Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-21%
Le deal à ne pas rater :
LEGO® Icons 10329 Les Plantes Miniatures, Collection Botanique
39.59 € 49.99 €
Voir le deal

(WIP) Yamaha R1

+3
gasscreative
Poumpouny
spectroplasm
7 participants

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Lun 6 Sep - 22:56

Efa niteny aho hoa, io fotoana io nge henjana io e, raha tsy mamorona ela tsy manana mitsy
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 4:30

Zay ndray vo tonga dia tonga d update no apetraka, namita ny train arriere an'ilay moto sy nametaa ny chaine sy transmission ary frein arriere Smile

mba nahafahana niasa milamina dia tsy maintsy nafenina ny motera fa rahatsy izany dia nifangaro voraka tao Smile, juste le carosse sy chassis no navela angalana ny refy ampy anaovana azy.

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya15

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya16

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya17

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya18

dia zay ndray zany aloha no masaka ry zareo a Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 4:49

toy izao ny paozin'ilay moto en complet mbola tsy misy texture ary rig Surprised ny kojakoja majinika ho atao @ mbola ho vitaina miandalana eo ary ny rendu mbola ho atao koa fa mbola tsy misy eritreritra maika ny @zany alou zao Smile

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya19

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya20

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya21

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Wip-ya22

ande mbo haka torimaso kely @zay alou fa tena valaka ny tanana sy ny saina Surprised
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  genesys Jeu 9 Sep - 14:28

Mampatahotra zany vitesse anaovan'nareo anazy zany lety e!
Tohizo fa tena tsara e!

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 14:47

refa tena dinihina ange io tsisy inoninona sarotra e juste cylindre sy shape no tena betsaka, ny coque an'ilay moto iany angamba zao no hitako hoe ela natao indrindra tao, fa le fananana refference koa dia manampy betsaka mitsy Surprised
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  ratsy Jeu 9 Sep - 15:42

aoka fotsiny , ny ana zao no mbola mahagaga ana dia le hanaovanareo anle details kely madinika anle moteur !
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 15:48

Very Happy za alou tena mpiondana moto e na scoot io na bould na ... refa deux roue fotsiny e, ny daba iany no tsy mety deux roue hahahaha, ny moto na 2 roue na 1 roue mande foana.

le detail jereo tsara fa block de cylindre sy forme basique ny betsaka Smile, @3D mantsy plus c'est simple, plus c'est efficace Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  ratsy Jeu 9 Sep - 15:51

ka na izany aza mampiaiky le izy ! tsara ! miandry ny tohiny ngamba
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  gasscreative Jeu 9 Sep - 17:11

Vrrrrrooooooooooooooooooommmmmmmmmmm!!!
Vita sahady ny modélisation zany a! inn ndray ny manaraka? tsy efa matériaux sy rendu ve sisa?
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 18:41

etude de materiaux zao no manaraka dia modelisation ana decors na refa tena miainga any ny akamoana dia atao rendu studio, fa ny faniriana alou dia rendu naturele e.
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Poumpouny Jeu 9 Sep - 20:10

Io moto moto io mihitsy no zavatra mbola tsy sahiko modeliser-na noho le izy be detail loatra eo am le motera. Fa tena vitesse grand V marina zany ni-modeliser-nareo azy zany kle, miandry ny tohiny eh. Ampilaharina am le 206 ?
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  spectroplasm Jeu 9 Sep - 21:14

hahaha ra io no ampilaharina mety vita iany le 206 iny vao misy ligne droite kle Smile, ny tohiny zao no atao manaraka eto ary efa miketrika sahady hoe ahoana no anaovana an'ilay loko sy ny tariny Smile
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

(WIP) Yamaha R1 - Page 2 Empty Re: (WIP) Yamaha R1

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Page 2 sur 2 Précédent  1, 2

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum