Salama daholô! Izaho LTR!

Aller en bas

Salama daholô! Izaho LTR!

Message  LTR le Mer 3 Mar - 20:49

Sali sali daholo Very Happy
Zafady @ le teny frantsay fa io no tena nahazatra!
Moi c'est Aurelien RAKOTOMANGA alias LTR Graphiste 2D et Phototographe exclusivement, c'est Poumpouny qui m'a invité à vous rejoindre! Je ne connais pas grand chose en fa j'admire les gars qui travaille dessus! De toute façon domaine infographie daholo zany!
Si vous voulez un peu voir ce que je fais que ce soit en photo ou en graphisme venez voir ici :
www.ltr-artwork.com
www.behance.net/ltrartwork
www.flickr.com/ltrphoto
Sur é!
avatar
LTR

Messages : 18
Date d'inscription : 03/03/2010
Age : 37
Localisation : Antananarivo

http://www.ltr-artwork.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  spectroplasm le Mer 3 Mar - 21:17

salu LTR faly miarahaba anao e, tsy maninona na 2D na 1D na 0D fa efa izy daholo izany ka, fa tsara be le vokatra ataonao alou e Smile tena mbola mampiseho hatrany fa isika Gasy tena mahay an'io resaka io Smile Twisted Evil
avatar
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 37
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  gasscreative le Jeu 4 Mar - 2:04

Tongasoa ra LTR (aurel) ah!!!
zay anie hoa no hitenenako an'i Poumpouny oe ataovy CG DAGO le titre le forum am zay mazava be oe tafiditra ato daolo revo resaka graphisme!!
De manatena hifampizara am la zany letsy!!!
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  ratsy le Jeu 4 Mar - 11:09

tongasoa i LTR dia faly miarahaba anao ! Very Happy
avatar
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  Poumpouny le Jeu 4 Mar - 14:21

Ka le taux de participation ary am le fifidianana ary aza ambany kely ko mbola sanil zao le izy. Mbola vo olona telo fotsiny no nifidy. Efa nohitariko kely le date fifidianana.

Hoay zaika adino, Tongasoa lesy ra LTR ann, de manantena sary bobaka beuh mitsy Smile

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."

Albert Eistein.
avatar
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  jaha le Jeu 4 Mar - 21:25

Dia faly miarahaba an'i LTR tonga eto @ forum. Mila anao ilay rubrique photographie, tena mbola zéro izao ao. Za koa mba tia sary fa tena vao manomboka. Rehefa mandalo ireny panneau an'i zain ireny aho dia variana na dia mbola tsy nahafantatra aza hoe iza ilay nanao azy. Inona ary ny matos nakana an'io, ny objectif nampiasaina, ny exif... izany no fanontaniana mandalo ato an-tsaiko isaky ny mahita ireny sarinao ireny.

Ilainay ianao mba hizara traikefa ato @ forum @ resaka sary.

Merci e!

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  LTR le Sam 6 Mar - 0:16

Misaotra daholo é!
Jaha> Matos utilisé pour les photos de Zain : Canon Eos5d, ensuite niveau objectif, miovaova b foana, dépend de l'effet recherché... Refa photo montage d studio avec kit flash (soft box, barndoor, parapluie, etc...), refa externe dia reflecteur tsy maintsy misy masoandro ra tsy zany tsy milay ny sary, ny masoandro tena milay d eo @ 5 ora maraina ka hatramin'ny 12 atoandro eo, d aprem @ 2 hatram' 5 ora sasany maxi... ny tena milay ra izao manokana d aleoko shooting exterieur miarak'@ flash, reo zany no tena manja ny fivôkany...
avatar
LTR

Messages : 18
Date d'inscription : 03/03/2010
Age : 37
Localisation : Antananarivo

http://www.ltr-artwork.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Salama daholô! Izaho LTR!

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum