BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
5 participants
Page 1 sur 1
BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
Ireto indray zany moa ny kandra farany, izay efa hitanareo am tele ihany fa saingy noho ny resaka confidentialité de tsy afaka diffuser-na le izy raha tsy efa mandeha am tele. Koa satria moa efa hitako omaly tam tele zareo de indro ary. Marihako fa le partie 3D ihany no poster-ko eto ary version tsy mitovy am le mandeha am tele. MAtetika mantsy ny client de le version ratsy foana no tiana . Ny ahy izany le version tiako no alefako eto. Miala tsiny am le haratsin'ny sary fa le comression you tube tena fotaka mihitsy.
Mlay!!!
Norma b eh!!!efa tena enjana mitsy!!!zavatra nanitikitika kely fotsn: lé joueur anà baby tsis tanana @ voalohany d aveo lasa misy.Indro kely t@ scenario an'lé client
flywell- Messages : 66
Date d'inscription : 28/10/2010
Re: BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
Izay no demanden'ny client eh, le baby foot vazah ireny no misy misy tanana le joueur sasany fa ny blem zalahy de hoe le baby foot gasy mihitsy no ilainy nefa ilainy misy tanana koa le izy, de natao am za mahamety azy tao fotsiny.
Re: BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
Making off
Miala tsiny fa teny frantsay le izy fa satria mantsy sady poster-ko any am forum hafa (vazaha) ihany koa.
Miala tsiny fa teny frantsay le izy fa satria mantsy sady poster-ko any am forum hafa (vazaha) ihany koa.
Re: BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
Nôrma b le video @le Telma Mora fa le mivôka any @ Gazety no ts de manaitra firy.
Milay be ra Poumpony a!
Milay be ra Poumpony a!
Sedramahefa- Messages : 31
Date d'inscription : 05/03/2010
Re: BOLO DUO + TELMA MORA (COMERCIALE)
Milay b raPoumpouny, tsy misy kianina tson e!
soren- Messages : 16
Date d'inscription : 23/02/2010
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|