flou
2 participants
Page 1 sur 1
flou
Ty wa rzala mba misy fanotaniana kely é:
In no mahatong an'ilay texture ho flou ref mampiasa UVmap sy UnWrap, nefa mety ho any @ lum any v no olàna?

Re: flou
Azon lah andefasana sary ve?
Matetika mantsy refa jerena mitailana ny texture 1 vao hita oe flou ka ny mahatonga an'iny ao @ le slot misy an'ilay texture(bitmap) misy option oe "blur"(par défaut = 1) dia ahenao any @ 0,5 na 0,3 any io de net kokoa le texture refa en biais no jerena (fa tsy dia tena réaliste loatra alo ilay netteté)

gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: flou
gasscreative a écrit:Azon lah andefasana sary ve?
Matetika mantsy refa jerena mitailana ny texture 1 vao hita oe flou ka ny mahatonga an'iny ao @ le slot misy an'ilay texture(bitmap) misy option oe "blur"(par défaut = 1) dia ahenao any @ 0,5 na 0,3 any io de net kokoa le texture refa en biais no jerena (fa tsy dia tena réaliste loatra alo ilay netteté)
Za io zao mbola tsy any antanana fa aty cyber fa ref rampitso ngambany alefako eo.
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|