Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Réassort du coffret Pokémon 151 Électhor-ex : où l’acheter ?
Voir le deal

creation table 1 mn 15 s

3 participants

Aller en bas

creation table 1 mn 15 s Empty creation table 1 mn 15 s

Message  dato Jeu 23 Sep - 15:53

Hanamboatra latabatra amin’ny blender isika ao anatin’ny 1 minitra sy 15 secondra.
Ny raccourcis ilaintsika
X : Supression
E : Extrusion
G : Manakisaka (deplacer)
W : Mizara (subdivision)
Ctrl+W : sauvegarde
Tabulation : Miova mode
Shidt+A : Manampy Object
Ctrl+R : Manampy edge
Ctrl+Tab: selection vertice na edge na face

Clic droite : mi-selectioner objet, vertice, edge, face
Clic gauche : mi-selectionner outil, validation

Sokafy blender. Selectionena le cube, suprime-na le cube, misy fenetre manontana raha tena ho fafana tokoa, validena. Rehefa miasa amin’ny Blender dia tsy adino ny mi-sauvegarde matetika.
creation table 1 mn 15 s 111
Manampy plan iray isika hanaovana ilay latabatra Add>Mesh>Plane na Shift+A
creation table 1 mn 15 s 210
creation table 1 mn 15 s 310
Avadika Edit mode amin’ny alalan’ny touche tabulation na ny menu deroulant mode
creation table 1 mn 15 s 410
creation table 1 mn 15 s 510
Hozaraintsika efatra io mesh io : tsindrio ny touche W, misy fenetre mitranga avy eo, safidio subdivide
creation table 1 mn 15 s 610
creation table 1 mn 15 s 710
De-selectionena ny vertice 4 tahaka ny eo amin’ny sary (rehafa manao selection na deselection multiple dia Shift+Clic droite)
creation table 1 mn 15 s 810
Ho suprimen-tsika ireo vertice ambiny selectionner amin’ny touché x na suppr, safidio vertice
creation table 1 mn 15 s 910
Satria moa ny latabatra manana symetrie dia hiasa amin’ny symetrie isika, ary ny maha-hafa ny latabatra dia mana symetrie roa (2) izy. Noho izany dia hiasa amin’ny symetrie roa isika. Blender dia manana modificateur izay manampy betsaka tokoa amin’ny modelisation.
creation table 1 mn 15 s 1010
Add Modifier > Mirror,
creation table 1 mn 15 s 1110
Cochena ny x sy y satria symetrie x sy y no iasana, cochena koa ny clipping mba hitambatra ny vertice eo amin’ny firaisan’ny mirroir sy ny mesh kitihina
creation table 1 mn 15 s 1210
creation table 1 mn 15 s 1310
Selectionen-tsika ny vertice 2 dia akisan-tsika ahazahoana rectangle. Klikena ny fleche mena, tsy avotsitra ny clic fa tonga dia akisaka, rehefa azo ny fikisahana ilaina dia avotsitra ny clic.
creation table 1 mn 15 s 1410
Ho zaraintsika amin’ny fomba hafa ny mesh ampiasain-tsika mba ahazoana manao ny tongon-databatra
Ataovy eo ambonin’ilay mesh ny curseur sourit, avy eo Ctrl+R .
creation table 1 mn 15 s 1510
creation table 1 mn 15 s 1610
Misy tsipika violet miseho, clic gauche mi-valider azy dia akisaka, rehefa mahazo toy ny sary eo ambany dia validena fanindroany amin’ny clic gauche
creation table 1 mn 15 s 1710
creation table 1 mn 15 s 1810
Selectionentsika daholo ny mesh rehetra dia extrude-ntsika avy eo. Rehefa manao extrusion dia: E, rehefa misy tsipika manga miseho dia entina midina ny souris. Rehefa azo ny hahavo ilaina dia validena amin’ny clic droite
creation table 1 mn 15 s 1911
creation table 1 mn 15 s 2011
Hovantsika ny mode de selection, ny nampiasaintsika teo dia selection par vertice, izao ndray dia atontsika selection par face. Misy fomba roa no mety hahatongavantsika amin’izany:
- klikena ny outil de selection izay hitantsika eo amin’ny meny 3D rehefa amin’ny Edit mode
creation table 1 mn 15 s Select11
- Ctrl+Tab
creation table 1 mn 15 s 2111
Selectionena ny ho atao tongony die extrude-na midina ahazahoana ny tongo-databatra
creation table 1 mn 15 s 2211
creation table 1 mn 15 s 2311
Miverina Objet Mode isika dia vita ny labatra, fanatsarana sisa no ilaina
creation table 1 mn 15 s 2411


Dernière édition par dato le Jeu 23 Sep - 16:23, édité 2 fois
dato
dato

Messages : 24
Date d'inscription : 16/02/2010
Localisation : antsirabe

http://dato.megabyet.net

Revenir en haut Aller en bas

creation table 1 mn 15 s Empty Re: creation table 1 mn 15 s

Message  Poumpouny Jeu 23 Sep - 16:02

Misaotra betsaka am fandraisana anjara am-ty forum ity ra dato ann!!! mankasitraka tanteraka cheers cheers cheers

Edit : No epingler-ko le sujet de amizay mijanona en tête de fil foana mba ho mora hita ho an'ireo izay vo hiditra am blender
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

creation table 1 mn 15 s Empty Re: creation table 1 mn 15 s

Message  gasscreative Lun 27 Sep - 15:43

Mankasitraka e!!! sady tsotra no mazava tsra!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

creation table 1 mn 15 s Empty Re: creation table 1 mn 15 s

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum