Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -23%
EVGA SuperNOVA 650 G6 – Alimentation PC 100% ...
Voir le deal
77.91 €

Efa en ligne i Telovongany

5 participants

Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Ven 12 Fév - 19:29

Dia faly ny tenanay manambara aminareo ny fisokafan'ity forum ity. Raha ny fahalalako azy aloha de izy ity no "site communautaire mikasika ny 3D voalohany eto Dago". Koa dia Manantena betsaka aminareo mba handray anjara mavitrika sy mba hanaparitaka ny vaovao any amin'ny tary sy sipa fantatrareo fa manana interet amin'izy ity nefa mbola tsy mahalala. Dia manantena real milay be ihany koa.
Pouny
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty :)

Message  Jarod Ven 12 Fév - 21:44

Misaotra @ fandraisana dia mirary soa e. Mba samy hahita soa @ ity resaka ity daholo. D'ailleurs, efa voalaza fa "année de la 3D" ny 2010 ka inoako fa tsara fiantombohana ny fiarahana Smile @ + +
Jarod

Jarod

Messages : 1
Date d'inscription : 12/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Ven 12 Fév - 22:22

Milay bain ann, hono hoa ahoana ihany le resaka moderatera teo, mazoto ve nareo?? ovaiko mantsy ny statu-nareo raha ohatra ka mazoto nareo ?
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  dad1 Lun 15 Fév - 12:28

Ohatran'ny tsara tsara tokoa raha ovaina hoe telo vaingany aaraka ilay nisy nilaza tany @ moov fa tsy dia approprié loatra ilay hoe vongany

dad1

Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  ratsy Mer 17 Fév - 11:22

lay hoe vongany ohatran'ny manimba sofina be zany scratch
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 15:05

Faly be aho zalahy fa en espace de moins d'une semaine dia efa 10 sahady isika no membre ato. Mety kely zany raha oharina amin'ny forum hafa fa kosa raha jerena amin'ilay sujet (3D surtout) dia miazakazaka ihany ny fiditry ny membre. Eto aho zany vao tena resy lahatra fa tena ilaina izy ity satria de betsaka tokoa ireo mahay sy te hahay nefa dia takona any ambadika any fotsiny noho ny tsy fisian'ny toerana toy izao hatramizay.
Mino sy Manantena aho fa hiroboribo tokoa ity tontolon-tsika ity ary manentana atsika hatrany mba hamelona sy hanome haina ity forum ity mba ahafahan'izany tontolontsika izany tena hamiratra tokoa. Dia manantena ny mba hampitanareo ny vaovao koa amin'ireo bandy akama mpiondana nefa mbola tsy mahakobo ny fisian'ity forum ity.
Sotsa Tompoko. Very Happy
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 17:25

Efa mandeha koa izany ny resaka point sy reputation eto am-forum amizao, mi dependre zavatra bedebe ny point sy ny reputation : Nombre de message na sujet par jour, voten'ireo membre amin'ny alalan'ilay bouton + na - kely eo am message tsirairay. Mikaonty ihany koa ny faharetan'ny fotoana nidirana teto am forum.

Toy izay koa ny chat. Marihana fa amin'izao voalohany izao ihany ny chat no atao eo ambony eo mba ahitanareo fa misy izy io fa rehefa kelikely io dia ho ampidinina ary ambany ary.

Ny Gallerie izao no mbola amboarina miaraka am gestion de vote sy commentaire.

De zay!!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 19:36

Ok, Efa miainga koa ny gallery (lien ery am barre de navigation ery ambony ery).
Donc mba hahafahana manokatra gallerie, dia mazava ho azy fa tsy maintsy miditra membre. De miditra ao am section gallerie de misy section 3 ao dia ny 3D, ny 2D ary ny photo. De ery Ambany ery misy hoe votre galerie perso de clicker-na eo. de raha efa manana gallerie enao dia mipoitra eo ny gallerie-nao raha mbola tsy manana de misy lien ao hi-creer-na azy.

Ho fafako zany ilay section galerie ary am forum ary koa miala-tsiny sy miangavy ireo efa ni-poster ny sariny tany mba hiverina hi-poster azy any.

Marihina moa fa io systeme de gallerie io dia misy azo hi-voter-na, hanaovana commentaire ihany koa.

Koa manantena ny asa-tanan-tsika izany.

Misaotra tompoko.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  raguy Sam 13 Mar - 0:41

Ahoana ra Poumpouny, zay aho voa afaka nandalo fa mbola sahirana, mandalo mitazana eo ihany rehefa misy fotoana, efa milay ka...sur!

raguy

Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Poumpouny Lun 15 Mar - 14:02

OK Raguy ann, de manatena ireny Zbrush mafotaka be ireny ehhh Very Happy
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  raguy Mer 31 Mar - 23:15

Tandremo fa ity karazana forum phpBB Code ity ange ry zalahy dia ratsy e, be mpanafika mantsy izy io ka mora simba pirat , very eo daholo le asa natao rehetra. Solohy hafa raha mahita.

raguy

Messages : 13
Date d'inscription : 13/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

Efa en ligne i Telovongany Empty Re: Efa en ligne i Telovongany

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum