Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-50%
Le deal à ne pas rater :
-50% Baskets Nike Air Huarache Runner
69.99 € 139.99 €
Voir le deal

(WIP) Yamaha R1

+3
gasscreative
Poumpouny
spectroplasm
7 participants

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Ven 27 Aoû - 7:00

Slt slt daholo, ito indray mbo modely ketrehina manaraka eto, mbola tsy misy inoninona alou fa dia nalefa fotsiny ny tsipy teny, alefako eto alou ny modely nangalana ilay moto. Ny vatan'ilay moto alou efa vitavita ratsy iany ary efa nisy sarin'le izy t@ ilay wip 206 iny saingy tsy hita tsara fa alefako eto tsikelikely ny paoziny. Misaotra daholo ee Smile Smile Smile Smile

(WIP) Yamaha R1 2005-Yamaha-R1e
(WIP) Yamaha R1 Red+and+black+yamaha+r1+yzf
(WIP) Yamaha R1 689004_1

reo daholo ny reference nampiasaina nanaovana ny moto

ito misy Aprilia RS250 natao refference ana gabarit fotsiny
(WIP) Yamaha R1 Aprilia-rs-250


Dernière édition par spectroplasm le Ven 27 Aoû - 15:25, édité 1 fois
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Poumpouny Ven 27 Aoû - 14:55

Za aloha de efa nahazo seza eh!!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  gasscreative Ven 27 Aoû - 16:11

Raaaaarghhhhhhh!!!! reveko io moto io leaza a!!!!!
Tairo tairo fa tianay ho hita sahady!!!!
Sady otran manainga ny inspiraka ndray iz zany!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Ven 27 Aoû - 16:22

Hoavy tsy ho ela ka Smile sady tsy maintsy nanao install ana max 2011 za nefarany fa le t@ le 2010 nanimba le fichier ako reny efa no sauveko sous max 2010 daholo le projet d tsy misokatra Max 7.0 tsouny d inona mou fa dia tsy maintsy niakatra kle Sad nefa tena tsy mbola misy atakaloko an'le MAX 7.0 iny mitsy alou e, fa ho hita eo, sady toa tena niampy zavatra bobaka be lotra le izy kle hahaha hita mitsy hoe tena tsy niakatra version Laughing
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Trias Ven 27 Aoû - 21:05

mlay b le projet de tena voatery naka sary anlé motoako mintsy za mba anaovana reference Laughing Laughing Laughing Laughing

(WIP) Yamaha R1 Yamaha11

ra mbola misy mitady R4,R5,R6,R7..........R20, mbola misy any
lol!
Trias
Trias

Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Ven 27 Aoû - 21:09

cheers cheers cheers MERCI MERCI e, tena io mitsy no notadiaviko io anaovako an'le gaban'le moto, tena sady mety atao texture koa io kle cyclops cyclops saotra daholo ry zala a Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Trias Ven 27 Aoû - 21:11

ataovy aingana amzay! fa zay efa te ahita ny fivokany afro
Trias
Trias

Messages : 19
Date d'inscription : 12/05/2010
Localisation : Ambohibao Antehiroka

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Ven 27 Aoû - 21:18

Eny Sefo Laughing Laughing Laughing

ena andalana ka Smile, reference efa ampy, ny inspiraka efa ampy, ny matosy mande tsara, ny fotoana iay zao no tena tsy ampy betsaka mitsy fa tsy maintsy manao post screen eto za androany ka Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Sam 28 Aoû - 2:14

Small Update for all to see!!!

facade
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya10

nametraka ny jiro aloha
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya11

nametraa ny par brise aloha
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya12

zay alou ny masaka fa @manaraka ny manao ny vatany eee Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  gasscreative Sam 28 Aoû - 6:08

malaky izy zany!!
rampitso ndray zao efa hafa ndray ny fivoakany!!!
tohizo fa tsara!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Sam 28 Aoû - 13:45

Ie dieny mbola mafana ny inspiraka d ketrehana ka Smile, sady mba te ahita an'le izy vita kou zay mankou.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  ratsy Sam 28 Aoû - 15:12

tena hiezaka hanara-maso anty wip nareo ty fa za ko mantsy tia moto, sady te hi-modeliser moto fa mbola tsy sahy ..;
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Dim 29 Aoû - 13:01

Update kely ndray alou no omena eto, zavabita anio dia ny reservoir d'essence, sy ny chassie an'ilay moto, ny saron'ilay jiro eo aloha.

io ny sary pika sy ny wireframe miaraka aminy Smile Smile Smile
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya13

spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Dim 29 Aoû - 13:27

namita ny vodiny, ny seza, ny seza ny mpitaingina Smile Smile Smile

wireframe sy ny bikany @ vue perspective maromaro

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya14

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya15

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya16

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya17

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya18

(WIP) Yamaha R1 Wip-ya19

zay ndray alou no masaka alohan'ny handehanana mivavaka, maztou mivavaka daholo e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Poumpouny Lun 30 Aoû - 14:33

Voafehy tsara le modelisation. Fa sinon fanontaniana kely, le afichage fotsiny ve no mahatonga an'ilay izy triangulisé be otran'io sa tena mi-trav en triangle mihitsy nareo Shocked . Nena mantsy am c4d tsy zakan'ny sain'ilay lissage mihitsy ny triangle le anareo anefa otran tsy misy fiatraikany any am le rendu an'ilay mesh.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Lun 30 Aoû - 14:56

Le izy fahazarana ngamba no tena marina sady mety kokoa @le carte graphic no mitrav en triangle noho ilay quad tsotra, le affichage sady misy an'ilay hoe "show all triangle strips" dia ny ampesaina dia Tri-mesh, na polyligne d manao edge extrude, le polyligne no tena rapida satria afaka manaraka ny sisin'le referrence tsara mitsy fa somary mandreraka alou raha efa zatra ny extrude, tesselate classic e.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  gasscreative Lun 30 Aoû - 15:00

Manja e!!
pompouny> za ko efa nanontany an zany t@ le wip 206 fa otrany efa zatra an zao mits ledala!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Lun 30 Aoû - 15:04

refa manao decors ana jeu na model ana jeux video reny tena tsy maintsy imperatif le izy atao tri-mesh na triangle daholo. d tany no nahazatra ny tenanay alou e. fa ny mahatsara azy refa zatra an'le tri-mesh tonga d tsisy olana mitsy na miasa quad aza fa efa kobo le fika an'le lissage
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Mer 1 Sep - 2:35

Tena repotr'asa tsisy otrizany ny tenanay kanefa androany alina tena niezaka mafy ny hamita ny Moto ary ireto ndray ny mise-à-our mba vita.

Fourche avant sy double Disc brembo.
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya20

wireframe sy vue an'le fourche avy aty ariana
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya21

wireframe ny vodin'ilay moto
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya22

Nametraka ny pneu Michelin F1 Pilot Sport aloha sy arina, miaraka @ jante aloha
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya23

Wireframe an'zany rehetra izany
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya24

nametraka ny gachete accelerateur ny moto miaraka @ wireframe
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya25

Nametaka ny tableau ny moto preliminaire miaraa @wireframe
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya26

Namorona sy nametaka ny echapement roa
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya27

wireframe ny echappement
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya28

dia zay ndray alou ny vita androany, somary mba nanana fotoana kely alohan'ny adeanana hatory ee Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 2 Sep - 16:49

Efa manomboka ny moteur sy ny pitsopitson'ilay moto @zay dia naka refference vaovao indray dia mba aseho eto ho an'ireo zay te hanao moto koa Smile

ny tableau:
(WIP) Yamaha R1 2009-y10

ny motera:
(WIP) Yamaha R1 Yamaha10

mbola motera:
(WIP) Yamaha R1 Yzf-r110

mbola motera iany:
(WIP) Yamaha R1 Yzf-r111

ny echappement:
(WIP) Yamaha R1 Yzf_ec10

dia ireo ndray zany alou ny devoire ho atao atsy ho atsy Smile efa natomboka kely iany fa tsy vita tsara ny motera Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Poumpouny Jeu 2 Sep - 17:30

Mankasitsaka ehh sunny
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Ven 3 Sep - 22:01

Vita alou zay ny echaps d ito ny paoziny.

(WIP) Yamaha R1 Yzf_ec10
(WIP) Yamaha R1 Yzf_ec11
(WIP) Yamaha R1 Yzf_ec12
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Sam 4 Sep - 3:11

namita ny motera dia mampiseho ny sariny miaraka @ilay echaps vao vita teo aloha Wink

hita avy eo aloha miaraka amin'ilay radiatera misy wireframe:
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya10

hita misopirana tsisy wireframe:
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya11

ary eto izy misy wireframe:
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya12

hita amin'ny sisiny tsisy wireframe:
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya13

hita misopirana avy aty aorina:
(WIP) Yamaha R1 Wip-ya14

vita vita ratsy zay ny @ilay moto, ny ketria manaraka dia manao ny miazona ny kodiarana ariana sy ny chaine ary ny pitsopitson'ilay engrenage sy transmisison Smile mbola lavidavitra iany ny ezaka fa alefa miandalana eo eee. Misaotra betsaka daholo Very Happy
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  gasscreative Dim 5 Sep - 13:18

MiriLLL be zany wipo zany, firy andro fotsiny zay no tsy nijery defa vita le izy, sady vita milay!!
Tohizo foana e!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Sedramahefa Lun 6 Sep - 22:14

Mfona lesy raSpec e!!! enjana elah !! sady manana f'tôna bobaka mints!! hihihi
zah les ato tsis f'tôna hiketrehana firy tsony lele!!!!
Sedramahefa
Sedramahefa

Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum