BLACK Man (WIP)
+2
spectroplasm
gasscreative
6 participants
Page 1 sur 2
Page 1 sur 2 • 1, 2
BLACK Man (WIP)
Salut daolo ny telovongany a!
Elaela tsy nanao 3D noho ny kandra dia zao mba manam-potoana kely indray dia mamerina tanana kely.
Mbola tsiss nininn fa nanaonao sary kely aloh alohan'ny i-modélier-na azy.
GO!! GO!!! GO!!
Elaela tsy nanao 3D noho ny kandra dia zao mba manam-potoana kely indray dia mamerina tanana kely.
Mbola tsiss nininn fa nanaonao sary kely aloh alohan'ny i-modélier-na azy.
GO!! GO!!! GO!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Les débuts de la mod après un peu moins de 4H de taf:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Et ça continue:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Farany alohan'ny hatoriana
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
tena enjana be le inspirakareo ry gasscreative tena kozy e ! tsisy ambara fa tena milay e
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: BLACK Man (WIP)
le sary fotsiny de efa enjana!
Mazotoa e!
Mazotoa e!
genesys- Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010
Re: BLACK Man (WIP)
Misaotra antsika rehetra am fanohanana.
Début de sculpt (efa tsy andry mintsy ny ni-passer-na t@ ty étape ty)
Début de sculpt (efa tsy andry mintsy ny ni-passer-na t@ ty étape ty)
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
sapô l'artiste, sitran indray mantsy ela annn !!! sady defi mila le mana texture peau mainty mba mivoaka an'ilay standart SSS sy ny ratatin. Milay eh
Re: BLACK Man (WIP)
Poumpouny> tena défi mintsy le manao peau black an! sady tsy mahita texture ah(ze manana réf de raisina an-tanan-droa) dia tsy maintsy polypainting ihany no miainga eo!!
ny tohiny: somary ni-modifier-na kely ny morphologie-ny le lohany fa otrany tsy de tena tiako loatra teo.
ny tohiny: somary ni-modifier-na kely ny morphologie-ny le lohany fa otrany tsy de tena tiako loatra teo.
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Nasiana fanintsiana kely koa ny tarehiny mba hitovitovy kokoa @ le référence:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
OOOO RY TELOVONGANY ISANY AAAAAAAAAAAAA!!!!!!
ZAny misy gasy kely na 16ans (eto dago) sady enjana beeeeeeee ra 3D !!!!!!!
VIVE LA 3D!! VIVE LA JEUNESSE!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
http://k2sgraphics.blogspot.com/
ZAny misy gasy kely na 16ans (eto dago) sady enjana beeeeeeee ra 3D !!!!!!!
VIVE LA 3D!! VIVE LA JEUNESSE!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!
http://k2sgraphics.blogspot.com/
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Farany alohan'ny hatoriana:
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Ary lisany avy any am max otran tsy de manao shader procedurale mihitsy annn ! omeo kozy ra K2 hoe mba tongava eto am forum hoe hizara traikefa, efa koboko tary am 3DVF tary koa i lery, fa milay be le sarin'i lery ka.
Re: BLACK Man (WIP)
milay le izy , sady tena inspiraka hafa mitsy ! miandry ny tohiny
poumpouny>ie ra k2 bandy ao am 3dvf ao leiry , nisy fotoana nasaiko niditra tato fa tsy aiko hoe tsy tapa-kevitra ve lery
poumpouny>ie ra k2 bandy ao am 3dvf ao leiry , nisy fotoana nasaiko niditra tato fa tsy aiko hoe tsy tapa-kevitra ve lery
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: BLACK Man (WIP)
Update de la partie inférieure, nasiako calson iany ledala f'ôtrany PELAKA be @ le mampiseho kibo! lol
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Détails!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
tena Gansta mitsy ty kle
za mbo lazainla hoe mirill nefa nen'la no tena tapakofehy
kely sisa io d hitaingina moto
za mbo lazainla hoe mirill nefa nen'la no tena tapakofehy
kely sisa io d hitaingina moto
Re: BLACK Man (WIP)
Spec> zavatra tsy vita tsara akory ary ny texture-ny patalohany io fa tsis ninin ao ambadika fa ny ety @ hita maso ihany no mbola misy fa efa me-tomboka tonga ndray i ra-akamoana
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
hahaha aza kamo e zay mbo te ahita an'le izy vita kle, na walk anim fotsiny aza d'efa courazy be e
Re: BLACK Man (WIP)
Poumpouny> zay ve no kamo de nareo no tsy te hanao tsony? hahahahah!
Aleo ary asiana update kely mba samy hampazoto ny tsirairay e!!
Aleo ary asiana update kely mba samy hampazoto ny tsirairay e!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: BLACK Man (WIP)
Update farany alohan'ny atoriana!!
Transpose master!
et pour le fun
Transpose master!
et pour le fun
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Page 1 sur 2 • 1, 2
Page 1 sur 2
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|