Mba fantatrao ve i MOI 3D

Aller en bas

Mba fantatrao ve i MOI 3D

Message  Poumpouny le Lun 15 Fév - 22:22

I MOI 3D na Moment of Inspiration dia logiciel de modelisation mitodika kokoa mankany amin'ny NURBS (Non-Uniform Rational Basis Splines) mitovitovy amin'i Rhino. Ny Mampiavaka azy dia ny facilitéé de prise en main sy ny fahamaivanany ary ny module d'export izay tsara kokoa noho ny an'i Rhino (mahafehy tsara ny export en N-Gons).

Andramo telecharger-na anie ny Demo-ny eh de ho hitanao fa otran'ny kilalaon-jaza ny resaka hard modeling (telefonina, fanaka, trano, ...sns).

Ato ny site-ny

de ato ny mi-down ny version Demo.

Bon Nurbazy Smile
avatar
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 32
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: Mba fantatrao ve i MOI 3D

Message  Sneil 3;-) le Ven 16 Avr - 19:11

Milay kosa izy zany an, andramako kely, merci Poumpouny afro
avatar
Sneil 3;-)

Messages : 50
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 32
Localisation : Antananarivo

https://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum