Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-39%
Le deal à ne pas rater :
Ordinateur portable ASUS Chromebook Vibe CX34 Flip
399 € 649 €
Voir le deal

Poumpouny [fanoloran-tena]

4 participants

Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  Poumpouny Ven 12 Fév - 19:18

Allo, daholo.
Za zany no NJATOHARIJAONA Rado Mampionona aka poumpouny. 24 taona ary Infographiste no asako. Ity forum ity dia noforonina noho ny fangatahana sy ny fahatsapana fa tsy mbola misy na iray aza forum mahakasika infographie 3D eto gasikara.
Ity post ity moa de natao mba hanolorana ny tenako. Marihana fa tokony hanao fanoloran-tena avokoa izay mpikambana vaovao ato amin'ity forum ity, ka mba tsy haha mpitari-bato vilam-bava ahy dia ny tenako izany no nanokatra ny Bal Laughing .
De mahatoky ny fifampizarana sy ny fifanampiana zany isika. Ary manantena be avy aminareo mba hanainga ity forum ity.
Misaotra
Pouny.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  dad1 Lun 15 Fév - 12:25

Daddi manalanala azy fotsiny @ 3D

dad1

Messages : 14
Date d'inscription : 15/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  ratsy Mar 16 Fév - 13:58

tongasoa koa zany ra poumpouny! manantena asa-tanana avy aminao ko e
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  Poumpouny Mar 16 Fév - 14:22

Miezaka ny mitady fotoana sy inspiraka kely de efa miainga ka. Volan CNAPS Laughing
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  gasscreative Mar 16 Fév - 14:26

Aiz iz zany ben a!! nareo kay nanokatra ty forum ty de tsy nampandre ah! Milay le initiative ka. Nenay zao no mba tena antenainay de hisy projet hiombonana mba ampisehontsika gasy ze mba haintsika e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  ratsy Mar 16 Fév - 15:03

bashy>tsara le hevitra fa ! ny olana dia isika samy hafa daholo le soft ampiasaina
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  Poumpouny Mar 16 Fév - 15:16

Allo ben, tena vo tam Zoma io no en ligne fa vao saika hampandre mihitsy, hay kay nareo plus vite que le vent.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Poumpouny [fanoloran-tena] Empty Re: Poumpouny [fanoloran-tena]

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum