Blender - Durian Open Movie
4 participants
Page 1 sur 1
Blender - Durian Open Movie
Salisali daholo vaovao milay be ho an' ireo Blenderien(ne)
Efa disponible pour telecharagement ilay Open Movie farany izay tsy iza izany fa ilay court metrage " SINTEL". Chapô indray mitoraka indray ho an' Blender e!
www.sintel.org
Mahazo fahafinaretana ary
Efa disponible pour telecharagement ilay Open Movie farany izay tsy iza izany fa ilay court metrage " SINTEL". Chapô indray mitoraka indray ho an' Blender e!
www.sintel.org
Mahazo fahafinaretana ary
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Re: Blender - Durian Open Movie
Eo am-pitelecharger-na, tena mahafinaritra ahy mihitsy le initiavitive an'lerony. Sinon le fichier an'io film io rehetra avy eo amidin'i lerony, tout les fichier, modelles texture rigg decor tout.....
telechargement sintel
efa manomboka mi-telecharge koa amin'zao eh, tsy andriko ze ahavitan'ny telechargement, efa mitovy amin'ny final fantasy 7 mihitsy le animation, matotra ny vokatry ry zalahy tamin'ity, mety mbola ho degany ny animation manaraka, download download download
Re: Blender - Durian Open Movie
Milay e!!!!! jereo tsara nge ary @ fond ery e? eo @ le plan eny an-tsena...iza ary io o?
Re: Blender - Durian Open Movie
Za ko tonga dia nahakobo an' io olona t@ za vô nijery voalohany, Tsy iza io akory fa ilay bandy @ "ELEPHANT DREAM"
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Sujets similaires
» GassCreative MOVIE GALERIE!
» mianatra blender
» Blender 2.54 BETA
» plugin blender
» sci-fi natao tam blender
» mianatra blender
» Blender 2.54 BETA
» plugin blender
» sci-fi natao tam blender
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum