Revin' LTR
5 participants
Page 1 sur 1
Revin' LTR
Izaho anisany revy revy nataoko farany... noir et blanc
Ratsy b ny jiro t@ ny andro ny shooting fa tsy nisy flash, tonga d mandarine b no nampiesaina satria durant shooting video ko lé izy. J'étais obliger de le passer en noir et blanc sinon les couleurs tsy mvôka mintsy fa mpôka b ny mena... efa misy retouche b io au niveau des lumières mazava oazy.
Ny itako mampitovy ny photo sy troisD zany dia ny lumière é... misy propriété sy effet daholo ny lumière surtout en studio, dia mila manao essaies b d b sy "setup" isan'karazany vô tonga @ ilaina!
ouvert aux critiques!

Re: Revin' LTR
milay ra LTR a! za tsy dia mahita kianina
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Revin' LTR
tena ao @le hitiavako azy tsara le izy ka ra en TroisD alou d mamoaka an'io sary io ena epreuve e surtout satria araka ny voalazanao le lumiere no tena mila setup b mitsy vao mahazo anzao, ra en troisD zao io dia mampiasa "GI" "HDR environmental map" "Occlusion set" ary "Focal Soft Shadow" sy "Focal Softglow". Tena liana ny hijery ny hafa izahay e alefaso maromaro ba hirarahana ivy mitsy kalouny le sary alou tsisy kianina e, juste hoe @le 2ème image hita le naharratsy anle atoandro b anle fangalana sary eo @ny tarehin'ilay tovovavay sy ny bras droite-ny) fa ny sisa rehetra tonga d ao tsara
Re: Revin' LTR
Reveko be nrangah a!
Le sary N&B ao am rubrique Intime am le site n la iny ko reveko be mits.
Za tsy mahay maka sary fa mahay maka fy sary!!!
Le sary N&B ao am rubrique Intime am le site n la iny ko reveko be mits.
Za tsy mahay maka sary fa mahay maka fy sary!!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Revin' LTR
milay e , reveko be mitsy le style,
le tarehin le jo tsy mba hita mitsy le
le tarehin le jo tsy mba hita mitsy le
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|