Blender 2.54 BETA
4 participants
Page 1 sur 1
Blender 2.54 BETA
Nivoaka ny version 2.54 BETA an Blender!!!! héhéhé zany hoe efa kely sisa dia ho stable ilay soft. Correction an a bug no tena betsak amin'ity version ity. Ny mahafinaritra amin-dry zalah dia sady manao projet court métrage ry zareo no mi dev an 'ilay logiciel.
ato ny download
Blender.org
ato ny mombamomba an le court
DURIAN
Re: Blender 2.54 BETA
Blender kosa aloha na dia tsy ampiasaiko aza de tena mahavariana mihitsy eh, izy kosa angamba no manana ny rapport qualité prix tsara indrindra ehh!!!!
Re: Blender 2.54 BETA
Poumpouny> Izany resaka zan alou tena tsy azo lavina mihintsy satry en plus d'etre gratuit ana 40 Mo décompresser ve dia mahavita zavatra (court metrage & jeu) gaigy be tahaka ny "Sintel", "Big buck bunny" , "elephant dream", "Yo frankie" sns ... ary tena mety ahatoraka ny zavatra vitany dry max sy maya mintsy. Ny indro kely amin'ny blender fotsiny dia eo @ resaka temps de rendu fa tena azo lazaina mantsy fa tena meda iany izy io (ex: Big Buck Buck Bunny cm ana 10 min : temps de rendu de 50 000h b zao ).
--> Misaotra an' blender 2.5 alou fa tena misy fanavozana be mintsy raha amina resaka rendu zany!
--> Misaotra an' blender 2.5 alou fa tena misy fanavozana be mintsy raha amina resaka rendu zany!
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Blender 2.54 BETA
soren a écrit:
--> Misaotra an' blender 2.5 alou fa tena misy fanavozana be mintsy raha amina resaka rendu zany!
yep! vao nanandrana mihitsy aho fa lasa 2x plus rapide lay rendu@2.5x!ohatra: Suzanne + AO + reflections tsotsotra+ env map HDRI : 10 sec en moyenne raha 20 sec zany t@ version 2.4X. fa ra ohatra hoe miampy resaka SSS aloha mbola tantara be e!raha tena hanao skin shader tsara dia mbola sahirankirana lay rendu!
fa milay na dia zany aza!ny rendu interne an blender rahateo anisan'ny tena tsara!!
Re: Blender 2.54 BETA
Reveko be alo le rendu am le sary etsy ambony etsy e, ny tena mampilay azy de tsy fantatra na blender na maya na max na mentalray na vray na renderman no nanaovana azy fa de oe milay fotsiny e
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Blender 2.54 BETA
Raha araka ny fahalalako azy aloha dia Moteur de rendu interne an' Blender iany no nanaovana rendu an'tony projet open movie 'tony ( araka izany hoe open izany --> logiciel libre iany no miasa). Ny nanaovana an'i Sintel io zao dia tsy misy hafa tsy blender 2.5 sy Gimp iany ary mariako kely fa efa misy logiciel de compositing ( composition nodale izy io) miaraka @ blender (izay everiko fa nalain' ny Autodesk Composite 2011 tahaka) ary moteur ana jeu koa. Ireo no tena iderako an blender Chapô e!
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Blender 2.54 BETA
Zay no mahakivy aho am autodesk, indray indray Max 2012 efa hivoaka nefa 2010 aza mbola tsy tapitra akory, i XSI aza moa misy XSI 2011.5 zany . Lasa manenjika isa fotsiny lerony de manampinampy plugin de lazainy fa nouvelle version. Nefa raha jerena ny fivoaran'i Blender izay soft gratos de otran kivy be ihany raha hividy max 2500 Euro zany hoe tsy de tena mbola olana aloha le resaka prix eto am-tanana na izany aza anefa mila mitsinjo lavitra ihany. za aloha ra miala c4D de na Maya na Blender no hitako mety amiko ehh!!, sady ny interface otran efa namboarina tam le 2,5
Re: Blender 2.54 BETA
Ka tsy maintsy manenjika isa izy i-compenser-na an le osoka ko. Malok'ila no fetra e!!
Refa kelikely ngamba misy 3dsdmax janvier 2011! hahahahahahahahaha!!!!
Refa kelikely ngamba misy 3dsdmax janvier 2011! hahahahahahahahaha!!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Blender 2.54 BETA
Ny 3D's max manaraka eo zao tokony 3D's max Apocalipse, sady otran max no nanimbana an'ilay ville am le film apocalipse 2012 iny, HAHaaaaaaaaaa
Sujets similaires
» mianatra blender
» Blender - Durian Open Movie
» sci-fi natao tam blender
» modelisation bmw sur blender 2.56a
» blender magazine ofisialy
» Blender - Durian Open Movie
» sci-fi natao tam blender
» modelisation bmw sur blender 2.56a
» blender magazine ofisialy
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|