yafaray moteur de rendu pour blender
3 participants
Page 1 sur 1
yafaray moteur de rendu pour blender
saika hanisy kely an'ity lien ty za fa zavatra mahaliana be ho an'i mpikirakira blender! lien momba an'ila moteur de rendu an'i blender izy ity http://www.bjo.is.free.fr/?post/2008/11/20/Yafaray-pr-les-nuls
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: yafaray moteur de rendu pour blender
plugs ve io moteur de rendu io sa intégré am blender? tsy ratsy le izy ry ratsy an!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: yafaray moteur de rendu pour blender
gasscreative: plugins le izy ary io moteur io mitovitovy amin'ny vray ! hahafahana azona photo realiste tsara !
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: yafaray moteur de rendu pour blender
milay io moteur io ka.Lasa nihatsara ilay izy aza dia natokany mihitsy ( script ) miaraka amina GUI vaovao be! taloha izy io intégré tao amin'i Blender fa izao mila ampiasaina ohatran 'ny script de rendufa na dia izany aza tsra ny vokatra azo na dia mbola tsy dia nampiasa firy aza aho sady mbola manavao kely indray satria afa zatra ilay taloha somary tsotsotra. XD
Re: yafaray moteur de rendu pour blender
manga: tena mahafinaritra le izy , za ato zao mianatra mampiasa azy mitsy
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|