Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment :
Jeux, jouets et Lego : le deuxième à ...
Voir le deal

206 WIP [vita]

+3
ratsy
gasscreative
spectroplasm
7 participants

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Aller en bas

206 WIP [vita] Empty 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 23:55

ito misy daba 206 nataoko t@ 3DS max, subdivision modeling no nanamboarana azy, ny nanaovako an'ito aloa dia par piece e sady ny atsasany iany aloa no natao dia refaveo vao anaovana copie mirroire, mbola tsisy meshsmooth na turbo smooth mitsy le izy aloa ary tena vitsy kely le compte anle poly @le izy satria ny paoziny no tena nokendreko avoaka alou dia izay vao manao finition en detail @zay aho Smile. alefaso daholo ny torohevitra sy ny commentaire fa vonona ny handray aho ra misy lesoka dia mba teneno koa fa io no mampahay Smile

206 WIP [vita] 206-110

206 WIP [vita] 206-210

206 WIP [vita] 206-310

206 WIP [vita] 206-410


Dernière édition par spectroplasm le Dim 22 Aoû - 16:38, édité 1 fois
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Mer 3 Mar - 0:46

Tonga de mivaoaka le forme na de low poly aza e!!!
Tena tsy koboko ndray ty technique subdiv modeling nareo ty zany? Miainga am nin zany, plane, cube sa inn? de aona ny anaovana anazy? Ary editable mesh nga le objet sa editable poly fa toa tri le face fa tsy quad. (Tena very mintsy izahay zany fa tsy maharaka mintsy)
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 3 Mar - 14:48

technique subdiv modelling na subdivision modelling dia fiantso ny teknika ampesaina refa miainga @ny "geometrie" 1 dia zarazaraia imbedebe le izy, ary ny vokatra farany dia antsoina hoe "Mesh", t@io 206 io zao plane no niaingako ary nasiako "modifier" Edit-Poly, tsy dia fanao loatra le manao hoe "convert to Poly" na "convert to mesh" satria very le forme initial anle objet. mampiasa plane iray isaky ny piece @le 206 aho:
capot = plane 1
chassis = plane 1
pare brise = plane 1
sns
ny antony ampiasana tr noho ny quad dia ny fahalakin'ny carte graphique micalcul izany satria ny graphique dia en tri foana no anaovany calcul, mou koa mou t@ andron'ny 3DS DOS dia en tri foana ny fanaovana object rehetra d lasa fahazarana le izy. Raha te hampiasa tri ianao raha @ 3DS MAX dia makanesa ao @ny "Customization" --> "Preferences" --> "Viewports" --> ary eo @ le section "Display Drivers" araho ny sary io ambany io
206 WIP [vita] Option11

206 WIP [vita] Option12
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  ratsy Mer 3 Mar - 14:52

tena enjana be le techinique miasa ! Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Mer 3 Mar - 16:39

zay oa no maha tsara tony forum tony fa hahaizana zavatra be de be mitsy!!
spectroplasm> misaotra tam toro evitra!!
Sady ela (ataoko ela fa tsy manin an) zany efa tafiditra anaty phase optimisation mitsy. Otran reny efa mpanao production be reny (raha tsy efa manao Very Happy) !!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 3 Mar - 16:47

tsisy fisaorana ka Smile ny tenanay vonona hanome toro hevitra foana refa misy, tsy maninona ra miantso ela ka Very Happy samy mpiondana mifanampy isika rehetra
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 3 Mar - 20:38

little update on the 206 car
misy mise-a-jour kely le daba e, tsy de azo atao hoe mise-a-jour mou zany satria naparitako indray le izy fa efa manombota manao smoothing groups za d nila nisikotra ny tao anatiny sy ny etsy sy aroa, mbola low poly foana alou io hatramizao satria io no ahafahako miasa aingana kokou, ho hitanareo eo le plan bdb mikambakambana @le mesh. Smile

206 WIP [vita] 206-510
206 WIP [vita] 206-610
206 WIP [vita] 206-710
206 WIP [vita] 206-810
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Jeu 4 Mar - 2:11

Tena very ah rah omena anah io model io ka oe iasako. Efa fahazarana marina ngamba nenlah am le miasa amnio technique io.
Milay ka! de miandry ze tohiny izahay!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Jeu 4 Mar - 13:36

206 WIP [vita] 206-910
vita smoothing groups le mesh rehetra dia mbola tsy voalatsaka ny motera Very Happy, mbola sur cale alou zany le daba hahahaha Very Happy

tsisy anle selection an'le tapany ambany
206 WIP [vita] 206-1010

206 WIP [vita] 206-1110
ito le wireframe miaraka @le motera mbola tsy tafiditra tao anaty le daba

206 WIP [vita] 206-1210
toy izao ny paoziny refa vita ny smoothing groups @le mesh iray manontolo Smile

ny etape manaraka zao dia manao anle coordination anle Map channel anle mesh iray manontolo @zay afaka miroso @ny fanomezana texture anle carosserie sns, fa mialohan'izany rehetra izany alou mbola mila atao ny habillage anle ao anatiny Very Happy mbola tsy misy seza, volant, frein à main sns le izy, atao low poly foana aloa dia rehefa vita tanteraka izany rehetra izany vao atao tesselation @zay ny faritra mbola mila detail bebe kokou.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Jeu 4 Mar - 14:28

Tena mba tiako ho hita mintsy le iz refa misy mesh smooth am zao mesh zao, sur alo fa le smoothing group mampilamina az fa tsy manjary lasa misy rirany be ve le arrête?
Tsy haiko na azon la na tsy azon la le tiako anontaniana fa ty misy sary anazavako azy
1--- avec smoothing group ----> refa smoothé le izy de misy rirany be le arête
206 WIP [vita] 116

2--- sans smoothing group fa chanfreinena le arête ----> ....plus cool
206 WIP [vita] 214
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Jeu 4 Mar - 15:50

Eto ah vao miheritreritra, kay mety ihany le smoothing group tsy misy rirany be ra matériaux Mental ray no ampiasaina, satria ao misy le paramètre oe "ROUND CORNER", de am rendu otran'nreny chanfreiné reny le edge!!
206 WIP [vita] 315
206 WIP [vita] 414
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Jeu 4 Mar - 17:36

ie nena smoothing groups no ampesaiko @volohany, le mahatonga ny arrete tsy malama satria misy an'le option ao @ le onglet anle edit mesh na edit poly hoe "Polygon: Smoothing groups"
mitondra ny anarana hoe " autosmooth : [ isa ampidirina ] ǂ " hitanao eo @ilay sary eo ambany ny tiako tenenina
206 WIP [vita] 206-1310

io ambony @ le soratra mena io no tiako lazaina. azavaiko ny fiasan'io:

ny geometrie rehetra dia manana "union point" izany hoe faritra iraisana ra maka taratasy iray ianao zao dia aforitra misasaka izany dia iny rirany hitanao @le niforitra iny no antsoina hoe "union point" iny no hiraisan'ilay tapany ambony sy ny tapany ambany @ le taratasy miforitra, toy izany koa ny fiasan'ny "smoothing groups" ireo faritra iraisany ireo no mahatonga azy hanao malama na matsoko ny riran'ilay sisin'ny mesh iray.

Ny mahatonga ny sisiny misy rirany refa mampiasa ny smoothing groups satria tsy tafiditra ao anaty ilay faritra tokony hifandray ny "smoothing group" iray izay nosafidiana, izany dia afaka amboarina @ alalan'ilay isa izay hita eo ankavanan'ilay bokotra mitondra ny anarana hoe "autosmooth", plus ampekarina ny angle d'union (isa), plus le faritra roa mifandray, ary plus le angle (isa) plus tsy mifandray le faritra roa, ny mahatsara an'ity "smoothing groups" ity dia mba ahafahana mampiseo rirany malama na rirany matsoko @mesh iray, ny ilavana ny rirany matsoko ohatra dia ny partie toy ny sous ail, na le coin mila mahitsy tsara.

Ny dikan'ireo isa bedebe eo ambony ireo dia antsoina hoe "smooth groups" izany hoe ny faritra rehetra izay mitovy ny angle d'union no mizara ny isa eo ambon ireo, azavaiko lalindalina kokoa Smile maka ohatra isika. ny capot sy ny tafo an'ilay 206 zao manana "union angle" ana 30 degre, ny mba anaovako anzany dia safidiko alou ilay capot sy ny tafo ary ampidiriko etsy @le "autosmooth" eo @ilay fampidirana isa ny isa 30 ary tsy mipotsitra ny bokotra autosmooth aho fa kosa tonga d tsindriko ny isa 1 etsy ambony eo @ ilay misy ny isa toy izao

[ 1 ] [ 2 ] [ 3 ] [ 4 ] [ 5 ] [ 6 ] [ 7 ] [ 8 ]
[ 9 ] [10] [11] [12] [13] [14] [15] [16]
sns sns sns

dia refa avy mipotsitra ny [ 1 ] aho dia lasa 1 ny ahafantarana ny selection rehetra izay manana angle 30 @ le mesh iray manontolo.

Smile lavalava iny reponse iray iny fa ekeko angamba fa mazava le fanazavana an'ilay fiasan'ilay "smoothing groups". Le moto @io sary io mbola projet lava be hafa fa le daba 206 alou no hezahina vitaina aingana Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  maboule Mer 10 Mar - 18:57

de miandry ni tohiny fa miaiky ny faharetanareo mpi modelliser vam aloha e, vo mahita ny haben ny le tutorial fotsiny a de kivy !

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  ratsy Jeu 11 Mar - 12:22

ohatran'ny mahita moto za zany ! ketrika efa vita ve io ry spectroplasm ?
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Jeu 11 Mar - 12:34

ratsy a écrit:ohatran'ny mahita moto za zany ! ketrika efa vita ve io ry spectroplasm ?

Ie moto mitsy io ka Smile Yamaha R1 fa tsy mbola vita le izy, juste nisokafako le izy nanaovako anle exemple anle "smoothing groups" @ le 3Ds MAX Smile, refa vita le daba 206 d ho alefako ato io ka Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  ratsy Jeu 11 Mar - 13:03

ok ! sady za te hiketrika moto ko mantsy dia mba hakako inspiraka ! sady za mino fa be detail be izy io ! te hiketrika zavatra be detail be za fa mbola tsy sahy !
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 7 Avr - 17:09

OK ry zalahy a Smile zao ndray vao afaka nanohy kely an'ity daba ity ny tenako fa tena repotra asa be sy nisy fotoana kou nidongy le fitaovana fanaovako 3D Smile dia mbola nitsabo ny marary e Smile fa ireto ndray alou ny sary androany, ny tena tanjona @ity 206 ity mou zany dia sady manandrana ny code izay nosoratako aho ary koa miezaka ny tsy hampiasa texture azo avy amin'ny sary betsaka loatra fa hiezaka hamoaka proceduals sy shaders mba hamoahana ny texture tena izy (izany hoe tsy mande mivoaka miaraka @ fakantsary ao maka ny texture fa ho foronina ao anaty ilay programa daholo ny ankapobeny izy rehetra Smile.

nanomboka nanao an'ilay seza aho androany ary nanomboka nanome ID physique an'ilay materiaux rehetra koa amzay tsy very fotoana betsaka loatra refa manao HLSL (high level shader language) an'ilay scene hangalana an'ilay nature an'ilay texture sami-hafa.
206 WIP [vita] 206-1410

ary eto koa dia manomboka manao lissage na manalefaka an'ilay detail @ le daba sy mamita script an'ilay mechanika an'ilay daba koa Smile, kanja b iany le izy refa no dinihina kle
206 WIP [vita] 206-1511

zay ndray alou ny azo aroso fa mametraka ny ambony eto refa vita eeeee Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  gasscreative Mer 7 Avr - 17:41

Spectro> inn daolo lety tony script be da be tony e? sady ny editer de matériaux nareo zany aza vita gasy mitsy!! milay be letsy a, misy mahay ihany le gasy fa tsy ry zalah vazah ihany.
Tena mety mila ny fahaizan lah script letsy za ngamba refa manao rig kle.
Tsy haiko na kobon lah le rigg sady afaka mi-stresh reny no afaka mi-courbe (ohatra zao refa aforitra le coude de tsy manao angle le avan bras sy le bras fa manao courbe). Am maya zany le advanced rig reny efa script efa vita e, sady adaptable am ze mesh eo e, fa am max mbola tsy koboko le izy ka ra manampotoana ela de mba ketreo e, tsy haiko na azon la na tsia le tiako tenenina.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 7 Avr - 18:21

Le moteur an'ilay 3ds max sisa angamba no tavela fa ny modelisation, rendu, gestion de materiaux, calcul physique. Sy interface d'utilisateur efa zavounnah daholo, le nasehoko anla tany antrano iny Smile

le advanced rig haiko tsara le tenenin'la ka global falloff sy soft selection no anaran'iny. Fa tsy mitovy @le ao anatin'ilay panneau de modif, teneno fotsiny le tadiavin'la d jereko eo, le act sy cat mankou otranzay le nihandohany simple script d lasa nalaza b d nivoatra b.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Mer 7 Avr - 19:33

le rig afaka mi-stretch sy afaka micourbe tena tsara fanaovana cartoon sy aire exageré Smile afaka atao blend le izy mitovitovy @le morph groups reny fa atao blend entre bones sy splines le bones no tena mitazona anle physique sy skin mou le spline fanaovana anle stretch sy courbe, saingy ela b ra tsy automatisé le izy Smile ndraso njerena le fika mety afahana manao azy rapida sy simple Wink
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  ratsy Jeu 8 Avr - 14:25

tena enjana be le ketrika ataonareo zany ! le panneau materiaux sady lasa teny gasy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  maboule Jeu 8 Avr - 20:57

tsy anjaza ntsony ty le
mba tia mi prog keli iany za fa vo mahita reto parenthèse bedabe reto de mitsoka matanjaka le
cauchemar tamin autolisp io leaza,
honoa nga tsy misy vba am max ?
miandry ny fivoakany zany e

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Jeu 8 Avr - 23:18

misaotra daholo e Smile
ny tena mahatsara ny max dia izy afaka maka ny langue rehetra Smile juste hoe manamboatra loader fotsiny ela d compilena le izy atao plugin, ra tena te hanao vba d manaova "plugin extension" ana vba d zay Smile ie le parathèse tsy maintsy bobaka kle :d raha tsy izany mifanitsaka le kaody
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Ven 9 Avr - 20:26

here's a little update for everyone to see Smile
nianpy kely ndray ato ny sary @ le daba nanomboka nandatsaa an'ilay motera aho ary toy izao ny paoziny

206 WIP [vita] 206-1610
ito ny wireframe an'le izy
206 WIP [vita] 206-1710

nametaka an'ilay capot eo ambony indray aho eto miaraka @le wireframe Smile
206 WIP [vita] 206-1810
206 WIP [vita] 206-1910

Zay ndray alou no masaka tato :p manomboka hita fa ela iany izy ty vao ho vita kle Smile le kodiarany sy ny ao anatiny mbola tsisy tokotaniny mitsy alou fa dia atao miandalana eo iany e Smile.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  spectroplasm Jeu 15 Avr - 22:22

update kely ndray e Smile le kodiarany sy le jante efa kely sisa d ho vita lery ka Very Happy
206 WIP [vita] 206-2010

seza type rallye
206 WIP [vita] 206-2110
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

206 WIP [vita] Empty Re: 206 WIP [vita]

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum