Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Display One Piece Card Game Japon OP-08 – Two Legends : où la ...
Voir le deal

mikasikasika ny Vray

3 participants

Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty mikasikasika ny Vray

Message  rakotoo_gk Sam 25 Déc - 23:00

Miarahaba antsik rht nahatra ny Christmas dôl é, ny fiandanan'ny Tompo anie hoantsika mpikirakira 3d.
Afak mba misy manoro anay v fa tena tsy hay mihitsy no miinstall VRAY ao anaty c4d R12?
rakotoo_gk
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 33
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  Poumpouny Lun 27 Déc - 14:41

Hatramizao aloha dia mbola tsy compatible R12 ny Vray, nisy refonte en profondeur mantsy ny R12 de somary sahirana kely zalahy mi-adapte azy
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  rakotoo_gk Ven 31 Déc - 22:14

nefa nge manao telechager enao d C4D with Vray. Sad mahakamo an'lay R12 koa misy version anakiroa; ny iray misy setup d ny iray lay efa mahazatra iny ihany tsy mila installena fa tonga d kopiena
rakotoo_gk
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 33
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  Serfera Lun 3 Jan - 15:23

bonané daôlo, ty misy adihevitra momba an'io, http://forum.cgpersia.com/f55/vrayforc4d-1-2-5-5-c4d-v12-v11-x-v10-5-installers-25727/, mila enregistré vô mahita lé liens masqués reetra! manantena fa hanampy
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  Poumpouny Lun 3 Jan - 15:27

Bonanaé daholo, hivoaka amin'ity herinandro ity ny version 1.2.5.5, compatible R12-ny Vray
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  rakotoo_gk Sam 15 Jan - 17:51

Bonanaé daholo!!! msaotra ny rehetra zay namaly, fa tena nanampy tokoa
rakotoo_gk
rakotoo_gk

Messages : 26
Date d'inscription : 22/05/2010
Age : 33
Localisation : Itaosy

http://davidson.legtux.org; sitiko.redby.fr

Revenir en haut Aller en bas

mikasikasika ny Vray Empty Re: mikasikasika ny Vray

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum