Serfera (faly miarahaba)
3 participants
Page 1 sur 1
Serfera (faly miarahaba)
Sali daôlo e!
Serfera, 35 taona, bandy, miasa @ sehatry ny architecture (teknisiana fa tsy dia artista lôtra), mazava ho azy fa dessins sy plans no tena lalaoviko isanandro, nefa mpiondana an'lé taranja indrindra refa mahita ny zava-bitandry lerony (na gasy io na vahiny), cinema 4d no fitaovana, autocad sy archicad no fanampiny, amateur 4è division fa tsy prô.

Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: Serfera (faly miarahaba)
tongasoa serfera dia manantena asa-tanana avy aminao e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Sujets similaires
» Zouzou3d's miarahaba
» miarahaba ny ato @ forum
» miarahaba, revit 3D
» Miarahaba antsika rehetra
» Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo
» miarahaba ny ato @ forum
» miarahaba, revit 3D
» Miarahaba antsika rehetra
» Akory aby ! rakoksa no miarahaba anareo
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|