Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.
-39%
Le deal à ne pas rater :
Ordinateur portable ASUS Chromebook Vibe CX34 Flip
399 € 649 €
Voir le deal

Rediredy+mianatra

5 participants

Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Rediredy+mianatra

Message  genesys Ven 10 Sep - 21:55

Sady mianatra manao modélisation no mandefa inspiraka.
De nanofy matôsy bomba be (V12, enjana sns sns...)
De nanomboka nidélira.
Fa ny blème kely de isaky ny misy inspiration de miova be ny structure maillage (ny tena raha teo mbola vao mizatra an'le concept)
de izao alony hatreto.
Rediredy+mianatra Nofy10
Tsy mbola fantatra ny tohiny fa miandry inspiraka ndray. (sady manadio an'le izy fa mbola bobaka ny indro kely)
Miandry kiana bobaka mba ivoarana.

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  ratsy Sam 11 Sep - 14:45

PC ve io matosy io sa diso za ??
ratsy
ratsy

Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  genesys Sam 11 Sep - 15:57

Laughing , PC io ka kivy be za @ le matôsiko de nanofinofy.
Sady hianarana koa e!
Vao mianatra Unwraping aho zao ametahana texture sady misy style ohatran'ny panneau reny.
ok!

tsy mahamenatra ny tsy mahay, ny tsy mianatra no ratsy

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  gasscreative Sam 11 Sep - 17:46

Efa hananareo tsara le base de modélisation zany a! Le manambatra forme géométrique samihafa (cube + cylindre/sphere) otran'izao mantsy sarotsarotra ihany.
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  genesys Lun 13 Sep - 20:48

Efa nanao 3d ihany taloha fa simulation mécanique.
novaina kely ny forme de tsy nahatanty fa nandrana nanao rendu.
Rediredy+mianatra Matos_10

(le materiaux an'le cle usb ihany no nampiasaina fa kamo isaina)
mbola tokony amboarina ny facade fa mbola simba ny photoshop sy illustrator (anaovana bump sy affichage led izay mbola hianarana ny manao ay !!!)

Tiako asiana an'reny" néon bleu" ireny anatin'le "turbine" fa tsy haiko ny manao azy.
Mbola vao iketrika sy andalina.

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  gasscreative Lun 13 Sep - 21:37

Rveko be oa io matériau io. Mety hianatra vray iany ah zany!

Milay fa toizo e
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  Poumpouny Lun 13 Sep - 22:29

Normaly tsara be, otran mampite-hihinana le izy klé bounce Sinon za mahita hoe tsara raha renforcer-na kely ny sisiny, otran maledaka loatra le izy
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  spectroplasm Mar 14 Sep - 15:28

milamina tsara le model a, fa somary boribory loatra dia manana impretion hoe hienjera ilay izy refa domina Smile ny ambony efa ao tsara ka
spectroplasm
spectroplasm

Messages : 168
Date d'inscription : 02/03/2010
Age : 43
Localisation : Antananarivo, Madagascar

http://www.spyderize.com

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty mila vonjy

Message  genesys Ven 24 Sep - 22:30

Mampiasa matôsy 2 za de any an-trano sy any ampiasana.
Matetika aho ny mijanona hariva any ampiasana (calme) mba ahafana manao 3ds max kely
ny blème de le machine mi-reboot foana raha vao mazefatra kely fotsiny le manip.
De presque very foana ny kandra.
HP E5200 - 2go - intel HD4500 - Seven Pro - 3ds Max 2010
Le any an-trano anefa tsisy blèm (presque mitovy le config fa graphique 9500gt)

Lasa tariky be le rediredy.
Sao de misy mahita fika???? Sad

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  gasscreative Lun 27 Sep - 15:57

Genesisy> machine mi-reboot oazy = PROCESSEUR en SURCHAUFFE!!!!!!
Solution = Diovy ny ventilateur ny proc fa maloto be loatra!!! Very Happy
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  genesys Lun 27 Sep - 16:41

Andraso alony andramako ihany na de tsy de mahatoky ary aho.
Misy application mbola mitaky ressource matanja be be kokoa tena en pleine charge ny matos nefa tsy mireboot.
ny mahagaga koa de refa manao rendu za tsy manin'
fa le eo ampanaovana modelisation iny na manao rotation kely tonga de bip....

Misaotra betsaka namaly.

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  Poumpouny Lun 27 Sep - 16:54

Carte Graphique ?
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  genesys Lun 27 Sep - 20:04

Za ko mihaihay hoe resaka config entre 3ds max sy le carte graphique intel.
Mbola tadiavina

genesys

Messages : 17
Date d'inscription : 07/09/2010

Revenir en haut Aller en bas

Rediredy+mianatra Empty Re: Rediredy+mianatra

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum