sista house
+2
ratsy
Serfera
6 participants
Page 1 sur 1
sista house
Salut daôlo zalà ! Tsy hoe nanao titanic akory fa voadakan’ny krizy ambavafo ka latsaka tanteraka ny môraly !
Mba miakatra kely izy zao ka mba manararaotra mandefa ity post vôloany ity ! Tsy tena Wip akory kanefa ny kiana sy tsikera dia raisina antanandroa ! Tsy tena kandra fa tranon’i Bavy, eny Lazaina sa Tsilazaina, tsy haiko marina, dé mba mirevirevy izy telo mitsam hoe ôtran’io lé izy refa vita e ! Zà iany ko no mbô nandrotika ny mari-trano.
miala tsiny fa tapaka lé aperçu

Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: sista house
salut serfera , ela ela marina nareo zany ! le trano aloha tonga dia ao tsara ! tiako fotsiny
ratsy- Messages : 366
Date d'inscription : 16/02/2010
Re: sista house
Milay beuh. Sinon mba hahatsara azy kokoa de angamba somary renforcer-na kely le bump-n'ilay brique na ovaina normal map na displace mihitsy, de somary ampiana bevel kely le rindrina surtout le cheminée fa manjary maratra le mpiasan'i jirama rehefa hanao installation jiro satria maranitra be loatra le rindrina
Re: sista house
milay e, tsy otran ny misy varavarakeli mahia keli ve lesy ry am sisiny ambony ry
fa de tena ho atanareo briques apparents ve ny tranon i bavy rehefa hoatao le !!!
mba asiavo vue avy mahita tsara le lavarangana oe
fa de tena ho atanareo briques apparents ve ny tranon i bavy rehefa hoatao le !!!
mba asiavo vue avy mahita tsara le lavarangana oe
maboule- Messages : 59
Date d'inscription : 17/02/2010
Localisation : Antananarivo
Re: sista house
Aaaarrrrrggghhhhhhh........... mahay lty elaisany a!!
MR sa VRAY???
tena nde mba hianatra hanao rendu am zay lets ny tenanay fa very lavitra mints ra zao ny niveau-ny telovongany..
Milay be!!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: sista house
ôtran ef hitako io sary io zany, ny fahitako an'io loo d MRay satria ôtran tsy tia mampiasa Vray raSerfera koo
Re: sista house
fa lay texture ôtran zao wa lay tena tsy haiko miits é, afak mba misy manoro anay v fa nenay ôtran tsy mvôk miits, sad flou b, mety lay lumm ngamba no milma ahitsy é????
Re: sista house
salut daôlo, somary mandé mora2, tena WIP njay zany ty fa sady te-hanatsara io vue io no te-hamoaka vue avy any ambadika mintsy , mbola hianarako rendu d'intérieur koa aza
vray sy c4d no ampiasaiko
rakotoo_gk> mandefàsa wip fa misy afaka manitsy fôna, zà zao tsy nivakl t@ zany normal maps zany mintsy talou nefa manao essai ato tena gaigy bé lé effets normal p/r @ bump classique, pao-tsatroka bé ho an'i poumpouny
briques + normal maps (tena mbola mila mises au point sy reglages lum)
vray sy c4d no ampiasaiko
rakotoo_gk> mandefàsa wip fa misy afaka manitsy fôna, zà zao tsy nivakl t@ zany normal maps zany mintsy talou nefa manao essai ato tena gaigy bé lé effets normal p/r @ bump classique, pao-tsatroka bé ho an'i poumpouny
briques + normal maps (tena mbola mila mises au point sy reglages lum)
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: sista house
Serfera > ny normal map de tena mahavonjy tokoa, indrindra fa rehefa manao an'ilay otran motif arhitecturale am le batiment gothique ireny.
raha texture flou zany de na resolution image na reglage de sampling an'ilay materiaux.
raha texture flou zany de na resolution image na reglage de sampling an'ilay materiaux.
Re: sista house
Aona ny fomba ni-créer-na an le normal map lety??
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: sista house
inn le plugs???
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Re: sista house
sali daôlo
reto misy MAJ kely, somary namboariko ny matériaux sasantsasany, ny ambiance arakaraky ny orientation sy ny ora (ny 1 maraina, ny 1 hariva),
tsotsotra ihany ny décors sy ny résolution ankeviny tsy mahazaka lé matôs-keliko é!
reto misy MAJ kely, somary namboariko ny matériaux sasantsasany, ny ambiance arakaraky ny orientation sy ny ora (ny 1 maraina, ny 1 hariva),
tsotsotra ihany ny décors sy ny résolution ankeviny tsy mahazaka lé matôs-keliko é!
Serfera- Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana
Re: sista house
Ao tsara lesy,
Le brique fotsiny no hitako somary otran clean be loatra, asio variation de couleur kely fotsiny.
Sinon reveko be le vue avy any ambadika, sady micolle tsara am le fond
Le brique fotsiny no hitako somary otran clean be loatra, asio variation de couleur kely fotsiny.
Sinon reveko be le vue avy any ambadika, sady micolle tsara am le fond
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|