Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-39%
Le deal à ne pas rater :
Pack Home Cinéma Magnat Monitor : Ampli DENON AVR-X2800H, Enceinte ...
1190 € 1950 €
Voir le deal

vaovao indray izahay izao

+2
Poumpouny
soatia
6 participants

Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty vaovao indray izahay izao

Message  soatia Lun 30 Aoû - 19:48

miarahaba e, miarahaba manokana an'i poumpouny dia miarahaba antsika rehetra.
vaovao be moa izahay, dia manolo-tena hono e !!
cat isan'ireo vavikelin'i Gasikara (efa vavibebe ihany fa tsy dia kely loatra intsony) mankasitraka ny 3d.

ny ezahiko ianarana aloha amin'izao dia ny cinema 4d (tadidin'i poumpouny ve ?). mampiana-tena dia mijery fampianarana amin'ny tranon-kala. tsy mbola ela akory fa vao fotoana vitsy ihany eny an'elanelan'ny fotoam-piasana eny no mianatra. macintosh no ampiasaina... dia..
dia izay !!

mirary soa antsika rehetra

cheers
soatia
soatia

Messages : 5
Date d'inscription : 30/08/2010

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  Poumpouny Lun 30 Aoû - 21:59

Tongasoa i Soafara ? de mba asio sary eh, roa zao ianareo no andriambavilanitra eo i Manga no iray, mahafinaritra le mahita vehivavy manao 3D, otran'ilay vehivavy mitendry gitara ihany, de alefaso ny sary ehh.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  gasscreative Lun 30 Aoû - 22:45

Tongasoa i Soatia!!! Dia mirary anao tokoa ahita ny soa sy ny tiana (3D) eto @ CG DAGO!!
Manantena ze sary nataonao any tokoa alo izahay e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  tlt Jeu 2 Sep - 14:19

Tongasoa afro
tlt
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://gasy-newbie.strikingly.com/

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  spectroplasm Jeu 2 Sep - 15:12

Tongasoa eto @ CG-dago telovongany revirevy dizitaly Very Happy lava zany anarana sy fanampinanarana zany marina
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  tlt Jeu 2 Sep - 15:45

Tongasoa afro
tlt
tlt

Messages : 15
Date d'inscription : 12/03/2010
Localisation : dans les nuages

http://gasy-newbie.strikingly.com/

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty misaotra e!!

Message  soatia Jeu 2 Sep - 20:41

fampiainana (animation) no tena ironako bebe kokoa, tsy dia nanao 'modeling' be loatra hatramin'izay, fa misy sary ireto nianarana voalohandohany tany. ny ankabeazany dia sary nampiainana.
soatia
soatia

Messages : 5
Date d'inscription : 30/08/2010

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  soatia Jeu 2 Sep - 21:05

efa ao e jerijereo ao amin'ny fampirantiana ao. sarin'ny mbola vao miana-mandeha fa aza dia omena tsiny e
soatia
soatia

Messages : 5
Date d'inscription : 30/08/2010

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  ratsy Jeu 9 Sep - 15:47

tongaso e ! dia miandry asa tanana ko e !
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

vaovao indray izahay izao Empty Re: vaovao indray izahay izao

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut


 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum