GRAPHICS CARDS

Aller en bas

GRAPHICS CARDS

Message  rakotoo_gk le Mar 24 Aoû - 22:55

Ahoana ndray no mcertifier an'lay graphics card @ 3ds max 2010 é?
avatar
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 28
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  gasscreative le Mer 25 Aoû - 2:10

micertifier ahoana zany?
avatar
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 34
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  kapla le Ven 27 Aoû - 17:34

mcertifier ahona marina zany?? so de mba mila reinstallena ny carte graphique an toi??
tsy aiko alou eh Neutral
avatar
kapla

Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 28

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  rakotoo_gk le Ven 27 Aoû - 21:37

lay Mental ray wa rzala ôtran manavakavaka carte graphic é!!! Lazainy fa tsy certifié hono ny carte graphic an'badkely dia tsy activena miits lay "ENABLE HARDWARE SHADING" sy "ENABLE SHADOW" nefa iny no tena ilay anlay MR; ôtrany any @ 3ds max 7 ref tsy activé iny. Ireto ihany hono no certifié:

http://usa.autodesk.com/adsk/servlet/item?siteID=123112&id=14636173

Nefa nge ef mba 256Mo lay iz é.....
sao d misy fika afa ry zala?

ARY INON NO TENA ILAINA AN'LAY DreamScape 2.5e ? Msaotra mialoo é!!!

avatar
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 28
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  spectroplasm le Sam 28 Aoû - 2:44

Ny carte graphic dia tsy ny memoire VRAM loatra no hitsarana azy fa ny fonction vitany (zava-bitany)

ny graphic rehetra dia misy ny atao hoe "directX compliant" sy "openGL compliant"

ohatra ny graphic iray zao milaza izy hoe:
- DirectX 8.0 compliant (midika fa mahazaka tsara ny fonction takian'ny directX version 8 izy)
- OpenGL 1.0 compliant (midika fa mahazaka tsara ny fonction takian'ny OpenGL version 1 izy)
- Shader model v1.5 (midika fa mahazaka ny fampiasana effet temps réel mande direct @ graphic version 1.5 izy)
- Vertex shader v1.5 (midika fa mahazaka manao ny manipulation ana "fake lighting, sy vertex operations version 1.5 izy)
- Hardware T&L compliant (midika fa mahazaka ny Transform and Lighting izany hoe fahafahana milalao ny lumiere sy fanovana endrika direct ao anaty carte graphic izy)

ireo ambony ireo dia milaza anao mialoha fa na dia tsy ampy 128mega aza ny memoire VRAM dia mande tsara foana ny karatra graphika. Ny tena asan'ny memoire VRAM dia ny fahazaka resolution ambony (64mega mahita katramin'ny 800x600x32bit, 128mega mahita katramin'ny 1280x1024x32bit, ny 256mega mahita katramin'ny 1600x1200x32bit, etsetra etsetra).

Tamin'ny andron'ny AGP (Accelerated Graphics port) dia nisy ny nomination hoe 1x, 2x, 4x, 8x. ireo dia midika fa rehefa mitsatoka eo ny karatra dia arakarak'ny ny fahazakany ny acceleration (io le 1x,2x,4x,8x) dia mitombo arakarak'izany ny bande passante na "bandwitdh". Izany dia midika ohatra hoe 128mega ny graphic anao ary milaza izy hoe AGP 4x support, io dia midika fa ny 128mega anao iny dia ampitomboiny x4 izany hoe otran'ny hoe manana memoire 1024 ianao *maximum* (miankina @ RAM system misy koa izy io) ary io no antsoina hoe "AGP Arperture size" (efa mety nisy nahita iany izy ity tany anaty bios, ary afaka solosoloina izy io). Ny VRAM koa dia tena miasa eo @fahafahana mitahiry "texture" sy "textel" sy "fill"

izao anefa dia efa ny PCI-express (Peripheral component Interconnect Express) izay mahita katramin'ny 32x no ao anaty matosy ary ny maha interconnect express azy dia ny fahafahany miara miasa (ra ATI dia Crossfire no antsoina izany fiarahamiasa izany, ra nVidia dia SLI no antsoina izany teknolojia fiarahamiasa izany)

ary ny fonction koa efa nitombo betsaka.

ohatra ny nVidia dia efa misy ny atao hoe CUDA (Compute Unified Device Architecture) izay fahafahana mandefa code brut na non compilé makany @ny GPU (Graphic Processing Unit) ary tsy voatery ny CPU (Central Processing Unit) no miasa be. Izy io dia efa tena miasa betsaka @ny lozika betsaka @zao, toy ny 3Ds max nanomboka teo @ 2010 miakatra (Ny quicksilver an'i 2011 dia mampiasa betsaka an'io ary presque instantannée ny rendu refa activé SY mahazaka an'io jeu d'instruction io ny karatra graphica)

NY TSARA FANTATRA KANEFA DIA NY: tsy fitovizan'ny fiantsoina hoe "support" sy "compliant", ny "compliant" dia midika fa ra misy ny fitakiana dia mba afaka manao ihany ilay karatra grafika, ary ny "support" midika fa efa natokana ho fanaovana izany mitsy ny karatra grafika.

Raha misy mivarotra @nao miteny hoe "betsaka RAM grafika io ary tena bomba be" aza inoina raha tsy hita daholo ny zava-bitany, satria naha manana 2Giga VRAM aza ny grafika iray nefa tsy dia tena mahatsako fonction dia toy ny kibo voy rivotra; tsisy tavela fa resak'hetotra fotsiny hany a mora noana na marary mitsy refa mafy ny manjoho.

ex: GTX260 768Mega, dia maharesy 9800GX2 1024mega, SATRIA.... ny series 200 @ny nVidia ohatra dia efa mi-supporte fonction avancé sy shader model betsaka. Za mou tsy dia tena mpampiasa karatra ATI loatra noho ny tsy fananan'ny maison AMD support betsaka loatra ho an'i developeur, noho izany dia tsy dia fantatro loatra hoe inona sy inona avy no hainy atao sy ny zava bitany fa ny serie 4000 sy 5000 alou efa biby be e satria ireny no karatra voalohany namidy mahazaka tanteraka ny fonction directX11 (kanefa @izao dia ny "HT" na "Hardware Tesselation" iany no tena hita miavaka indrindra @ny directX 11 sy ny Directx 10).

Azafady fa somary lava ny fanazavana fa inoako angamba fa dia mba nisy zavatra nipetraka kely iany.

Eto aho dia mamaly fa ny Mental RAY dia mila shader model 3.0+ vao tena exploité tsara @zao satria efa manomboka manao parallel tasking na "super threading" na "shared task attribution" izy izany hoe ra adika tsotsotra dia efa tsy dia mampiasa processeur betsaka intsouny ny Mental ray fa efa miakatra hampiasa ny karatra grafika refa tena manao rendu (Semi Hardware rendering, ary ny shared process task division no tena fiantsoinzareo azy any andafy any).

Ny dreamscape aloha tsy te hamaly aho satria mbola tsy haiko tanteraka ny fiasany a sao dia milazalaza zava-poana aho ka manimba ny fahaizana. fa refa tena hitako ny ilavana azy sy ny fampiasana azy dia ho teneniko eto iany. Smile Smile Smile Smile

Ny hoe "certifier"dia = "support"
mety miteny koa zareo hoe "fully supports" io dia fitenenana hoe "aza matahotra fa alefaso ny adinao eee Smile Smile Smile
avatar
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  rakotoo_gk le Sam 28 Aoû - 19:57

tena msaotra betsak ranga fa tsy zava-poana akory no nanaovana insription tato @tanana. Zay ngé lay mahagasy ny gasy é!!!!!
Ef ao tsara loo lay fanazavana e, b no zv-baovao, fa leiz wa mila activena nef maské lay iz dia tsy mety mvaoka miits la ombre sy photon ireny nefa raha wany @ Vray koo d ela b ny renduany 30 hono ny rendu ana sary nofanofa kooo
avatar
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 28
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  rakotoo_gk le Sam 28 Aoû - 20:00

rakotoo_gk a écrit:tena msaotra betsak ranga fa tsy zava-poana akory no nanaovana insription tato @tanana. Zay ngé lay mahagasy ny gasy é!!!!!
Ef ao tsara loo lay fanazavana e, b no zv-baovao, fa leiz wa mila activena nef maské lay iz dia tsy mety mvaoka miits la ombre sy photon ireny nefa raha wany @ Vray koo d ela b ny renduany 30 hono ny rendu ana sary nofanofa kooo

Any @ otrin any zao ny GTX260 768Mega hono?
avatar
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 28
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  spectroplasm le Dim 29 Aoû - 3:18

Ny GTX260 zao eo ho @215$ eo na trois millions FMG latsaka kely eo, fa ra conseil alou jereo iany rah mahita 8800 na 9600 na 9800 edition SLI fa mora kokoa ny mividy roa @iny d atao parallrl toy izay GTX260 na GTX295. etsy @ Supreme misy 9800GT 1go ana 850mille fmg fa tsara le izy alou e, misy ao ampesana dia natao benchmark fa mba manao tsara iany na dia marika tsy ambony aza. Tsy eagle na ecs na inno3D alou le izy e.
avatar
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  tlt le Jeu 2 Sep - 13:52

rakotoo_gk > Resaka fonctionalités GPU (instructions) no blem anlah, vakio tsara le lie faisy hoe: "Some features of Autodesk® 3ds Max® 2009 software are only enabled when used with graphics hardware that supports Shader Model 3.0."Izany hoe mila CG misy vertex/pixel shader version 3 fara-fahakeliny. Ra ATI izy dia mila X800 fara fahakeliny, ra NVIDIa indray toa arakarak'ilay CG. Mety mampiasa PhysX koa le fika , donc mety mila CG spécifique...


Ankoatra izay, ny AGP mbola misy foana ary diso ny filaza fa efa antitra ts hisy intsony ny AGP, eto dago no mametra ny fanjifàna azy...
avatar
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://tlt.box.mg

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  spectroplasm le Jeu 2 Sep - 15:09

ie ny AGP alou misy foana e, sady ny tena difference de performance @ PCI-e sy ny AGP dia kely dia kely fa ny plus azo @n'ny PCI-e fotsiny ny fahafahana manao SLI na CrossFire ary koa ny fahafahana mampiasa azy @ zavatra ankaotra ny video, toy ny son zao ny SB X-fi efa misy version PCI-e
avatar
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Re: GRAPHICS CARDS

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum