Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-50%
Le deal à ne pas rater :
-50% Baskets Nike Air Huarache Runner
69.99 € 139.99 €
Voir le deal

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

+3
gasscreative
maboule
spectroplasm
7 participants

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 21:00

eto aloa dia miteny mialoha aho hoe tena faly tokoa aho nahita an'ity site gasy ity, satria efa ela iany zay no nitadiavako site gasy mikasika ny CG na 2D na 3D ary ity no voalohany izay hitako ary tena faly aho hoe betsaka isika no tia an'ity taranja ity Smile.

Araka ny post izay hitako teo aloha dia mikasika ny matosy iany ity saingy tsy miresaka ny eny antsena fa ny ao antranon-tsika tsirairay avy, mba liana aho @ny matosy izay ampesaintsika tsirairay @ny asa 3D ary izay no nahatonga ahy nanokatra an'ity post vaovao ity Smile

raha ny ahy aloa dia ito ny matosy ampesaiko @zao fotoana izao:

CARTE MERE: EVGA 780i SLI FTW
CPU: intel Core 2 QUAD Q6700 2.66Ghz efa nampiakarina 4.0ghz, Refroidissement Noctua NH-12P Azote.
RAM: 4Gb (2x2048) OCZ nVidia SLI ready DDR2
GFX: EVGA 9800 GX2 Ultra SLI 768Mb RAM
ECRAN: LG 2323T 16:9
OS: Windows 7 x64 ultimate (niaraka t@ le commande anle carte mere sy proc)
OUTILS DE DESSIN: Wacom Volito 2 tablet, souris IBM MO09BO true 800
OUTILS Miasa: 3DS max 7 sy 2008, Zbrush 3, photoshop CS2 sy CS4, nVidia Dev-tools.

t@ site. www.tigerdirect.com no nividianako azy, fa tena ra mandinika aho tena hitako fa mora kokou ny manafatra toy izay mividy eto antoerana satria ny entana rehetra dia presque garantie à vie fona refa avy any andafy any. Afaka mividy en-ligne daholo isika rehetra raha manana compte bancaire dia izy en $ kou no mampilay azy fa tsy en euro, le euro manou tena lasa nidangana be mitsy. Zay aloa fa dia manantena antsika samy hilaza ny matosiny avy Smile ary afaka mifanone torohevitra koa momba ny ahafahana manatsara ny matosiny tsirayray avy isika rehetra Smile


Dernière édition par spectroplasm le Mar 2 Mar - 21:48, édité 1 fois
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  maboule Mar 2 Mar - 21:19

fanotaniako keli am le mividy en ligne , tsy risque be ve zany le , ra sanatria ka tsy alefandry le rony ny entana de inona no azo atao aty. De mbola ho zistoara ko ny hamoka an iny ...

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 21:34

le manafatra en ligne alou tsy olana e efa imbedebe mitsy aho no nanafatra en ligne, ny itenenako anzany satria ny banque afaka mijery hoe ra tena izy le toerana andefasana ny vola na tsia, refa mipasy commande dia manome "customer number" sy "order number" zareo le "customer number" dia ny numerao de serie anao manokana ary io no ahafantarany hoe iza no iza @le mpividy ary ny "order number" no numerao anle commandy nalefanao, io no apetraka any @ papier de banque refa mandefa anle comandy miaraka @ RIB sy IBAN anle toerampivarotana, refa lasa le vola dia miandry enao fa misy confirmation alefanzareo @ mailaka hoe voaray le vola dia omeny "tracking number" enao ity "tracking number" ity no ampesaina hipistenao ny entanao hoe aiza ho aiza le izy eran-tany nena zao nalefanzareo FedEX le entana, dia avy any Etat Unis nakaty zao teo ho eo @ 3 andro teo fotsiny d tonga le entana d livreny FedEX any antrano avetrany fa tsy mandalo douane tsouny, eviteo ny mandefa entana @ DHL na UPS fa reny tena magouille be mitsy za efa tratra mankou lasa mandohoa douane enao ary kou mbola taxeny le entana nefa efa voaloha daholo zany rehetra izany. refa azonao le entana dia ao anaty le boritra misy ny entana misy "Warranty Card" iny ny fiche de garantie anao ary mila miverina @site tigerdirect enao mameno anle izy d lasa mandaitra le garantie à vie anle zavatra azonao Smile io tsy maintsy fenoina alohan'ny 30 jours @ fahazahoana ny entana sinon lasa tsy valide le izy.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  gasscreative Mar 2 Mar - 21:57

spectroplasm>
1- Tena mi-intéressé be anah zany achat en ligne zany fa tiako fantarina oe ny banky rehetra eto mada ve manaiky an io, nena zao mantsy BNI fa otrany efa ela iany ah no saika hanandrana le achat en ligne fa toa tsy eken dry zareo mitsy.
2- Milay be le config-nareo, otrin eo zao io config io ra tsy mahadiso (enao mantsy milaza fa mora no mividy eto antoerana)
3- Config matos-ko:
- Carte mère MSI P43 NEO
- CPU Core 2 QUAD Q6600 2.4 Ghz
- RAM 4Go HyperX DDR2
- GPU Geforce 9600 Gt 1Go
- OS Windows Xp 64
- Soft: 3Dsmax 2010 - Zbrush 3.5 R3 - ADOBE CS4 (Photoshop - première - after - flash ...)
Ireo ihany tena logiciel ampiasaiko am 3D
- Outils Tablet graphic TRUST A5 (f'efa maty koa), f'efa nanana Wacom volito 2 fa tsy hita ny stylet (ze manana stylet na wacom volito 2 amidy de vidiako Smile )
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mar 2 Mar - 22:15

ny fitambarany io entana io aloa eo @ $668 dia $100 ny envoie anle izy izy io t@ ny $ mbola latsaky ny 10.000fmg en tout zany teo ho eo @ 6.451.200fmg teo no nahazahoao an'io matosy io tonga teto mada Smile ny dolara t@ zay 1680 Ar. za nanana stylet wacom volito 2 anakiray hafa fa tena nohanin'le alikanay tato le izy tena t@ iny aho angamba vao nidaroka alika zany kle Very Happy saika maty lery d nalahelo ndray za. Fa tsara koa le matosinla ka, le Q6600 anla iny mahita 4.0Ghz koa iny ra ampekarina fa assureo tsara ny boite d'alim hoe mazaka ary ny refroidissement koa ataovy matavy tsara d ho hitanao fa na scene misy GI aza tena rapida b mitsy Smile. Ny banky ampesaiko alou BFG-SG e tokony mety na BNI aza ka ny hafa tsy haiko. fa ny BFG zao no tena hitako fa mora ny fandefasana ny saosy, le comission mankou nenzareo tena ambany be fa za efa BNI taloha mankou fa tsy mbola nandefa vola zany t@ BNI.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mer 3 Mar - 17:52

Ny ahy zao (somary tsotsotra kely ihany fa tsy maninona Embarassed)

Portable ( fantako hoe tsy tsara ny portable raha hanaovana graphisme fa saingy hitako kosa le izy hoe pratique sy economique. oh : Na le efa any am-pitsangatsanganana am andro alahady miaraka am fianakams iny aza de mbola afaka miasa ihany, Ny consommation 30 Watt maximum Laughing.)

Toshiba Satellite L300D

Processeur Dual Core T3400 2,15 x 2
Ram 3 Ghz DDR 2
Carte Graphique Intel GMA 4500 1 Go ( Tsy misy ilavana azy mitsy fa makafoka tanteraka No )
Stockage : 2x 250 Go
Wacom Volitos 1.
De ron-doha sy ari-tory Shocked

Sinon tsy azoko tsara le achat an'i Spec, le izy ve payement par virement sa par carte bancaire en ligne. Raha virement aloha de tena lafo loatra ny commission an'i BNI eh nivdy nom de domaine aho pour 6 ans eo am 120 dollar eo de 90 Dollar ve lesy ny commision Shocked . Efa presque mitovy amin'ilay vidin'ilay entana.
Fa sinon mora be aloha raha izany no noahazoanao io matos io eh!!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  jaha Mer 3 Mar - 18:46

Ny ahy koa izao eo ho eo ihany :

proc: Core2 quad Q6600 2.4 ghz
graphique : geforce 7600 GS
RAM 4Go geil
Carte mère : gigabyte N650 SLI DS4 angamba izy izay.

Torohevitra mba angatahiko aminareo izao ny hoe misy upgrade azo atao ve sa tsaratsara mividy uc vaovao mihitsy? elaela ihany mantsy rehefa mba mitady rendu tsaratsara.

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mer 3 Mar - 19:20

le izy payement par virement fa tsy carte bancaire ka ie le commission an'i BNI henoko tena lafo be mitsy alou e.

>>>>by jaha on Wed 3 Mar - 13:46
Ny ahy koa izao eo ho eo ihany :

proc: Core2 quad Q6600 2.4 ghz
graphique : geforce 7600 GS
RAM 4Go geil
Carte mère : gigabyte N650 SLI DS4 angamba izy izay.

Torohevitra mba angatahiko aminareo izao ny hoe misy upgrade azo atao ve sa tsaratsara mividy uc vaovao mihitsy? elaela ihany mantsy rehefa mba mitady rendu tsaratsara.
<<<<<<
le matosinao io mbola mahazaka tsara ka, inona ny windows miasa ao @nao ao? ra azo atao dia ataovy x64 le version satria io no ahazahoanao tombony @ le processeur sy ny capacité an'le RAM. ra azo atao dia manovaha carte graphique serie 8 miakatra fa ireny no efamisy anle extension physX mou ny 9 miakatra efa misy anle extension CUDA. le processeur anao io kou mbola ao tsara ra mahazaka kitihina le carte mêre anao io tokony afaka mampiakatra vitesse FSB ianao izay mitondra ny vitesse finale anle CPU 2.66Ghz io zao eo eo @ 665Mhz eo zany vitesse ny FSB anao fois 4 satria quart de 2.66Ghz io 665io ra mampitombo anle izy ho lasa 1033Mhz enao ohatra dia mahazo 4.13ghz eo ho eo fa @zay nefa miakatra ny hafanana mou kou mila boite d'alim afaka manome an'io puissance io enao 23amper miakatra eo zany 4.13ghz zany ny voltage mihiditra ao anaty ny processeur quad eo ho eo @ 1.28V eo afaka ampekarina kely ho lasa 1.35v na 1.4v io aza alefa mihoatra ny 1.5v anefa satria mety hamono processeur indray zany. ra mahita refroidissement passif enao na heatpipe io na OTES dia vidio fa manampy be mitsy io refa mi-"overclock" processeur, pâtes thermique misy ao @ supreme center 5arivo ariary le izy zay raha tsy diso ny fidadidiako ao @ rez de chaussez ao le izy @ le bandy taiwané iny. Smile bonne chance e Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  jaha Jeu 4 Mar - 21:09

Misaotra an'i spectroplasm @ torohevitra. Efa windows xp64 no ampiasaiko. Ilay graphique ve mba azonao azavaina hoe inona no apportern'ireo caracteristique nolazainao ireo @ rendu 3d (lé cuda sy physix).
Angamba mila olona zatra tsara vao afaka manao ireo modifications lazainao ireo, za koa mantsy ze tena ilaina ihany no haiko @ hard. Lé Q6600 raha tsy diso aho dia tsy afaka overclocker-na fa ny quad rehetra hafa nefa toa mety. Ilay manova fsb an'ny carte mère io zao vao mahafantatra hoe azo atao izany.
Ventilo izao no eritreretiko ho soloina mba hampangatsiaka azy fa lé ventilo d'origine kay eo ho eo ihany.

Mankasitraka @ torohevitra e!

jaha

Messages : 13
Date d'inscription : 14/02/2010
Localisation : antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Jeu 4 Mar - 21:31

ny gamme processeur Q6600 sy Q6700 ra stepping B0 (version de production io, ary afaka jerena @ alalan'ny CPUZ), dia tsara ary afaka overclokena tsara mitsy, porofon'izany Tom's Hardware site ana revue ana hard PC dia nanandrana ni-overcloker Q6600 sy Q6700 ary hitan'zareo fa refa milay le carte mêre sy le ventilo tena mahatsako anle Core 2 Extreme Edition reny le Q6600 sy Q6700 ireo mou le processeur tsy lafo mihoatra @na Extreme Edition izay any ho any @ $1000 vao mahazo azy (t@zany fotoana nijerevako azy, mety efa nihidina izy @zao).

Le Apport hoentin'ilay carte graphique tena betsaka, tsy hoe ny halakiny @ affichage iany na ny capacité an'ilay RAM fa koa @zao fotoana izao (na tsy jerena aza ny technologie CUDA an'i Nvidia, na technologie STREAM an'i ATI) dia hita fa efa manomboka mampiasa ny carte graphique foana ny logiciel CAD na CG na SEE, hita @ny Photoshop CS4 izany, 3DS MAX izany, Maya Unlimited sns.. Tsara ny manana carte performant satria manampy hatrany ilay izy @ resaka modelisation, visualization, ary rendu. Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Jeu 4 Mar - 22:34

Ny any am-rendu kosa angamba raha tsy moteur de rendu GPU (basé am coren'ny carte graphique) na moteur de Rendu mixte CPU GPU izay vo misy dikany genre Vray RT na Artane Render. Tsara tokoa ny technologie de rendu GPU saingy ny mbola blem aloha de mbola sarotra be mi-dev sy ny mi-adapter ny shader, lum... ho tena ho exploité a 100% any am rendu GPU. Raha tsorina zany dia ny GPU de manana core be dia be, izany hoe raha tombil de genre Chevrollet Corvette. Izy foana no voalohany rehefa run fa au moindre tournant de mivaralila (hatramizao aloha). Ny CPU indray tsy dia manana core maro fa saingy Polyvalent sy Intelligent kokoa, izany hoe resy izy raha any am resaka Run fa raha Rallye de izy indray no voalohany. Tandremo anefa so de afangarontsika le rendu GPU sy le Realtime izay ampiasaina am jeu sy 3D temps réel ireny (moteur de jeu). Ohatra fotsiny. Ny Vray RT zao outils de previsualisation fotsiny (izany hoe rendu temps reel eo am editeur hi calibrer-na ny lumiere sy ny matiere fotsiny) fa rehefa tena hilancer an'ilay rendu finale de ny rendu CPU ihany no miainga.

Mety misy diso ny teniko fa raha ny novakiako tam forum maromaro aloha de ohatr'izay eh. Donc raha mampiasa moteur de rendu tsotra izany enao de tsy mi-influencer ny temp de rendu mihitsy ny carte graphique. Confort eo am viewport no tombony azonao satria tsy miraikitra na ny navigation na dia scene mavesatra be aza no hiasana
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Resiko daoly nareo reto kay ko le !

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 14:39

sali daoly a !

Ny ahy indray dia : Portable Acer Extensa 4620 ny ampiasaiko :
- Processeur : Core 2 Duo T5750, 2 Ghz
- RAM : 1,5 Go
- HDD : 160 Go
- CG : Intel X3100 na 965 GM (memoire dedie 8 Mo + partagee jusqu'a 256 Mo Twisted Evil)

Hitanareo zan fa resiko jiaby nareo

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Jeu 11 Mar - 15:41

efa izy io ka, ny portable ange amzao efa mitovy @ ordi de bureau iany e, le carte graph efa afaka ampiana satria matetika efa manana mini-PCI-e le portable reny
le nVidia efa manana carte graph m-PCI-e ho ana portable ary tena tsara le izy.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 17:59

spectroplasm a écrit:manana mini-PCI-e le portable reny
le nVidia efa manana carte graph m-PCI-e ho ana portable ary tena tsara le izy.

Raha ny ahy aloha ts azoko antoka hisy an'izany e ! fa mety hitady portable hafa misy an'io aho raha mahita dia hiova matos iaho. Misaotra @ tolon-kevitra

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  maboule Jeu 11 Mar - 22:06

tsy hiteny ny matos ko aho fa mbola club P4 ha ha Razz Razz fa hiteny moderateur isany mba azo afindra sujet mitokana ve ry fanazavana achat en ligne natao ndra spectroplasm itsy de epingler na fa mety mbola be no ho liana am le izy.

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Jeu 11 Mar - 22:13

Ny Tena tsara dia mamorona sujet vaovao i Spectroplasm satria mantsy le resakato ato mifangaro am ty sujet ity de manjary fanina ny olona tsy naharaka an'ity sujet ity, de avy eo Epingler-na fotsiny.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mar 6 Juil - 22:36

Faly be ny tena fa mba nahazo matos avo lenta kely ny ato am-piasana, izany hoe niakatra indray zany ny puissance de calcul Twisted Evil .
Nahazo Mac Pro octocore 2,26 x 8 izany hoe intel xeon quad core anakiroa.
6 Go DDR 3 1066 Mhz ny ram
MAC OSX 10,6 (Snow leopard ny systeme)

bandy roa moa izany no manao 3D ato am-piasana de lery koa nahazo izany hoe raha manao calcul en réseau zany de puissance Mac Pro anakiroa no ananana.

Tsy de tena mbola nisy projet natao taminy aloha fa ny hitako dia scene predef izay ni-prendre eo am 4-5 min eo no eo tam le core 2 duo teo aloha render-lery en 50 sec Shocked

Ampitaina eto ihany ny tena tanjak'i lery rehefa tena misy projet azo handorana azy cyclops
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  gasscreative Dim 18 Juil - 9:31

Poins be zany le? ary iza le bandy anakiray miasa ao? manao C4D ko sa lozika hafa?
Nenay letsy tsis fivoarana mits ny matos ato ampiasana le!!! hahahahaa
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Dim 18 Juil - 19:55

Ra Chochol le bandy iray miaraka amiko ato eh, de vo ni bascule Cinema 4D zao lery fa Lightwave lery taloha
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mer 18 Aoû - 16:34

kaiz kaiz daholo, tena efa miroso tokoa ny matos ka Smile milay be zany manana mac matanjaka zany.

Mirary fahasalamana ho an'i Gass kloun e, aza atosika lavitra loatra le ezaka les fa tena mbo kenakenao iany le aina kle, vola fitady marina fa ra tadiavina loatra d mety higembona ny vatana Sad

ny matosy ato zao mbola le core 2 quad q6700 iny iany fa ny graph mbo nanatombo kely natao processeur physique le evga 9800 GX2 iny dia naka evga GTX295 SLI sy MSI N295GTX superclocked natao SLI daholo zareo ato zao. hitako mivoatra alou le matosy e fa le RAM no mila ampitomboina fa le 4 tsy ampy mihitsy efa hatramizay.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  gasscreative Sam 21 Aoû - 3:53

Spec> misaotra @ le firarintsoa e!!

inn daolo lety zany resahina lah zany le? tô tsis arakay mints.
Nenay mo zany sady tsy mivoatra ny machine no tsy mivoatra ko ny fahaizana le!! Crying or Very sad
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Poumpouny Mar 24 Aoû - 19:38

Bachi > Zay nareo zay!!!!
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  gasscreative Mer 25 Aoû - 2:17

Poumpouny> fa mivôtra ndray ary ve? iaraha mahita anie fa tsy nisy fivoarana mintsy atram zay ela be zay e!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  spectroplasm Mer 25 Aoû - 15:37

Inona le confirmena mou? fa efa elaela za no tsy tato lesy. le manafatra matos?

ra iny alou dia afaka micofirme tsara aho e, sady mbola ato daholo ny taratasy sy ny facture nanaovako an'le commande hoan'izay te hijery ra liana @zany
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  maboule Lun 27 Sep - 22:55

miarahaba daholo ndray e, mety config otran ny inona rizalahy no azon ny 8-9millions fmg zany zao eto am tanana (ecran tsy ao anatiny),

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Ny matosy ampesainareo @ asa 3D Empty Re: Ny matosy ampesainareo @ asa 3D

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 1 sur 2 1, 2  Suivant

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum