BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
+4
Serfera
ratsy
gasscreative
Poumpouny
8 participants
Page 1 sur 1
BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Salit daholo, ela ela tsy nadefa sary mihitsy,
Ialana tsiny moa zany fa noho ny resaka confidentialité envers client de tsy maintsy rehefa mivoaka any am télé ny ketrika iray zay vao afaka alefako eto.
Modelisation : MOI 3D
Tex, lumiere, rendu, animation : Cinema 4D
Effet light painting : Mograph tracer cinema 4D
Post Prod : After Effect
Temps de réalisation : 3jours en 3D et 1/2 journée sur after
Temps de rendu par image : 20s à 50s par image en 1024*576 (selon le cadrage).
Tsy de tena fidele be am le modele moa zany le izy fa zany hoe ho ana animation de tsy ho hita akory fa lasa lany fotoana raha natao be detail loatra anefa tsy ho hita am animation akory
C&C Welcome

Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Nickel letsy ben a!!
tsy andry ze ahitana an le anim e, zay moa tsy mijery tele mitsy fa de miandry ny fabdefasan la azy eto
tsy andry ze ahitana an le anim e, zay moa tsy mijery tele mitsy fa de miandry ny fabdefasan la azy eto
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Very kandra iany zah sy ra ridah am zao e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Very kandra iany zah sy ra ridah am zao e!! Very Happy Very Happy Very Happy
Mbo miezaka mamelona vady aman-janaka ehh! kobon'ialahy ihany ireny krizimafy nahazo antsika ireny, de voatery miasa am zalah vahiny indray na de efa mba ningoso aza ny tsy hiverina
Version 2 :
Version 3 :
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
tena ao tsara ra poumpouny an !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
c4d forever!
lé artista koa manantalenta dé tsisy kianina eh! sary masaka bé mazava ho azy!
lé artista koa manantalenta dé tsisy kianina eh! sary masaka bé mazava ho azy!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
editeo le post 1 de ataovy sary lehibe otran le 2 farany reto le voalohany e!
serfera> manantalenta mitsy io bandy io ka
serfera> manantalenta mitsy io bandy io ka
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
tena lafatra e! Miaiky ny fahaizanareo !!
Ary i Ridah marina v ato @ ty forum ty?
Ary i Ridah marina v ato @ ty forum ty?
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Tsisy ambara e
tena lafatra lesy a, efa miotra ny mahay ny gasy, efa zokin-tsika, Miandry ny matosy tsara sisa d ao trasa tsika rehetra.
tena lafatra lesy a, efa miotra ny mahay ny gasy, efa zokin-tsika, Miandry ny matosy tsara sisa d ao trasa tsika rehetra.
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
ô ry zalà!!! Tena top kosa zao.....Na de hita aza fa raitra b lé loge fa ra ts mahavoa kosa n manao n manipulation d very maina, eto kosa le iz d compétence proportionnelle mints anlé loge sy lé manipulateur....M'lay ranga, mba ataovy hoatra anareo ko zaay e!!!!!!
RAS- Messages : 5
Date d'inscription : 02/07/2010
Age : 37
Localisation : Antananarivo
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
misaotra eh, efa misy nouvelle version aza izy io satria tsy afa-po le kill de naverina no modeliser-na fotsiny fa mbola tsy afaka mi-upload an'ilay sary aho izao fa alefako eto ihany raha vo poins
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
milay rangah le izy ah!
Fa saika mba anotany kely za tsy mahadiso : eo am'ny manodidina ny otrin eo zao ny manao animation 3d mitovitovy amreny ra 30s eo ny le durée ?
Fa saika mba anotany kely za tsy mahadiso : eo am'ny manodidina ny otrin eo zao ny manao animation 3d mitovitovy amreny ra 30s eo ny le durée ?
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
Le anim 3d, zany mi-dependre be am le zavatra. hoe misy personnage ve de raha misy de firy, misy decor ve, de plan firy koa le decor sns... tsy maintsy sur devis foana le izy matetika fa raha hoe ambangovangony aloha de arakaray le olona ihany. raha en agence zao de raha misy anim perso de mi compter au moins 5 000 000 Ar. Raha bandy mi-freelance indray de midependra an'ilay bandy foana matetika, fa matetika raha tena zavatra milay no ilaina de mi-compter de 1 à 2 Millions de ariary. Misy betsaka ny bandy manao prix ambany be mihoatra an'io fa zany hoe raha ny bandy efa dans le millieu de manodididina eo foana, satria raha tena soigner-na le asa de au moins raha anim de 2 ou 3 Personnes avec decor + dialogue de mi-compter au minimum 3 semaine à plein temps (8h/jour) raha bandy iray. Mazava hoa azy fa afaka atao haingana noho io le izy fa de manaraka izay ihany koa ny kalitaon'ny asa.
Re: BlackBerry Curve 8520 Commercial (VITA)
MISOTRA BETSAKA!
Trias- Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka
Sujets similaires
» TRUST commercial (VITA)
» Anime 2D commercial (WIP)
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
» Anime 2D commercial (WIP)
» 206 WIP [vita]
» (VITA)Litakely
» (VITA) HUMMER H3
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|