Fanoloran-tena (Genesys)
+4
ratsy
gasscreative
spectroplasm
genesys
8 participants
Page 1 sur 1
Fanoloran-tena (Genesys)
Mpankafy art numérika.
Nampiasa logiciel 3d simulation mécanique sy SIG de voan'ny coup de foudre.
Nanomboka nanandrana 3ds max (nampiasa blender kely de kivy)
Nahavita asa tanana voalohany.
https://i.servimg.com/u/f22/15/62/28/20/creati10.jpg
Misaotra @ critiques.
Te iara iasa @ namana anao projet.
Misaotra.

genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
tongasoa lesy mirary soa ary maniry fa aharitra ela eto @ CG dago telovongany
tsara le asa tanana ka
tsara le asa tanana ka
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
Tongasoa i Genesys!!
Milay be le matériaux nampiasainao t@ le plastic. Inn le lozika nampesaina kay de inn io matériaux io?
Ny tenanay ko dia te hanao projet iarahana fa tsy mahita oe inn.
Milay be le matériaux nampiasainao t@ le plastic. Inn le lozika nampesaina kay de inn io matériaux io?
Ny tenanay ko dia te hanao projet iarahana fa tsy mahita oe inn.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
Misaotra betsaka fa tena manome courage satria ilaina izany @ zao vao manomboka izao.
3ds max no nampasaiko miraka @ Vray 1.4
le materiaux ao @ le plugin SIGERSHADERS_V-Ray_Material_Presets_Pro (adin'ny kamo).
Mba asio concours môdô a! na de tsisy lot aza fa mba manome courage ny mpankafia.
Mazotoa e!
3ds max no nampasaiko miraka @ Vray 1.4
le materiaux ao @ le plugin SIGERSHADERS_V-Ray_Material_Presets_Pro (adin'ny kamo).
Mba asio concours môdô a! na de tsisy lot aza fa mba manome courage ny mpankafia.
Mazotoa e!
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
tongasoa e ! tsara le asa tanana , fa naninona no kivy rehefa nampiasa blender ?
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
Tongasoa, de mahafinaritra le asa tanana, tena efa milay raha hoe vo asa-tanana voalohany
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
Enjana be le blender raha anombohana kooo!
Fa mahagaga ahy hoe tsisy bandy manao plugin na version miaraka @ interface "sobre" kokoa.
Te ahay an'le izy aho fa aleo aloha hita ato @ max tsara le concept de avy eo mba mivadika any efa fantatra ze tadiavina.
Fa mahagaga ahy hoe tsisy bandy manao plugin na version miaraka @ interface "sobre" kokoa.
Te ahay an'le izy aho fa aleo aloha hita ato @ max tsara le concept de avy eo mba mivadika any efa fantatra ze tadiavina.
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
tsy dia hitako zay tenenina fa na za tamin'ny nanao prise en main an'i blender ko ary somary sahirakirana , fa apres une semaine teo ca va tsara ! dia mazotoa e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
Tongasoa e! ie somary manahirana kely izay ihany ny Blender rehefa vao voalohany. Indrindra rehefa zatra soft hafa ianao. Tsara le asatanana ka!! mazto e!^^
Re: Fanoloran-tena (Genesys)
tonga soa e
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|