AUDI Q7 (Finished)
+2
Poumpouny
gasscreative
6 participants
Page 2 sur 2
Page 2 sur 2 • 1, 2
Re: AUDI Q7 (Finished)
2 jours zany tena enjana be ! mila mikotrana mafy zany mba hahatongavana amin'izany ko! za ko zao ato mbola miketrika anle rendu mitsy.
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: AUDI Q7 (Finished)
atovy milay e! kotrana, kotrana, kotrana ihany!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: AUDI Q7 (Finished)
salisali daoul!
Gaigy be zany modelisation an'i Gasscreative zan, chapeau mintsy! Misaotra manosika amin'ny zava-bita toy izao.
Iteration firy kay io carosserie io?
Gaigy be zany modelisation an'i Gasscreative zan, chapeau mintsy! Misaotra manosika amin'ny zava-bita toy izao.
Iteration firy kay io carosserie io?
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: AUDI Q7 (Finished)
Soren> laut, misaotra e, iteration 2 ihany am MAX fa au delà n zay manazefatra machine fotsiny nefa tsy hita maso ny différence!! Manantena mintsy mba hampazoto ny gasy sasany hanao 3D ny asanay e!!sur!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: AUDI Q7 (Finished)
gass creative +1000
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: AUDI Q7 (Finished)
Serfera> misaotra e! de ho lasa lavitra ny 3D eto dago!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: AUDI Q7 (Finished)
Allo!
Hoan'ireo mahita fa milayny zavatra ataon'ny kofbay iray de misy an'ilay bouton + sy - kely io oe am'ilay message de manampy ny isa sy ny reputation'ilay membre.
Hoan'ireo mahita fa milayny zavatra ataon'ny kofbay iray de misy an'ilay bouton + sy - kely io oe am'ilay message de manampy ny isa sy ny reputation'ilay membre.
Re: AUDI Q7 (Finished)
ary inn le isa de in le message?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: AUDI Q7 (Finished)
Le isa mitomba arakaraky ny activité. ohatra hoe isaky ny manokatra sujet vaova de mitombo + 6 le isa, isaky ny mi-poster message de mitombo 2 na 3 tsy tadidiko. De le reputation indray raha tsy mahazo certain points tsy afaka mitombo. De le message isan'ny poste an'ialahy.
Page 2 sur 2 • 1, 2
Page 2 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|