Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
Le deal à ne pas rater :
Display Star Wars Unlimited Ombres de la Galaxie : où l’acheter ?
Voir le deal

RAS

+2
gasscreative
RAS
6 participants

Aller en bas

RAS Empty RAS

Message  RAS Ven 20 Aoû - 16:38

Fanoloran-tena

* Citer le message
*


Salut dôlo!!! Eto aho vao tonga saina hay le fanoloran-tena nataoko ts lasa kole. Henjana ihany rehefa tsy mahay mampiasa an'ireto zava-bita-bazaha reto. Aleo zan averiko...Ataontsika dès le debut hono...hihi
RAS, mampiasa Max aho, mianatra 3D aloha hatreto... Raha ny marina dia tokony hanao izay hahaizako faran'izay haingana aho fa tena mila mikandra...Sady lay manao zavatra @ 3D tena hitako fa tena tiako.De raha toa ka mahazo kandra aho de hanao ingenieur en informatique. Tena mila mampiditra vola aho, fa tena henjana be lé fiainana,sady manao an'ilay cours d'informatique (en formation continue) en parallèle.........
Inona daholo ny zavatra tokony hianarako raha toa ka te hanao infographiste 3D aho? Raha ny fahitako anareo manko dia ohatry ny misy zavatra hafa nianaranareo koo!!!
Zay ilay izy fa désolé aminareo fa toa tsy nipoitra ny présentation nataoko tamin'izay...
Henjana B dôlo nareo an!!!!
hihi ok

RAS

Messages : 5
Date d'inscription : 02/07/2010
Age : 37
Localisation : Antananarivo

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  gasscreative Sam 21 Aoû - 3:57

Tongasoa i RAS!!!
Marina mints zany fa enjana le fiainana!
Raha ny ahy manokana aloh de niana-tena t@ ilay 3D fa tô tsy hitako izay sekoly TENA mampianatra an ilay iz.
Toro-hevitra fotsiny hoan la zay efa te hiasa mafy: "rehefa manao zvt de ezao atao tsara foana fa misy valiny foana iny".
De mahita ze mahasoa sy mafinaritra eto @ telovongany e
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  Poumpouny Mar 24 Aoû - 19:52

Za aloha zao Bacc + Toaka Razz, ny tena koa moa tsy de nahitahita, saika hanao programation teny am ISPM ihany fa otran nidangana be le kokolazy, hany hery de ny niezaka nividy matos (solosaina) de namadibadika aide aloha tam mbola tsy nisy internet, de avy eo tapitra voavaky daholo le aide de otran mbola tsy nahay satria le fonction fotsiny no hay, de nampiana tena tam tutorial hita tetsy sy teroa, de nivoatra de avy eo nahita an'ireo lozika hafa de roboka ny hoe hianatra kanefa lasa very fotoana fotsiny (amiko aloha aleo mifikitra amin'izay efa natao tam voalohany eh!!!!) de tafiditra tam sehatry ny asa de niari-tory satria tsy de nisy fotoana ny atoandry, Dimy taona taty aoriana vo tena tafapetraka mazava amizay hoe mpanao 3D, de mba nahazo fitahiana kely avy any amin'ny any ambony de nalefan'ny tato amp-iasana naka traikefa kely tany ivelany de zay...

Le hoe hianatra am sekoly aloha zany raha hoe 3D de raha tsy hoe tena any am "Gobelins" na "Suppinfographe" izay cursus de 4 ans ihany no tena poins hoe hampahay, raha eto an-toerana aloha de ny base de chez base ihany no omen'ireo sekoly etsy sy eroa eh. Noho izay lafiny izay de ny mampiana-tena ihany no tena misy ary ny internet no ataovy illimité au lieu de handoa ecolazy any am ireo fianarana eto dago (hatreto aloha) . Raha miconseiller aho de resaka artistique no tena mila hianarana (sary, hai-soratra, histoire de l'art......) ireny mantsy no tena lasantsy ary ireny no hitako tena tsy ampy amiko. Le hoe hanao ingeniera informatique aloha amiko, marina fa be karama ireny fa raha hanao 3D enao (ankoatrin'ny hoe hanao programation) de azo hialana ihany le izy. Zay foana mantsy no eritreritry ny ol hoe rehefa hanao 3D de tsy maintsy mahay mathematique be, za anefa miteny hoe tsara enao raha mahay mathematique, fa tsy misy influence mihitsy anefa le izy rehefa hanao 3d (ankoatra ny hoe hanao programation hoa averiko ihany) Ny ahy zao 2/20 ny math tany am Bacc. Zany akory tsy midika hoe ataovy ankilabao ny Math lol
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  spectroplasm Mar 24 Aoû - 21:10

Tongasoa eto @ Telovongany e!!!
Tsisy tsara noho ny finiavana mianatra sy ny faharetana letsy a, kozy e, na dia misy aza ny fianarana tena raitra refa tsy maharitra firy ny saina sy ny vatana tena variraraka votsiny le izy, refa misy kely hay d ahodikodina ny souris mijery ra misy fika azo hanatsaraina an'le izy d toy izay foana eee. Very Happy Very Happy Very Happy Very Happy
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  tlt Jeu 2 Sep - 14:12

marina zany e!
tongasy soa i RAS
tlt
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://gasy-newbie.strikingly.com/

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  ratsy Jeu 9 Sep - 15:49

tongasoa e Very Happy
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

RAS Empty Re: RAS

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum