Telo vongany
Vous souhaitez réagir à ce message ? Créez un compte en quelques clics ou connectez-vous pour continuer.

Maya toujours Maya l amour

5 participants

Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Maya toujours Maya l amour

Message  Zouzou3d's Mar 16 Fév - 19:09

Salut jiaby.mba asio tuto pour debutant rangah ato le mampazoto be reny fa tena tsy motive mitsy ny tenanay an

Sleep

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  gasscreative Mar 16 Fév - 20:28

zahay ko te hianatra maya nefa ny bandy manao maya eto am tanana otrany vitsy iany ah. Rah 3dsmax alo de afaka hanaovanay tuto fa iny no mba hainay e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Poumpouny Mar 16 Fév - 21:08

Tena ny tenanay aloha de mbola nofa be mihitsy raha maya eh, efa mahay base ihany fa tena mbola lavitra ny dia tsy mbola en niveau hanao tuto mihitsy sinon. Sinon aleo fa hitady lien aho de poster-ko eto.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Zouzou3d's Mer 17 Fév - 14:10

Very Happy
Laughing
Msotra ry zalah a.ny ahy mantsy maya no mba fikitiko fa zay le izy hoe tsis motivation mitsy anay de tarek

sa max ve no tsara travaillena?

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 14:13

Raha efa Maya no noketrehinareo hatramizay de tohizo maya hatram farany, za aza zao hianatra Maya rehefa misy fotoana.

Efa Nanaraka an'ilay Quick Start ao am Doc ve aloha ianareo eh? le manamboatra otran fiangonana kely iny, de le casque moto de .....sns

Iny aloha anombohana azy raha mbola tsy vita.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Zouzou3d's Mer 17 Fév - 14:22

ie tena efa navita zavatra tsotsotra aza fa le blem ane le tuto en anglais no tena betsaka eh.fa maya ve tsara?ra resaka io taranja io ?

Za ko tsis namana de tena kenda iany refa tonga lalindalina hi.hi.hi. Laughing Laughing

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Poumpouny Mer 17 Fév - 14:40

Maya no matanjaka indrindra, raha resaka tanjaka no jerena. Tsy voatery izay matanjaka anefa no milay , mi-dépendreny besoin-ny tsirairay io ary any an-dafy dia mikaonty be ny vidina logiciel. Tsy otran'ny eto amitsika za hoe embaars du choix fotsiny. Maya no anisan'ny Lafo vidy indrindra. Maya koa anefa no ela indrindra ny courbe d'apprentissage (eo eo am 6 mois eo enao no miasimuller ny philosophie sy ny base-ny raha 4mois zany am 3D's Max ary 3mois am Cinema 4D. Ny tombony ben'i Maya anefa dia izy manana reconnaissance be au niveau an-dry zareo gros studio de prod any ivelany. (Holllywood, Pixar, Dreamworks....).

Donc raha ny ho free lance no tanjonao any aoriana any (izany hoe tsy misy restriction specifique logiciel fa ny rendu finale ihany no mikaonty) dia mi-conseiller anao cinela 4d aho na 3d`s Max fa surtout Blender (satria gratuit sady actif be mihitsy ny communauté no be tuto be). Raha ohatra kosa ka ny mba hiasa amin'ireny gros studio ireny no mba nofinofinao (Pixar, Dreamworks, eny fa na dia ireo studio frantsy toy ry Blue Sky nanao anì Age de Glace izay branche animation an'i 20th century fox aza dia Maya daholo no takiany.

Raha fintinina zany dia arakaraky ny zvt ilainao ny logiciel safidinao.
De Mazotoa hatrany mianatra fa tsy maintsy hay io.

Sinon raha tena te hivoatra dia manaova WIP eto, za mantsy mba mahita base Maya ihany de rehefa mi-bloque amin`ny zavatra iray dia atosay eto ny olana, de miara hitadiavana
fika.

Edit : Saika adinoko, Maya irery no mbola Logiciel 3D nahazo award scientifique tam festival de canne.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Zouzou3d's Mer 17 Fév - 17:33

ok ok ok sur ary fa ho tohizako le ketrika ra izany,saika hivadika max na blender mantsy aho.
Mazoto ko miketrika daholo ry zalah bounce

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  gasscreative Mer 17 Fév - 20:34

Zouzou3d's> na maya na max no enaran la de presque am teny anglisy daolo anie le tuto e!! fa tsy koa zany fa sady ahaizana teny anglisy ko anie e!
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Serfera Mer 17 Fév - 21:08

marina mintsy, fa na C4D koa aza tuto en anglais no tena betsaka raha vao miditra lalindalina. @ voalohany ihany no mila manao révision sy mamolatena kely (na beu) cyclops fa rehefaveo mandeha miadana eny ihany, ny dico fotsiny atao eny antanana foana. study
Serfera
Serfera

Messages : 60
Date d'inscription : 13/02/2010
Age : 48
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  rnaptk Mer 14 Avr - 22:35

Io zala mba misy Site kely ho an'i Maya sy ny afa ko sady FR
http://www.siteduzero.com/tutoriel-3-228998-apprenez-a-modeliser-en-3d-avec-autodesk-maya.html

rnaptk

Messages : 4
Date d'inscription : 11/04/2010
Localisation : Tana

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  gasscreative Jeu 15 Avr - 0:55

rnaptk> misaotra e, za mantsy zao ko otrany te hianatra maya mits
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Poumpouny Jeu 15 Avr - 13:48

Mayalounge

LE forum francophone pour Maya Wink
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  gasscreative Ven 16 Avr - 13:15

Noho ny atsaram-panahinareo dia nianatra maya ny tenanay ka dia ho avy tsy ho ela eto ny sary, fa tsy haiko lety na zah efa zatra max nandritra ny 6 ans fa tena otrany tsy de tena pratique loatra i maya rah resaka outil de MODELISATION a!!! na resaka selection koa aza, ary hitako am le fampiasan lah (poumpony) C4D fa toa otrany any am menu any daolo ny outil rehetra, sinon de bataina eo am le shelf ze ampiasaina matetika. Nenah koa mo tuto vidéo an'i Digital tutors no enarako ato fa ledala aza otrany sahirana be am le resaka selection-na vertex. Nga tsisy genre "Backkface cull" am Maya? Ny resaka duplication koa tsy de pratique satria manao Ctrl+D de zay vo ahisaka le objet ra tsiana ho dupliquena eo akaiky eo, nefa am max SHIFT+Clic&Drag de efa dupliqué.
Hay!!! zavatra iray tsy hitako tam maya koa (sady tsy hitako ampiasain' dry zalahy am le tuto) resaka Duplication en "INSTANCE". Am max ah mantsy refa m-modéliser de ny ilany (symmetry) en mode instance, am zay hitako en temps réel le objet symmetric, fa nen-dry lerony miasa am ilany fotsiny alo izy de avy eo Mirror-ena hijerevana an le izy, de avy supprimr-na ndray alo le ilany de manohy ny asa de otran zay foana.
Misy option tsara koa anefa izy zay tsis any am max toy le "HD preview": tsy mesh smooth io an, zany oe tsis effet-ny any am rendu, fa preview fotsiny oe otrany aon le mesh refa smoothé.

Sinon, le interface am le 2011 alo otrany mba tsaratsara fa tsy otran le taloha le misy "CRACK" be iny eo ampvoany refa manao clic droite e!
Manana tuto rigging maya koa ah ato lety fa aleo aloh maitriser tsara ny modélisation am Maya!

Conclusion gasscreative:
Maya: voan'i Max raha resaka modélisation
MAx: mavoha an'i Maya resaka modélisation Very Happy
gasscreative
gasscreative

Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Zouzou3d's Ven 30 Avr - 17:30

duplicate special no fanaovana copie en instance de misy options maromaro vitsvits ao

mazto eh

Zouzou3d's

Messages : 17
Date d'inscription : 16/02/2010

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Poumpouny Ven 30 Avr - 22:44

Au faite maya anisan'ny henjana indrindra raha modelisation, ny blem fotsiny de ny pitsopitsony any am workflow no somary blem, raha hanao lopp selection na ring selection zao ela de tsy maintsy miova mode edge aloha satria ny edge ihany no misy lopp selection de zay vo convertisse-na ho polygone loop. za koa somary sahirana am maya coté modelisation, fa anefa hono rehefa zatra amizay logique zay ela de tena puissant be lery, za koa nieritreritra hoe resin'i cinema 4d maya raha modelisation. Ny zavatra henjana be zay mbola maya ihany aloha no ahitako azy de le historique de modelisation, ohatra ela manao bevel de manohy ny modelisation an'ialahy any aoriana any anefa hitan'ialahy fa tsy ampy ohatra le bevel de afaka mankany am historique fotsiny ela de ampiakarina le bevel, izany hoe modelisation non destructive jusqu'a ce que hoe effacer-n'ialahy amizay le historique. Fa franchement aloha za aloha na hianatra maya aza de aleoko any am cinema 4d ihany no modeliser-na eh!! de balancer-na .obj any am maya avy eo, amiko ny coté tena interessant amin'i maya de ny rigging, ny resaka vfx (fumée, rano, ranomasina sy particule, de ny moteur cloth, na ny resaka shader aza aho tena sahirana any am maya tsy haiko otran rigide be zany le izy.
Poumpouny
Poumpouny
Admin

Messages : 386
Date d'inscription : 11/02/2010
Age : 38
Localisation : Madagascar

http://www.laygraphics.com

Revenir en haut Aller en bas

Maya toujours Maya l amour Empty Re: Maya toujours Maya l amour

Message  Contenu sponsorisé


Contenu sponsorisé


Revenir en haut Aller en bas

Revenir en haut

- Sujets similaires

 
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum