Booleen amin'ny Spline

Aller en bas

Booleen amin'ny Spline

Message  Poumpouny le Ven 12 Fév - 20:03

Ho an'ireo mitady io function io ao amin'i cinema 4d de kobon-dra Serfera le function:

Mograph > Spline Mask.

De afaka manao booleen otran am geometrie ihany lisany.
Merci Serfera.
Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Booleen amin'ny Spline

Message  dad1 le Lun 15 Fév - 12:20

Misaotra e io ilay saika nankaleo ahy c4d

dad1

Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: Booleen amin'ny Spline

Message  Poumpouny le Lun 15 Fév - 13:48

zay Foana matetika no blem am le miova log, manana tendance hi-translater an'ilay fonction foana, fa rehafa tafiditra ao enao de ho hitanao fa misy fonction intuitif be lavitra noho i Max Ao. Fa tsy maintsy samy manana ny atout sy ny faiblesse-ny foana anefa ny logiciel tsirairay. Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Booleen amin'ny Spline

Message  dad1 le Lun 15 Fév - 14:14

Mba atorotoroy an'le mograph fa tena mbola tsy nanandrana aan'io mihitsy e

dad1

Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Re: Booleen amin'ny Spline

Message  Serfera le Lun 15 Fév - 14:42

module c4d i mograph, zany hoe menu deroulant tsotra zao dé misy commandes (fonctions) maro2 ao anatiny, zà koa aloha vao manomboka liana fa tsy dia tena mpampiasa, zay indrindra no anentanana zay rehetra mahita sopapa mba hizara eto. Crying or Very sad ny olana fotsiny dé hoe misy azy daôlo ve ny version c4d rehetra.
mikasika manokana an'lé fonction spline mask iny, dé tena ôtran'ny commande boole tsotra mintsy lé izy, zany hoe cliquer mograph>spline mask, dé refa mipoitra ao @ objets lé izy dé atsofoka ao lé splines tiana hitambatra, A lé ambony, B lé ambany, dé misafidy zé opération tiana atao fotsiny sisa (union, substract, intersect). Ovay vue latérale (F3, na F4) ahitàna azy tsara satria mety mila manova axe araka zé résultat tadiavina.
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 43
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Re: Booleen amin'ny Spline

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum