trano trano
5 participants
Page 1 sur 1
trano trano
ty ndray zany misy sary kely,
zay za vo nanao exterieur an!!
zay za vo nanao exterieur an!!
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: trano trano
tena ao tsara kle, nareo no nanao ny design ? hita mihitsy nareo hoe ao anatin'ilay tontolo arsitektoraly. Le lumiere fotsiny amiko no otran tsy ampy chaleur kely, sady otran tsy mifanaraka le angle de lumiere am le fond sy ilay trano le am le fon le izy otran avy any am gauche. De le lampe kely ireo kosa angamba tokony ho faty satria otran atoandro be nanahary. Za koa mahita hoe tokony ho contrasté kokoa le zone ombe/lumiere satria le izy extérieur. Raha mampiasa color mapping de somary ahenao kely ny heriny.
Fa efa tena milay ann!!!
Fa efa tena milay ann!!!
Re: trano trano
poumpouny>misy partie nataok, zany oe nijery sary za de iny no nagalako inspiration, otran zavatra rehetra ehh, ie marina mintsy zany teneni nareo zany oe le lumiere otrana tsy de tena mety loatra, aleo fa ovaiko io eeh
kapla- Messages : 44
Date d'inscription : 22/03/2010
Age : 34
Re: trano trano
milay e! style trano tsy mba hihisy aty mitsy zao , otran ny tsy hahita tory zany ra hipetraka ao !
fa le façade misy le baie vitrée ve tsy tokony manaraka ny direction n le aloka mba hahazo hazavana tsara?
fa le façade misy le baie vitrée ve tsy tokony manaraka ny direction n le aloka mba hahazo hazavana tsara?
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: trano trano
Kapla> milay be, ndrindra fa ilay design.
Raha ilay resaka lumière ndray alo de tsy dia mampaninona ahy ilay izy tsy araka ny kôzin'i poumpouny oe tsy ampy contraste ilay zone ombre/lumière na dia extérieur aza ilay izy satria ilay lanitra @ fond tsinn ombré fa tsy dégagé, le ombre aza zany tokony mbola ho atténué-na kely sy tokony ho soft kokoa. Mafinaritra anah ny otran zao satria ze manao architecture exterieur dia beau temps daolo, de aleo mba miova kely e, sady mifanaraka tsara @ toe-trandro ao ivelany ao tsara mintsy le izy zao.

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: trano trano
fa misy tsy azoko marina ny tena dikan ilay arfane kely aty am avanana io? tsy tokony hisy varavarana ve farafaratsiny?
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|