Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -45%
WHIRLPOOL OWFC3C26X – Lave-vaisselle pose libre ...
Voir le deal
339 €

Kaiz daol r namana panao 3d

5 participants

Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Kaiz daol r namana panao 3d

Message  D A ML Ven 5 Mar - 14:27

Miaraba anareo am zao fandalovako ato zao! Misaotra ko am le nanoro site! Very Happy fa ay kay efa bdb n mkirakira 3d eto am tanana;de efa sam solidaire avy daol! Smile

Ny amiko lo de Andrianaivosoa meja lalaina n anarako! de ra eo am triakefa 3d ako de efa 6 taona eo n naovako 3d Sous 3DS MAX

Efa miasa aho,sad ao am io sehatra multimedia io mits.
Specialiteako, de eo am 3d d'architecture n tena ataoko satria architecture iany ko n domainko.
Nefa koa ao am sehatr n com s pub zah de any am effets speciaux koa n tena ataoko:Combustion,after effects,

N lozika afa kasihako ndray de:mudbox,adobe ilustrator s photoshop..fa raha montag video ndray Sony vegas fa ts tia premiere zay zah! lol!

Ny faniriako de mba ifampizara n traikefa s mfampitaiza ao am multimedia tsik mianakav!satria na za az mbola mila mandalina lalina fa ts ampy le fahaizan eh! lol ;de mba ikasika zbrush fa efa ela n faniriako ianatra zbrush fa le ftoana n ts ampy amk Crying or Very sad !

De ho soa n fiaraha tsika eo am multimedia malagasy! cheers


Dernière édition par D A ML le Sam 13 Mar - 3:26, édité 1 fois
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  spectroplasm Ven 5 Mar - 14:49

Tongasoa eto @site e Smile, tena marina mitsy le hoe mande solitaire daolo ny akamaroan'isika manao an'ity resaka CG eto dago ity, ary tena faly aho mahita fa kay tena betsaka d betsaka isika no manao azy ity!!. Cool
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  ratsy Ven 5 Mar - 15:55

tongasoa D A M L, tonga dia le mustang no hitako ! milay e Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  Poumpouny Ven 5 Mar - 16:05

Tongasoa eh Smile
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  gasscreative Ven 5 Mar - 17:01

Tongasoa DAML!! 8 taona zany efa be ihany ny traikefa am zany aa!! sy ny zava bita ko! ka alefaso eto ary le sary andrarahana iiivy beuh e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  D A ML Sam 6 Mar - 1:15

Ity ar misy 3d natao kely mba mety anome courag n rehetra oe :kand on ve on peu Wink . Def tng de asio critique ba ahafahana ivoharana eh! de afaka manontany ko ze te anontany ra misy tianareo anontaniana!Ny tanjona mank mba ahaizana daol fa ts ifaninanana be Ok cheers ! de miandry critik s fanontaniana za an! Very Happy

Kaiz daol r namana panao 3d Mes_tr11
D A ML
D A ML

Messages : 54
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 38
Localisation : madagascar 67 ha nord est

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  gasscreative Sam 6 Mar - 20:38

Tonga de oe milay e! F'efa mahazatra be loatra ze mpampiasa 3dsmax le background io, tsara zao ra décor hafa ohatra oe sarin'Antananarivo. Fa détail tsy de misy idiran'le mha-tsara az mints zany.
Alefaso koa ny manaraka de asivo wireframe ko.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  Poumpouny Lun 8 Mar - 13:47

Tiako be le teinte-couleur Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Kaiz daol r namana panao 3d Empty Re: Kaiz daol r namana panao 3d

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum