3DS Max 2011
3 participants
Page 1 sur 1
3DS Max 2011
tsy mtahatra mamôk vao² fô ry autodesk zay!!!!
d misy fiovany v ny mental ray ao aminy, eo koo ny V ray
d misy fiovany v ny mental ray ao aminy, eo koo ny V ray
Re: 3DS Max 2011
efa tsy mental ray tsoun ny ao fa efa lasa "quicksilver", tsara le 2011 ka lasa tsotsotra ny mampiasa azy
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: 3DS Max 2011
Mbola ao ny mental ray ka, fa niampy an le quicksilver fotsn le iz (moteur de rendu matériel)
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: 3DS Max 2011
marn jan le, ar tena adinko tena efa tsy ao tsoun ny lou eh, varina be amlé zava-bovo de adino le taloha
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: 3DS Max 2011
Fa milay ve le quick silver io e? otran tsy mbola nampiasa anio mints zah manko!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: 3DS Max 2011
ie le izy alou tsotra sady vitsivitsy le zavatra tokony reglena noho vray eh, sady mamoka zavatra tsara ihany le izy (za zao vo mianatra anle izy fa somary very kely ihany za na tsotra ary le izy ) fa sainga nijery taminy net za de mba nahita sary kely ihany
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: 3DS Max 2011
rakotoo_gk a écrit:tsy mtahatra mamôk vao² fô ry autodesk zay!!!!
d misy fiovany v ny mental ray ao aminy, eo koo ny V ray
Msatra anlaisany loo fa zay y badkely vao nahalala anzany quicksilver laisany zany a!!!
Ary ahoana ry zala no mcertifié an'lay graphics card @ 3ds max 2010; ntelecharger mantsy aho d pdf no nomeny
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|