Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Jeux, jouets et Lego : le deuxième à -50% (large sélection)
Voir le deal

K'aiza k'aiza tsika a!

+3
maboule
gasscreative
Sedramahefa
7 participants

Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty K'aiza k'aiza tsika a!

Message  Sedramahefa Sam 20 Mar - 1:29

Sali daôly a!
Sedra no fiantso ahy e! na Tojo!
Eo @ sehatry ny sary (Caricature, BD, ets) no mba misy haiko kely!, Ho avy tsy ho ela ny santionany.
Ny 3D ndray, 'zao vô manomboka mikitikitika, miana-drery e!

De zay ary fa ho-post-eko @ manaraka ny revireviko e!!
Sedramahefa
Sedramahefa

Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  Sedramahefa Sam 20 Mar - 2:22

Zah kou tena mankafy Photo Shooting maintsany !!
fa ny blem, zah ts manana matos, ny mbô revireviko zao de reny Canon Eos 500D, na le 1D reny!
Hihihihhi! donc ! ca reste encore un revin-gadra!!!
Sedramahefa
Sedramahefa

Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  gasscreative Sam 20 Mar - 13:44

TTonga soa i Sedra!!
Izahay tena mpankafy reny sary caricature reny fa alefaso angalana fafiny e!
Mitovitovy daolo iany anie tsika oe te hanao zavatra fa tsy mana matos na manana sosy e no be revin-gadra daolo!! Laughing Laughing Laughing
Mazotoa mi-telovongany e!!!!!!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  maboule Sam 20 Mar - 15:46

tonga soa e , otran ny aona le style bd nareo mba andefaso sary e
gasscreative : ka tsy maintsy tia revingadra anie vo mahita inspiraka sy mankafy an itony e!

maboule

Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Yo Sedra

Message  Sneil 3;-) Sam 20 Mar - 16:05

Tongasoa lesy EEE!!!!
Sneil 3;-)
Sneil 3;-)

Messages : 50
Date d'inscription : 11/03/2010
Age : 38
Localisation : Antananarivo

https://www.facebook.com/home.php?#!/thesneil?ref=profile

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  spectroplasm Lun 22 Mar - 13:18

aaaaahhh Sedra Vorace!!!!! tongasoa lesy Smile, hay niampy iray ndray zany ny BD-iste antsika kle Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  ratsy Lun 22 Mar - 15:12

tongasoa sedramahefa ! dia mirary soa ho anao
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  Manga Lun 22 Mar - 18:04

Tongasoa o!! dia mirary anao ho tamana ato amin'ny fofo!!
Manga
Manga

Messages : 20
Date d'inscription : 05/03/2010
Age : 40

http://harisolo.blogspot.com

Revenir en haut Aller en bas

K'aiza k'aiza tsika a! Empty Re: K'aiza k'aiza tsika a!

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum