."

Albert Eistein.
avatar
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: miarahaba ny ato @ forum

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum