Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le Deal du moment : -50%
-50% Baskets Nike Air Huarache Runner
Voir le deal
69.99 €

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

3 participants

Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 14:55

Manakory aby !

Namaky sy nijery ny ato anaty forum ny tenako dia variana ihany fa toa mifantoka fotsiny @ resaka modelisation + animation 3D ka mampiasa an'ireny outils ireny no betsaka, izany hoe toa "artiste" no tena maro.

F'angaha isika tsy mba misy manao any amin'ilay resaka "technique". Tsy mba misy manana traikefa amin'ny resaka "programmation" manodidina ny 3D mihitsy ve ? ny mamboatra "logiciel" mahakasika ny resaka 3D manko no mba mahafinaritra ny tenanay (efa mampiana-tena mihitsy izao) fa saingy toa sady tsy misy orinasa manao izany eto no tsy misy koa olona liana amin'izany, sy azo ifampizarana izany. Sa ianareo mahalala sy mety mahita ?

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Re: Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  ratsy Jeu 11 Mar - 15:01

faly miarahaba an'i rakoksa, possible mety misy ihany le teneninao fa mety hoe mbola tsy hitan'ry zareo ity forum ity , satria be dia be le olona manao programmation eto amin'ny tanana, ary za mino hoe misy miketrika programmation resaka 3D any ho any! saika hadinoko hoe raha azo atao dia manaova presentation ao amin'ny le fanolorantena! mazotoa Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Re: Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 17:52

he he ! efa vita ny fanolorantena teo !

Fa araka ny hitako t@ www.sobika.com toa mitady programmeur C++ izany ny ministeran'ny tanora sy ny fanatanjahan-tena ? toa misy hevitra hanamboatra JV mantsy rizareo ao (mety hanandrana any ny tenanay). Sao dia misy manana vaovao bebe kokoa mikasika io ?

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Re: Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  gasscreative Jeu 11 Mar - 18:53

rakoksa> ny tenanay dia mpankafy JV ary efa tany no niala. Rehefa avy niprogrammer jeu 2D (arcade) ka hi-pasy jeu 3D, ka nahita le tontolon'ny 3D dia taraiky tao. Fa mampirisika anao foana zah manokana raha hi dev jeu enao (satria secteur mbola tsy misy eto). fa rah hi dev logiciel 3D de tsy de ampirisihko loatra satria otran'ny mi-réinventer la roue izany. Rah tsy oe angah plugins no développenao. Na izany na tsy izany aza de mandehana am lalana ze hitanao fa mety aminao ary tohizo atram farany!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Re: Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  rakoksa Jeu 11 Mar - 19:01

gasscreative a écrit:dev logiciel 3D de tsy de ampirisihko loatra satria otran'ny mi-réinventer la roue izany. Rah tsy oe angah plugins no développenao. Na izany na tsy izany aza de mandehana am lalana ze hitanao fa mety aminao ary tohizo atram farany!!!

Ah ! misaotra am tolon-kevitra fa mety ho plugin no tsara kokoa (mbola lavitr'ezaka aloha zao. mbola enarana daoly manko zao babay sy lohavohitra zao). Fa ny tena tiako hatao manko mifanakaiky @ resaka "realite augmentee", satria manomboka malaza io @ izao fotoana izao ...

rakoksa

Messages : 11
Date d'inscription : 11/03/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ? Empty Re: Tsisy manana traik'efa ankoatra ny modelisation 3D angaha ?

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum