Dancer in the Wind
+2
gasscreative
livelys
6 participants
Telo vongany :: 2D :: Photoshop
Page 1 sur 1
Dancer in the Wind
Bon mba mitondra ny anjara birikiko ato koa zany ny tenako e.
Ty ny projet-ko perso farany en ligne, efa ela ihany izy ity no natomboko fa tsy nanam-potoana ny nanohizana azy aho raha tsy t@week end teo.
Ny idée voalohany moa zany dia mampiseho an'ilay dynamique du mouvement basée sur la photo de breakdancer io. Mahafinaritra ahy ny miasa @ style photo en mouvement ohatran'io surtout les photostocks du photographe Alexander Yakovlev (ny photostock danseur-ny angamba no tena be mpampiasa @zao, hita matetitaka @ pub sy inspirations diverses).
La 2è idée, je me suis intéressé à un courant artistique basée sur les bandelettes en mouvements (toujours dans le thème du mouvement). Comme la photo de base montre une danseuse, j'ai opté pour une bandelette qui s'enroule autour du model tout en montrant le mot "Dance". Mino aho fa en 3D io tena mety hilay be fa tena mbola tsy tafako ny mi-matérialiser an'lé izy sur C4D
Ensuite, j'ai rajouté l'effet splash et des couleurs chaudes pour rester dans le thème, l'idée est de traduire l'état bouillonnant d'énergie, de fluidité du mouvement et enfin l'explosion de la beauté du geste dans la danse.
(miala tsiny raha somary be resaka sy miovaova teny fa tena sarotra be ny manao explication @teny gasy ranoray )
Quelques détails:

Re: Dancer in the Wind
MASAKA BEEEE!!!!!!!!!!!!!!!!!!
AOna ny nanaovan la an le rano???
Sinon, koboko @ FB daolo ny asa tanan la fa enjana be daolo fa alefaso eto daolo angalana fafiny!!!

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Dancer in the Wind
Ca va be bain ann, ay roboka C4D ko ela, nahazo namana zany zay, milay be le inspiraka
Re: Dancer in the Wind
driiii ! ao tsara izy zany ..enjana be le inspiraka
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Dancer in the Wind
tonga d tsisy kozy fa milay be le asatanana e, le rano io t@ photoshop fa "custom brush" no nanamboarana azy sa "particule" natao tamin'ny 3D?
efa voafehy tsara le izy ka, miandry ny manaraka izahay eee hirarahana ivy tsara mantsy
efa voafehy tsara le izy ka, miandry ny manaraka izahay eee hirarahana ivy tsara mantsy
Re: Dancer in the Wind
lol! misaotra anareo e!
gasscrea & spectroplasm> lé rano c'est des vraies photos natambatambatra, fa ny tena reveko aloha raha mi-créer particule d'eau en 3D afaka modeler araka ny hilavana azy satria lé photostock hita any ny limite-ny rehefa folahina loatra.
Poumpouny> mba mikitika kely @ C4D fa tena mbolaobjet primitif ihany aloha no tena hilaiko, fa ny tena fanirihana aloha dia ny handroso hatrany fa ny fotoana no tena tsy misy e!
ty iray ity ndray efa ela no nataoko (2009) fa apetrako ato ihany hoan'izay tsy mbola nandalo tao @ portfolio-ko, peinture ndray lé izy fa tsy rano. c'est pareil c'est de vraies photos de peinture.
détails:

Efa koboko tany anaty Behance na Creattica reo,
zah tena chapô ra Live a!
Rôvina ndray no mandalo eto @tanàna e?
le sary Zombie Walk iny kou tena reveko an!

Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Telo vongany :: 2D :: Photoshop
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|