<FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Page 1 sur 1 • Partager •
<FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Manainga mavesatra antsika mpankafia ity forum ity izany mba hi-proposer logo (na 3D io na 2D na sary...mety foana). Manana Herinandro isika hatramin'ny alatsinainy heriny am 6ora hariva. rehefa izay no vita dia hatomboka amizay ny fifidianana sy fandaniana ny logo.
Koa dia manantena ny sanganasanareo ary eh.
Marihako etoana fa fifaninana masina ity ary tsy misy loka, fa mba ho fampandrosoana ity forum malalan-tsika ity.
Misaotra tompoko

_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
de anaovana t-shirt ko le logo !!!

gasscreative- Messages: 462
Date d'inscription: 16/02/2010
Age: 28
Localisation: Antananarivo, Madagascar
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
aleo asiana mascotte kely koa ranga a! tsika ve ato anatin'ny sehatra grafika de tsy ho asiana mascotte!

gasscreative- Messages: 462
Date d'inscription: 16/02/2010
Age: 28
Localisation: Antananarivo, Madagascar
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
poumpouny>ok aleo fa vao miainga ny inspiraka dia hiketrika !
gasscreative>tsy ratsy ko le hoe t-shirt !milay be

ratsy- Messages: 366
Date d'inscription: 16/02/2010
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Ok, za zany manolotra an'i Belo ho mascotte (mister telovongany) lol. Na dia mbola tsy vita aza.
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
milay kosa zany!!
Zay ranga congés a!! Saody manomé asa andro tsy fiésana poupouny zany lol?!! Saody mba trop court zany herinandro zany ?

Ok aza eh aleo fa apetratsika tapabolana otran'ilay logo le izy manomboka androany, amizay koa mba tena milay le asa mivoaka eto fa tsy asa maikamaika, de misaotra antsika betsaka amin'ny fandraisana anjara
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Franchement, je préfère de loin un logo en 2D qu'en 3D, chai po pourquoi!

gasscreative- Messages: 462
Date d'inscription: 16/02/2010
Age: 28
Localisation: Antananarivo, Madagascar
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
za kou dacor am gass nefa mety fona io arakarak le 3d miaing eo eh

D A ML- Messages: 54
Date d'inscription: 04/03/2010
Age: 26
Localisation: madagascar 67 ha nord est
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Ka izay no nanaovana an'ilay hoe samy manome ny ketrikany aloha de avy eo fidiana ze lanin'ny be sy ny maro eo!!
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
gasscreative> za kou less tena aleoko logo en 2d no 3d lé, fa nga mou lé izy tsy maintsy en 3d????

kapla- Messages: 44
Date d'inscription: 22/03/2010
Age: 22
Re: <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
voalaza ery ambony fa mety foana na 2d na 3d na photo 
_________________
"C'est le devoir de chaque homme de rendre au monde au moins autant qu'il en a reçu."
Albert Eistein.
Sujets similaires» Témoin de défection calculateur Twingo 16 v essence s'allume
» Fleur de LYS
» Le premier centre commercial & de loisirs d'Algérie à Bab Ezzouar!
» Cours du soir langue des signes
» blason familial

Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum