206 WIP [vita]
+3
ratsy
gasscreative
spectroplasm
7 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: 206 WIP [vita]
Ao tsara izy zany!
Elan nga manana 206 sa misy référence am lé détail ny moteur sy ny intérieur?
Elan nga manana 206 sa misy référence am lé détail ny moteur sy ny intérieur?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: 206 WIP [vita]
tena mety ela ngamba vao manana 206 ny tenako kle scooter no tena tiako alou e tsisy atakaloko scoot zany fa le reference za mijery @ net le salon de l'auto reny d maka inspiraka, le jante io zao jante OZ racing année 2003
Re: 206 WIP [vita]
nanampy sary WIP kely ndray kalou, elaela mitsy zay fa tena nikandra b ny tenanay, nanova anle capot sy nanampy forme anle jupe lateral za ary koa nanova ny hendriny ilay 206 juste modif correctif le izy no tena marina fa le endrika taloha mbola ao juste stack modifiers fotsiny no nampesaina @le izy @zay manana version anle daba 2 ao anaty model iray
Re: 206 WIP [vita]
Sali a!
Tena zay dray za vô nahita Modelisation ohatran'io an'i spectroplasm io. Sao dia misy tuto kely fa ohatrany tsy azoko sary antsaina tsara le manao an le izy!
Enjana be! Misaotra e!
Tena zay dray za vô nahita Modelisation ohatran'io an'i spectroplasm io. Sao dia misy tuto kely fa ohatrany tsy azoko sary antsaina tsara le manao an le izy!
Enjana be! Misaotra e!
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: 206 WIP [vita]
Tena ela tokoa no tsy nanao post tato ny tenanay fa zao vao mba congé d tonga d manenjika be tsisy otran'zany ary efa mieritreritra ny hamita ny 206 fa efa lasa tranonakoho mitsy lery tato kle
mba nandoko sy nametraka ilay soratra teo amin'ny vatany zao no vita dia mba nanao rendu jeri-maika kely e, ny rendu finale mbola ela ela ndray vao vita satria mbola mijery hevitra ny manodidina (decor) aho zao ary mbola hijery ny anaovana ny fahazavana.

206 WIP [VITA]
Tena masosotra be le refa micorrompre le fichier .max kle zay za vo tena tratra anle izy tena hoe nitofitra beu mitsy, tahakzay tsy nanokatra anle model tao anaty max 2009 kle aza kiiii nefa nety tsara mitsy le izy t@ max 7.0 tss. Vita Tapoka ry zala le model kle, nahafinaritra be le niasa t@le izy alou fa lainga lainga e, misy autoback iray sisa no mbola mety misokatra anaty max 7.0 fa ho toizako le rendu refa mahavita asa indray, fa ireto alou ny rendu @izy zao, ary efa hitao fa vita iany ilay izy ka
natao vert cyan le loko nefarany fa iny no hitako metimety kokoa noho ilay maitso marevaka
natao vert cyan le loko nefarany fa iny no hitako metimety kokoa noho ilay maitso marevaka
Re: 206 WIP [vita]
somary decale le image ato @forum fa ra mampiasa firefox d ataovy souris droite le sary d safidio hoe "view image" na afficher image d hita ny dimension anle izy normaly
Re: 206 WIP [vita]
Milay e!!! Niampy ray ndray ny vam ato @ garagen-i Telvongany!
Sady couleur-n'i telovongany mints le couleur-n'le vam!!
Sady couleur-n'i telovongany mints le couleur-n'le vam!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: 206 WIP [vita]
Tena masosotay zalahy le NAvigateur SAFARI an mandalo eto foana aho isanandro de lazain'i lery fa tsy misy nouveau post mihitsy nefa kay bobaka beuh, tsssss, aleo ihany hoa i Karin'afo
Sinon, milay le 206 de aza misosoka intsony ny manjo am le fichier corrompu, na i Adobe na i Autodesk manao an'izay foana, angamba be loatra le develloppeur de tsy uniforme mihitsy le lozika.

hahaha ie le safari kloun masosotra zay iany lery e, firefox beta 4 zao no ato fa misosa be sady mahafinaritra mou koa mou ny tenanay tsy niova mitsy hatramizay na t@ mac aza dia nanao boot-camp dia ni-install windows 7 x64. Fa zao efa niverina PC ndray d falifaly kokoa
Re: 206 WIP [vita]
vita ihany le izy , ao tsara tsy dia mahita ambara firy ..
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: 206 WIP [vita]
Le grand mechant loup ty leuh!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: 206 WIP [vita]
Slt lesy Vorace, vaovao nampalahelo lesy a, i Belaza lty le dev akama ao ampesana maty a ;( ;( ;( tena bandy mbola 23 ans lesy lery kle tena malahelo ny ao ampesana
Re: 206 WIP [vita]
Bandy vaovao taorinako v zany? fa maty ôviana lety? de aôna ny programa @zany?
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: 206 WIP [vita]
ie tao aorinan'la fa t@ sabotsy teo lery no maty fa @ zomaha no progany ato ampesana hamangy alou e fambola tsy kobo tsara satria any Hell ville Nosy Be lery no efa nalevona, d miandry ny fianakaviana miverina zao vao mamangy
Page 2 sur 2 • 1, 2
Sujets similaires
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
» SCOOTER (Vita)
» W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
» (VITA) radio tivoli
» (VITA) HUMMER H3
» SCOOTER (Vita)
» W I P: Tanana Mbola o ela vo o vita
» (VITA) radio tivoli
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|