Sary mihestika tena izy... lol (Zombie Walk Paris)
4 participants
Page 1 sur 1
Sary mihestika tena izy... lol (Zombie Walk Paris)
Somary ela ela ndray za vao tafandalo ato, fenofeno ny asa aman-draharaha tato ho ato. Nahita ny sary mahafinaritra nalainareo rehetra za dia mba te hizara ny sary alaiko koa.
Ireto serie de photos reto zany, karazana matso be ataon'ny fans de Zombie manerana an'izao tontolo izao mandritra ny ora vitsivitsy sur un jour donné pendant le mois de Novembre.
Zombie Walk no anarany, ny ahy moa ny taty Paris no nalaiko. Fanidroany izao no nanarahako ity événement ity, ka afangaroko eto ny santionany vitsivitsy @ sary t@ 2009 sy ny t@ity taona ity.
Mialatsiny dieny mialoha hoan'ny zay mety ho choqué fa somary mampatahotra ihany ny sary satria manao masque na make up miendrika Zombie ny participants.
Ireto ny liens afahanareo mahita ny sary rehetra :
- Zombie Walk Paris 2010 on FLickr
- Zombie Walk Paris 2009 on Flickr

Salut
J'ADORE tout simplement cette série de photo Zombie Walk Paris 2010
les couleurs et le rendu cinématique est super
les couleurs et le rendu cinématique est super
Dernière édition par tthel25 le Lun 6 Déc - 22:32, édité 1 fois
tthel25- Messages : 10
Date d'inscription : 24/10/2010
Localisation : Tana
Re: Sary mihestika tena izy... lol (Zombie Walk Paris)
Enjana be!!! otrany cinema mints le sary!
gasscreative- Messages : 462
Date d'inscription : 16/02/2010
Age : 40
Localisation : Antananarivo, Madagascar
Sujets similaires
» sary sary kely
» Matos fangalana sary
» Ireo Sary Pika-ko
» mitady mpanao sary boky
» <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
» Matos fangalana sary
» Ireo Sary Pika-ko
» mitady mpanao sary boky
» <FIfaninanana> Sary Famantarana ho an'i CGDAGO ( LOGO )
Page 1 sur 1
Permission de ce forum:
Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
|
|